Gasy Care
✨ Gasy Care, cosmétiques clean & naturels, fabriqués à Madagascar. Des soins capillaires adaptés à chaque type de cheveux, éthiques et respectueux de la nature.
La beauté au naturel, signée Madagascar.
31/08/2026
✨️𝐑𝐞𝐭𝐨𝐮𝐫 𝐜𝐥𝐢𝐞𝐧𝐭 𝐚𝐯𝐲 𝐚̀ 𝐁𝐞𝐥𝐨/ 𝐓𝐬𝐢𝐫𝐢𝐛𝐢𝐡𝐢𝐧𝐚 : 𝐜𝐥𝐢𝐞𝐧𝐭𝐞 𝐟𝐢𝐝𝐞̀𝐥𝐞 🥰
👉Raha sahirana nitady produits mitsabo volony mora maina ary tsy mety lava no mamoaka boucles naturelles bien définies i Mme Tsanta Giovanni
Volo type 3b3c
Nanontany tato amin'ny Gasy Care 😊
Ireto no ni proposenay azy :
Shampooing stimulant + masque Hydra'Care + leave-in Afrodeep + huile repousse + gel extra
Nampiana huile nourish ihany koa
Tamin' ny juin izy nanomboka nampiasa
Ny tena olany dia : ny volony mora maina kely ,
tsy mety lava !
Afa po amin' ny volony izy amizao fa mahazo résultats tsara 👌
Mitazona hydratation tsara ny volo
Mivoaka sady mitazona tsara ny boucles 😍
Efa manomboka mahazo repousse ihany koa
Misaotra betsaka amin'ny retours sy amin'ny fahatokisana tompoko ❤️
Manantena izahay fa hahazo résultats tsara hatrany ianao miaraka amin'ny produits vokarinay 🫶
Mitady produits mitsabo volonao maina sy tsy mety maniry safy hamoaka boucles naturelles bien définies sy bien fixées ihany koa ve ianao❓️
Aza misalasala manantona ao amin'ny mp fa omenay produits mifanaraka tsara amin'ny type ny volonao sy amin'ny porosité any ☺️
28/08/2026
👉𝐆𝐚𝐦𝐦𝐞 𝐫𝐞𝐩𝐨𝐮𝐬𝐬𝐞 & 𝐚𝐧𝐭𝐢𝐜𝐡𝐮𝐭𝐞 + 𝐥𝐞𝐚𝐯𝐞-𝐢𝐧 𝐀𝐟𝐫𝐨𝐝𝐞𝐞𝐩 𝐬𝐲 𝐠𝐞𝐥 𝐞𝐱𝐭𝐫𝐚 🌿
Gamme repousse & antichute:
Soin repousse, antichute, réparateur, & anticasse
✅️Mitsabo volo simba, miongotra, tapatapaka, vakivaky, manify, malemy, mihintsana, tsy mety maniry ary manome repousse ary manalava volo
Leave-in Afrodeep :
Soin hydratant & nourrissant
✅️Mitazona hydratation amin'ny volo
✅️Mampalefaka volo
✅️Manome souplesse
✅️ Brillance
✅️ Mamoaka boucles naturelles bien définies
Raha manao methode boucles
Gel extra
Soin hydratant & curly
✅️ Fixateur des boucles
Gasy Care , la beauté inspirée de la nature ☘️
𝟐 𝐦𝐨𝐢𝐬 𝐳𝐚𝐲 𝐧𝐨 𝐧𝐚𝐦𝐩𝐢𝐚𝐬𝐚𝐢𝐧' 𝐢 Juritha Andriatianiavo 𝐧𝐲 𝐠𝐚𝐦𝐦𝐞 𝐫𝐞𝐩𝐨𝐮𝐬𝐬𝐞 & 𝐚𝐧𝐭𝐢𝐜𝐡𝐮𝐭𝐞 𝐦𝐢𝐚𝐫𝐚𝐤𝐚 𝐚𝐦𝐢𝐧' 𝐧𝐲 𝐥𝐞𝐚𝐯𝐞-𝐢𝐧 𝐀𝐟𝐫𝐨𝐝𝐞𝐞𝐩 𝐬𝐲 𝐠𝐞𝐥 𝐞𝐱𝐭𝐫𝐚 🌿
Efa sasa niandry ny retours avy aminy mihitsy izahay tato amin'ny Gasy Care 🥰
