Biotika

Biotika

Share

L'excellence de la Cosmétologie bio. Révélez la beauté naturelle de vos cheveux avec BIOTIKA T.M.C.

13/06/2026

Mety Ho Sarotra amin'ny Sasany ny Hiala amin'ny Mahazatra , Saingy fantatsika
fa tsy ny rehetra no mitady ny tompon'ny fahatsarana.

Ny atidoha sy ny fonao dia samy mahalala ny marina: tsy misy vehivavy te ho lasa olona tsotra fotsiny ao anatin'ny efitrano iray. Samy te ho filamatra, te ho voatandrin'ny maso, ary te ho rehareha avokoa.

Ny fitambaran'ny Shampooing 100% BIO sy ny Crème Coiffante BIOTIKA dia fitaovana mahery vaika.
Manova ny volonao ho lasa satroboninahitra velona, mirongatra kanto, ary manitra ho azy izy.

Saingy noho izy io mitaky akora sarobidy, dia stock utra-limité no azonay avoaka.

Raha mahafapo anao ny mijery ny hafa mamirapiratra ary vonona ny hamela ny anajaranao ho an'ny vehivavy hafa ianao dia miala tsiny izahay.

Fa raha tsapanao ao anaty fonao kosa hoe mendrika ny ho tompn'ny tsara indrindra ianao, aza miandry ho lany ny tahiry vao hanenina ; satria ny fonao mahalala ny lanjanao.

BIOTIKA T.M.C, The Magic Cosmetology "Ny Fahefanao, ny Hatsaranao"

12/06/2026
Photos from Biotika's post 12/06/2026

Ho An'izay Tsy Miandry Rampitso.

Satria ny maha-izy anao dia tsy zavatra fotsiny, fa safidy. Tsy maintsy
miseho amin'izao tontolo izao ny maha-izy anao.

Ny Maison BIOTIKA T.M.C dia tsy nanamboatra Shampooing sy Crème
Coiffante fotsiny, fa namolavola fanalahidy. Tamin'ny alalan'ny
" L'Or Vert de Madagascar", namorona ilay " L'imbattable Solution
Pour Tous Types de Cheveux" izay mba hamerenana ny satroboninahitra mendrika anao, Ny tanjona ? Tsy ny hanova anao, fa ny hamoaka ilay dikan-teninao farany tsara indrindra.

Satria ny tantaranao sy ny feonao ho hery lehibe indrindra mampietsika antsika:
soraty ao amin'ny commentaire inona ny olona lehibe indrindra manembatsebana ny fahatokisan-tenanao amin'ny volonao ankehitriny ?

12/06/2026

Miala tsiny, fa ny "Signature" tsara rindra mandritra ny
fetinm-pirenenana dia tsy natao ho an'ny rehetra.

Ankatoky ny fety, ny rehetra dia samy mitady ny hiavaka. Saingy ny
tanora vehivavy manana saina matotra dia mahalala fa tsy mila miresaka lava izy:
ny fofona kanto sy ny famirapiratan'ny volony voataiza amin'ny Crème Coiffante sy Shampooing BIOTIKA T.M.C dia efa ampy hitantaran'ny sain'ny olona ny lanjany.

Noho ny fitadiavana ambony amin'izao ankatoky ny 26 Jona izao , dia efa madiva ho lany ny tahiry voafetra napetrakay. Tsy hisy ho an'ny olona tara izany.

Raha tsapanao ao anaty fonao fa iray amin'ireo vehivavy handresy amin'ny hatsarany volo ianao amin'ity fetimpirenena ity, soraty ao amin'ny commentaire ny teny hoe "26 Jona".
Handefasanay ny tsiamparatelo any aminao mivantana dieny mbola misy ny anjaranao.

09/06/2026

BIOTIKA T.M.C, La signature de L'excellence des Coiffure Capillaire Biologique.

Raha ny vahaolana haingana, feno simika, ary hita eny rehetra eny no tadiavinao,
dia tsy ho hitanao ato izany, ary miala tsiny fa mety tsy ho anao ny Shampooing sy Crèmes Coiffante BIOTIKA T.M.C.

Ny Shampooing sy Crèmes Coiffantes BIOTIKA T.M.C dia 100% bio.
Mitaky tanora vehivavy manana tsiro voafidy tsara, mahay mankasitraka
ny herin'ny natiora madio, ary manaja ny fahasalaman'ny volony sady latsa-paka
izy ity.
Ny Duo BIOTIKA T.M.C, dia ho an'ireo izay te hiala amin'ny mahazatra ka hiditra
ao aminatin'ny tontolon'ny marika misy " Prestige".

Mety ho sarotra amin'ny sasany ny hiala amin'ny mahazatra mba hiditra
amin'ny tontolon'ny The Magic Cosmetology saingy fantatsika fa tsy
ny rehetra no mitady ny toùpon'ny fahatsarana.

"BIOTIKA T.M.C, Ny tsara indrindra ho an'ireo mendrika izany"

Raha iray amin'ny ireo vehivavy sahy manao ho laharam-pahamehana ny
hatsarana ho any volonao ianao dia, alefaso Mp Aingana ny commandinao
fa voafetra tena voafetra ny sisa tavela ato na miantso avy hatrany ny
laharanana manaraka ireto: 038 84 285 15 / 033 23 246 10.

