Apinga
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Apinga, Health/Beauty, Avaradoha, Antananarivo.
30/07/2026
✨ E❗ENAO VE MISY TACHE MAINTY AMY HELIKA,ELAKELAPE,GENOU, HATOKA MAINTY, MAHAMENATRA NAO REHEFA MBA MANAO AKANJO TSISY TANA NA MANAO PISCINE KA TINAO HITOVY AMY LOKONY HODITRAO MADIO TSARA?
💚 APINGA Crème Blanchissante 100% Naturelle no vahaolana natao ho anao hikarakarana ny hoditrao isan'andro,aza matahotra fa Tsy ho menatra intsony enao manombok'izao fa HADIO TANTERAKA NY FARITRA MAINTY sady malefaka no azo antoka
🌿 Vita amin'ny akora voajanahary voafantina tsara, tsy misy akora mahery mety hanimba ny hoditra.
✨ Tombony azonao:
✅ Manampy hampadio ny hoditra tsikelikely
✅ Manampy hampitovy ny lokon'ny hoditra
✅ Manala ny tasy mainty
✅ Manpamandina sy mampalefaka ny hoditra
✅ Mahatonga ny hoditra ho malama sy ho salama
💚 Tsy misy: ❌ Hydroquinone
❌ Corticoïde
❌ Parabène
🌸 Mety amin'ny: 👩 Vehivavy sy lehilahy
🌿 Karazana hoditra maro (indrindra raha ampiasaina araka ny toromarika)
🇲🇬 Vokatra APINGA – Vita Malagasy, kalitao avo lenta.
💰 Vidiny: 20.000 Ariary monja, 50gr
🚚 Manao livraison eto Antananarivo sy mandefa any amin'ny faritra rehetra.
30/07/2026
🌿 SHAMPOOING ANTI-POUX APINGA 400ml🌿
💚 Vidiny: 15.000 Ariary monja 😍🔥
🚨 STOCK VOAFETRA! 🚨
😫 Leo ve ianao mahita ny zanakao na ny ankohonanao mijaly noho ny hao sy ny atodiny?
✨ APINGA Shampooing Anti-Poux no vahaolana voajanahary sy mahomby!
🌱 Vita amin'ny akora voajanahary voafantina tsara, tsy mampidi-doza amin'ny hodi-doha ary mety ho an'ny ankizy sy ny olon-dehibe.
Tombony azonao:
✅ Mamono hao sy atodiny ✅ Manala ny mangidihidy ✅ Manadio lalina ny hodi-doha ✅ Mampalefaka sy mampangirana ny volo ✅ Manampy hisoroka ny fiverenan'ny hao ✅ Manitra sady malefaka amin'ny volo
💯 Kalitao APINGA 🌿 100% Vita Malagasy 🌿 Akora voajanahary 🌿 Tsy misy parabène 🌿 Tsy misy silicone 🌿 Tsy misy sulfate
📦 Aza miandry ho lany stock!
Manao livraison izahay
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Website
Address
Antananarivo