️🍃Bien soigné ny volony
💧️ Bien hydratés ihany koa
🌸 Souplesse
🌻 Lasa mora bangoina
Raha tianao mahazo résultats mitovy aminy izany ny volonao ☺️
Aza misalasala mampiasa ny gamme avy ato aminay 👌
Misy 2 karazany ny gamme ☘️
👉𝑮𝒂𝒎𝒎𝒆 𝒓𝒆𝒑𝒐𝒖𝒔𝒔𝒆 & 𝒂𝒏𝒕𝒊𝒄𝒉𝒖𝒕𝒆
👉𝑮𝒂𝒎𝒎𝒆 𝑯𝒚𝒅𝒓𝒂'𝑪𝒖𝒓𝒍
Mila fanazavana fanampiny ve ianao ❓️
Tongavasoa ary ao amin'ny mp fa sady omenay torohevitra mahasoa hoan'ny volonao ihany koa 😊
27/08/2026
✨️𝐍𝐝𝐞𝐚 𝐢𝐧𝐝𝐫𝐚𝐲 𝐡𝐢𝐣𝐞𝐫𝐲 𝐀𝐯𝐚𝐧𝐭/ 𝐚𝐩𝐫𝐞̀𝐬 : 𝐭𝐲𝐩𝐞 𝟑𝐛 𝟑𝐜 😍
👉 Retour avy any à Moramanga ☺️
🌿Hydra'Curl indray no nandramany teto fa nampiarana tamin ' ny gel extra 💦
👉 Miaraka amin'ny méthode brosse 🪮
✅️Bien hydratés tsara ny volony
✅️ Mahazo boucles bien définies sy bien fixées
✅️ Sady mahazo brillance sy souplesse
Mivoaka tsara ny hamanjan' ny volony natoraly 👌
27/08/2026
𝐈𝐧𝐨𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐝𝐞𝐜𝐢𝐬𝐨𝐧❓️
Matetika, mandalo amin' ity daholo izay manao retour au naturels 😀
Tsy hay izay hanaovana ilay volo 🤧
Mila torohevitra ity namantsika ity 🥲
Raha ianao tamin' ny toerany?
Tapahana tsikelikely ve ?
Sa manao routine proteiné sy hydratant ihany ?
Sa big chop mihitsy?
Vao manao retour au naturels fa simba be ny volony 😪
Mba omeo torohevitra hoe tompoko azafady ?
Sa mbola amin' ity phase ity ihany koa ianao amizao ?
Misaotra mialoha tompoko 🫶
"𝐈𝐥𝐚𝐲 𝐭𝐞𝐧𝐚 𝐭𝐬𝐚𝐫𝐚 𝐢𝐧𝐝𝐫𝐢𝐧𝐝𝐫𝐚 𝐭𝐚𝐦𝐢𝐳𝐚𝐲 𝐞𝐟𝐚 𝐧𝐚𝐦𝐩𝐢𝐚𝐬𝐚𝐢𝐤𝐨 👌 𝐌𝐢𝐭𝐚𝐳𝐨𝐧𝐚 𝐭𝐬𝐚𝐫𝐚 𝐧𝐲 𝐛𝐨𝐮𝐜𝐥𝐞𝐬 𝐬𝐚𝐝𝐲 𝐇𝐲𝐝𝐫𝐚𝐭𝐚𝐭𝐢𝐨𝐧 𝐚𝐮 𝐭𝐨𝐩"
Hoy i Mme Linah Rakotonirina ❤️
Cliente fidèle ny Gasy’Care ☘️🫶
Tsy izy irery ihany fa efa maro izay retours tsara azonay tamin' ity gel extra ity a 🤗
Hoy ihany koa i Raheri ❤️
"𝑹𝒂𝒉𝒂 𝒏𝒚 𝒈𝒆𝒍 𝒓𝒆𝒉𝒆𝒕𝒓𝒂 𝒏𝒂𝒏𝒅𝒓𝒂𝒎𝒂𝒌𝒐, 𝒊𝒐 𝒏𝒐 𝒕𝒔𝒂𝒓𝒂 𝒊𝒏𝒅𝒓𝒊𝒏𝒅𝒓𝒂 " ❤️
Efa 3 mois izay, ato foana izy manjifa ny gel ataony amin'ny volony type 3c .
Tsara ity gel extra ity ka 💦
Tsy doka fotsiny fa efa maro no afa- po 🤭
Mety amin' ny tout type de cheveux 🧑🦱
Ary ianao efa mampiasa gel extra ny Gasy' Care ity ve ❓️
Maharitra 1 à 2 mois eo 😊
Nadia Rah , Misaotra amin'ny vidéo sy ny sary 🥰
Revendeur Gasy Care à Moramanga
25/08/2026
👉𝐆𝐞𝐥 𝐞𝐱𝐭𝐫𝐚 💦
✅️ Soin hydratant & curly
Boucles bien hydratés sy bien fixées 👌
Gel malefaka, manome effet naturel
Kelikely fotsiny dia efa ampy tsara !