04/06/2026

Raha Mbola Tsy Vonona Hampiseho Ny Tena Herinao ianao Aza avela Jeren'ny Masonao fotsiny ity Publication ity

Ny Art de Séduction avo lenta indrindra dia tsy miankina amin'ny haingo ivelany,
fa ny hery velona entinao. Ny fitaizana ny volonao amin'ny alàlan'ny Duo BIOTIKA T.M.C,
miaraka amin'ilay hery hydratation lalina"KING OF THE DEEP", dia fanambarana fa ny
satroboninahitrao dia voataiza amin'ny fiarovana tampony 100% Bio.

Misy excitation miavaka izany isaky ny mandalo ianao nefa ny volonao mamoaka famirapiratana
avo sy rindra kanto toy ny avy any amin'ny halalin'ny tontolo madio indrindra. Io ny
Singature an'ny Vehivavy mahay mitia ny tenanay amin'ny fomba misy Prestige.

Tsy mamokatra ho an'ny rehetra izahay, fa andiany voafetra hoa an'ireo vitsy an'isa ihany ny stock.
Raha tsapanao fa ny tanora vehivavy rehetra ao amin'ny profil-nao dia mendrika hy hifoha ka
hifidy izao fahefana mpanjaka izao dia mentioneo ao amin'ny commentaire izy miaraka signature
"BIOTIKA T.M.C, King Of The Deep"

BIOTIKA T.M.C, L'excellence Pure

04/06/2026

Miala tsiny, fa ny "Signature" tsara rindra ao anatin'ny rortoroto andavanandro dia tsy natao ho an'ny rehetra.

Ny realité ianan'ny tanora vehivavy matoky tena dia feno rotoroto:
eo ny fianarana, eo ny asa, eo ny fivoahana maraina nefa mila endrika ivelany.

Tsy misy fotoana lany heriny amin'ny fikarakarana lava be.
Ny fampiasana ny Crème Coiffante BIOTIKA T.M.C dia mametraka
izany signature izany ao anatin'ny segondra vitsy: manome volo
milamina haingana, ary tsy mianjera amin'ny tarehy na mitsoka aza
ny rivotra ririnina.

Io no sel-love ho an'ny vehivavy manana fiainana rafiné: tsotra,
haingana, nefa mitazona ny lanjany sy ny elon'ny Prestige foana.
Noho ny fitazonana ny kalitao tampony, voafetra tanteraka ny
anajara sisa tavela ato amin'ny Maison BIOTIKA T.M.C.

Raha iray amin'ireo vehivavy mahay mandrindra nhy kanto sy ny
fotoana isan'andro ianao: Zarao izao lahatsoratra izao ho fanehoana
ny maha izy azy anao.

03/06/2026

Miala tsiny, fa ny vehivavy mionona amin'ny roridrori-tsaina isaky ny mararina dia tsy hizaha ity.

Amin'ny herinandro ny Gym Bacc. Ny kianja dia toerana fandresena,
fa tsy toerana fikorontanana volo. Ny fifidianana ny Crème Coiffante BIOTIKA T.M.C dia tsy fikarakarana fotsiny, fa "Signature" apetrakao amin'ny maha-izy azy anao: volo tsy mavesatra, mitazona rindra kanto na eo aza ny hatsembohana, ary mamelona amin'ny hery 100% Bio.
Satria tsy vokatra ho an'ny besinimaro ity marika misy Prestige ity, dia voafetra tanteraka ny anjara sisa tavela ato amin'ny Maison BIOTIKA T.M.C amin'izao ankatoky ny fanadinana izao.

Ny haingam-pihetsika ihany no tsy ho tara.

Raha tsapanao ao anaty fonao fa ny tanaro vehivavy rehetra hiatrika ny fanadinana dia mendrika ny handresy amin'ny fahatokisan-tena sy ny hatsarany:
Zarao izao lahatsoratra izao mba ho fanairana ny kilasy misy anao.

"Ny ho avy dia an'ireo sahy misongadina"

BIOTIKA T.M.C, L'élégance au Naturel.

Photos from Biotika's post 03/06/2026

BIOTIKA T.M.C, L'Or Vert de Madagascar

Tsy fomba fanao maraina fotsiny ny mikarakara volo, fa fombafomba fanehoana ny herinao sy ny hambom-ponao. Isaky ny mampiasa ny Crème Coiffante Biotika T.M.C ianao, dia mamolavola ny ho avinao sy ny endrika tianao hisehoana amin'izao tontolo izao. Rehefa madio sy manitra ary salama ny volonao, dia mitsangana ho mpitarika ianao. Lasa anisan'ireo ''Tanora Miavaka'' sy manana ny maha-izy azy.

Aza miandry ho lasa mpanaraka fotsiny fa Raiso ny satroboninahitrao androany.
Alefaso hafatra miafina (MP) izahay izao raha te hiditra amin'ny fivondronan'ireo tanora mifidy ny tsara indrindra ianao.

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Website

Address

IVATO
Antananarivo
103