HA&MI shopping

HA&MI shopping

Share

✅Boutique en ligne✅

30/10/2025

Salut daholy
Hoavy tsy ho ela ny article vaovao be ho ataontsika Live sady amin vidiny mirary be takatry ny rehetra
Fa mialoha anzay aloha dia asitsika jeux kely ndray fa efa ela2 izy zay.❤️❤️🥰🥰🥰
Araho foana aza n page fa samy ahazo ny anjarany daholy eto amin fizarana maimaimpoana💝

30/09/2025
28/09/2025

MANGATAKA PARTAGE AMINAREO AN'TY FAMPAFATARINA NY ZO FOTOTRA RAHA SANATRIA VOASAMBOTRA ITY 🙏🏼
✅ Zo hanana mpisolovava : afaka mitaky mpisolovava ianao hatrany am-piandohana, ary adidin’ny polisy sy ny gendarme ny mampahafantatra izany.
✅ Zo hifandray amin’ny havana : afaka mampandre ny fianakaviana na olona atokisana ianao Ary milaza n'y toerana hitazomana anao.
✅ Zo hojerena dokotera : raha ilaina dia afaka mitaky fitiliana ara-pahasalamana ianao.
✅ Zo hangina : tsy voatery hiteny na hanaiky zavatra hanamelohana ny tenanao ianao.
✅ Fanajana ny maha-olona : tsy azo atao ny mamely, mampijaly, na manala baraka. Tsy maintsy hajaina ny maha-olona anao.
Source Maître Aly Aliarivelo

28/09/2025

salama daholo.Aleo isika tsy manaiky hampizarazaraina zany fa mba iray hina hatrany
Tena be ireo te ampiady sy mitetika andrava ny tolona
Courage daholo

Photos from HA&MI shopping 's post 03/09/2025

Lot de 15.000ar
Oui les deux ♥️♥️♥️♥️
Tsara be amin izao andro mafana zao 🥰🥰
Blanc be reo

Photos from HA&MI shopping 's post 02/09/2025

Pas plus de 8000ar😱😱😱
Coucou mes jolies ♥️♥️

Karazana haut 👚👕tsara kely be dia be ny anombohatsika ny tohiny ny fiarahana ato amin page. 🥰🥰🥰🥰♥️♥️

Ndao aza handray anjara e 😘😘😘

26/08/2025

Ndao asitsika lalao ary alohany iverenatsika en force be amin arrivage e ♥️

16/08/2025

🌟 Dites adieu aux poux ! 🌟

Vous en avez assez des démangeaisons et des tracas liés aux poux ? 🐛
Notre peigne anti-poux est efficace, facile à utiliser et doux pour le cuir chevelu.

✅ Retire les poux et les lentes rapidement
✅ Convient à toute la famille
✅ Réutilisable et écologique

💡 Astuce : Pour un résultat optimal, passez le peigne sur cheveux mouillés, mèche par mèche, et répétez 2 à 3 fois par semaine si nécessaire.

📦 Commandez dès maintenant et protégez vos enfants des poux !

16/08/2025

Redispo ity montre ity nefa lasa 4.000ar ny vidiny.Migeste kely ny ankizy ande hianatra manana montre tactile.
Mp

Vitsivitsy sisa ity montre tactile pour enfant ity fa tongava aingana aza
Prix cassé 6000ar😱😱😱

16/08/2025

Salama daholo❤️❤️❤️
somary nangingina isika tato amn page,tsy teto tana fa efa tafaverina soa aman tsara indray.
Mitohy hatrany ny article tinareo rehetra amin vidiny tena mirary.

28/07/2025

Atao destockage aza reto ambina montre vitsy ato reto sisa
Tonga dia 4.000ar ny anakiray
😱😱😱😱

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Website

Address

Mahazo
Antananarivo
101