Mety amin' ny zaza + de 3 ans
A base de gel : gombo + lin+ aloé verra 🌿
🍃100% naturels sy Clean ✅️
✨️Gasy Care , ️𝐃𝐞𝐬 𝐛𝐨𝐮𝐜𝐥𝐞𝐬 𝐡𝐲𝐝𝐫𝐚𝐭𝐞́𝐞𝐬, 𝐝𝐞́𝐟𝐢𝐧𝐢𝐞𝐬
𝐞𝐭 𝐩𝐥𝐞𝐢𝐧𝐞𝐬 𝐝𝐞 𝐯𝐢𝐞 ☘️
𝐆𝐞𝐥 𝐝𝐞 𝐠𝐨𝐦𝐛𝐨 𝟏𝟎𝟎% 𝐧𝐚𝐭𝐮𝐫𝐞𝐥 𝐟𝐚𝐢𝐭 𝐦𝐚𝐢𝐬𝐨𝐧 𝐡𝐨𝐚𝐧'𝐧𝐲 𝐳𝐚𝐳𝐚 𝐚𝐮𝐱 𝐜𝐡𝐞𝐯𝐞𝐮𝐱 𝐭𝐞𝐱𝐭𝐮𝐫𝐞́𝐬 👶
Sahirana mitady gel malefaka hoan'ny zanakao ve ianao ❓️
Mety amin' ny zaza lahy ihany koa ☺️
Andramo aloha ity recette gombo ity fa sao de mety tsara amin'ny volony 💧
Mi definir boucles !
👉10 na 12 gombos
👉 Rano 500ml
👉 Sasana tsara ny gombo, tetehina avy eo
👉 Hampangotrahana 10 à 15 mn
👉 Hafangaro moramora
👉 Avela mangatsiaka
👉 Tatavanina amizay miala ny résidus
✅️ Gel naturel, tsy misy akora chimique
Iza no efa mampiasa gel de gombo ❓️
24/08/2026
𝐌𝐚𝐬𝐪𝐮𝐞 𝐡𝐲𝐝𝐫𝐚'𝐜𝐚𝐫𝐞 + 𝐥𝐞𝐚𝐯𝐞-𝐢𝐧 𝐇𝐲𝐝𝐫𝐚'𝐂𝐮𝐫l🌿
👉Masque hydra'care :
Soin hydratant, nourrissant sy fortifiant ( antichute)
🍃Mitsabo volo simba ny loko sy ny appareils chauffants
🍃 Mamerina sy manatsara ny kalitao ny volo natoraly
🍃 Manome hydratation lalina amin'ny volo
Tous types des cheveux
👉 Leave-in Hydra'Curl :
Soin hydratant & nourissant
🌻 Mitazona hydratation amin'ny volo
🌻 Mampalefaka
🌻 Manome souplesse
🌻 Mamoaka boucles naturelles
Cheveux type2 sy type3 tsy miloko
Gasy Care , cheveux plus forts et plus sains ☘️
24/08/2026
"𝐂𝐜 𝐧𝐚𝐧𝐚𝐨 𝐫𝐨𝐮𝐭𝐢𝐧𝐞 𝐜𝐚𝐩𝐢𝐥𝐥𝐚𝐢𝐫𝐞 𝐳𝐚 𝐚𝐧𝐝𝐫𝐨𝐚𝐧𝐲 𝐩𝐫𝐞𝐦𝐢𝐞𝐫 𝐟𝐨𝐢𝐬 𝐚𝐧 𝐆𝐚𝐬𝐲 𝐜𝐚𝐫𝐞 𝐦𝐚𝐧𝐢𝐟 𝐤𝐞𝐥𝐲 𝐯𝐨𝐥𝐨𝐤𝐨 𝐟,,𝐦𝐛 𝐢𝐭𝐚𝐤𝐨 𝐧𝐢𝐨𝐯𝐚 𝐤𝐞𝐥𝐲 𝐬𝐚𝐭𝐫𝐢𝐚 𝐯𝐨𝐥𝐨𝐤𝐨 𝐞𝐟𝐚 𝐒𝐢𝐦𝐛𝐚𝐧 𝐥𝐨𝐤𝐨 𝐦𝐚𝐫𝐫𝐨𝐧 𝐛 𝐭𝐚𝐥𝐨𝐡 𝐬𝐲 𝐬𝐨𝐭𝐨𝐦𝐢𝐧𝐚 𝐟𝐞𝐫 𝐢𝐬𝐚𝐧𝐚𝐧𝐝𝐫𝐨 𝐝𝐞 𝐭𝐬 𝐧𝐚𝐧𝐚𝐨 𝐬𝐨𝐢𝐧𝐬 𝐦𝐢𝐧𝐭𝐬 ,....
✨️Retour cliente avy any à Antsirabe any ☺️
"𝐓𝐬𝐲 𝐝𝐞 𝐡𝐨 𝐜𝐮𝐫𝐥𝐲 𝐧𝐨 𝐭𝐚𝐧𝐣𝐨𝐤𝐨 𝐟𝐚 𝐳𝐚 𝐠𝐚𝐠𝐚 𝐛𝐞́ 𝐦𝐢𝐧𝐭𝐬 𝐟𝐚 𝐡𝐨𝐞 𝐢𝐯𝐞𝐫𝐢𝐧𝐚 𝐚𝐦 𝐧𝐚𝐭𝐮𝐫𝐞 𝐚𝐧𝐲𝐤𝐨 𝐭𝐚𝐥𝐨 𝐟𝐭𝐬𝐧 𝐯𝐨𝐥𝐨𝐤𝐨 𝐝𝐞 𝐡𝐨 𝐒𝐚𝐥𝐚𝐦𝐚 ,,, 𝐯𝐨𝐥𝐨𝐤𝐨 𝐭𝐚𝐥𝐨 𝐦𝐚𝐧𝐭𝐬 𝐬𝐨𝐦𝐚𝐫𝐲 𝐧𝐢𝐨𝐥𝐚𝐧𝐚 𝐤𝐞𝐥𝐲 𝐨𝐭𝐫𝐚𝐧𝐢𝐨 ,𝐬𝐚𝐝 𝐦𝐨𝐫𝐚 𝐥𝐚𝐯𝐚 𝐟𝐚 𝐧𝐚𝐧𝐚𝐨 𝐟𝐞𝐫 𝐢𝐬𝐚𝐧𝐚𝐧𝐝𝐫𝐨 𝐝𝐞 𝐥𝐚𝐬𝐚 𝐭𝐬𝐨𝐭𝐫𝐚 𝐛𝐞́ 𝐬𝐲 𝐦𝐚𝐢𝐧𝐚"
👉 Hamerina ny volony natoraly izy fa simba ny loko sy ny appareils chauffants 😑
👉Tsy mandray hydratation ihany koa , maina be 😪
1 ère utilisation, efa manomboka miverina ilay boucles ondulés maha weavy ny volony type 2
Bien hydratés ihany koa !
🍚Masque hydra'care + leave-in Hydra'Curl 💧
👉Tsy nampoiziny mihitsy ny résultats 👌
Hoy izy hoe :
"𝐓𝐬𝐢𝐚 𝐭𝐬𝐲 𝐧𝐚𝐭𝐚𝐨 𝐦𝐞𝐭𝐡𝐨𝐝𝐞 𝐛𝐫𝐨𝐬𝐬𝐞 ,,𝐭𝐬 𝐦𝐚𝐧̃𝐚𝐧𝐚 𝐚𝐚𝐡 , 𝐟𝐚 𝐧𝐨𝐬𝐚𝐬𝐚𝐢𝐧𝐚 𝐟𝐭𝐬𝐧 𝐢𝐨 𝐝𝐞 𝐧𝐚𝐟𝐚𝐭𝐨𝐭𝐫𝐚 𝐝𝐞 𝐥𝐚𝐬𝐚 𝐧𝐚𝐧𝐝𝐞 𝐧𝐢𝐯𝐨𝐚𝐤𝐚 𝐳𝐚 𝐫𝐞𝐟 𝐦𝐚𝐢𝐧𝐚 𝐝𝐞 𝐧𝐨𝐛𝐨𝐫𝐚𝐡𝐚𝐧𝐚 𝐝𝐞 𝐧𝐚𝐤𝐚 𝐬𝐚𝐫𝐲 "
Rah mitovy aminy ianao,hamerina sy hanatsara ny kalitao ny volonao natoraly
Hatomboy amin'ny masque sy leave-in ny routine anao fa ireo no base ✅️
Manao bain d'huile alohany hanasana volo tsy adino ihany koa 🪔 sy scellage après soin
Tianao hiverina amin'ny natiorany taloha ve ny volonao ❓️
Tongavasoa ary ao amin'ny mp fa sady zarainay torohevitra mahasoa 🌿
Gasy' Care, volo salama sy matanjaka ary mamirapiratra ✨️☘️
Click here to claim your Sponsored Listing.