Glow Up
" Osez briller, Osez Glow Up "
14/11/2025
✂️. Soso-kevitra manokana
Tapaho ny tendrony isaky ny 2 volana mba tsy ho tapaka
Raha maniry volo lava: huile de ricin + massage cuir chevelu 5 minitra isan-kerinandro
Mihinàna sakafo misy vitamine B, fer, proteinina (oeuf, poisson, lentilles, épinard)
12/11/2025
Tohiny fikarakarana ny volo ary e🌼🌼
🧴 Routine de base (isaky ny herinandro na 2 herinandro)
🔹 Dingana 1 : Lavage
Mampiasà shampoing doux (tsy misy sulfate be loatra)
Raha maina be ny volonao, ataovy indray mandeha isan-kerinandro ihany
🔹 Dingana 2 : Après-shampoing / Conditioner
Avelao 5–10 minitra
Ampiasao peigne à dents larges rehefa manasa
🔹 Dingana 3 : Masque nourrissant
Atao isan-kerinandro raha simba ny volonao
Masque maison tsara: yaourt + miel + jaune d’œuf, na avocat + huile d’olive
🔹 Dingana 4 : Huile / Sérum
Raha volo maina: huile de coco, argan, ricin, jojoba
Raha volo gras: huile légère toy ny pépins de raisin na aloe vera gel
Tianareo ve ilay mba asiana torohevitra kely aloha e🥰
Torohevitra ho antsika momban'ny volo
🌿 1. Fahalalana ny karazana volonao
Alohan’ny routine dia ilaina fantarina aloha hoe:
Volo maina → mila hydration (ranon-javatra sy huile hydratante)
Volo manify → mila soin manome volume sy fortifiant
Volo matavy (gras) → mila fanadiovana matetika amin’ny shampoing doux
Volo frisé / crépu → mila huile sy masque nourrissant
Raha tiantsika ny torohevitra aroso eto foana dia aza adino ny j'aime👍
Partage,
👉Brushing à partir de 10 000ar
Finition steampod
Avec soins
📍 Ampefiloha
🌸Brushing
10 000ar
🌼Manucure
15 000ar avec vernis semi-permanent
🏵️ Pédicure
20 000ar avec vernis semi-permanent
📱0345276604
0320341740
0342146339
MANUCURE :15 000AR
PÉDICURE :20 000AR
ISAKY NY INONA NO TOKONY HANAO MANUCURE SY PÉDICURE ?
💅 Manucure (tànana) → isan-kerinandro na isaky ny 2 herinandro
👉 Raha miasa amin’ny toerana mampiasa tanana be (toy ny fandrahoan-tsakafo, asa an-trano, sns), tsara kokoa isaky ny herinandro mba hitazonana ny fahadiovana sy ny endriky ny hoho.
🦶 Pédicure (tongotra) → isaky ny 3 hatramin’ny 4 herinandro
👉 Raha manao kiraro mihidy matetika na mandeha an-tongotra be, dia tsara kokoa isaky ny 2 herinandro mba hisorohana ny hoditra matevina sy ny fanangonan-doto.
Fanampiny:
Raha manao vernis semi-permanent, dia tsara esorina sy havaozina isaky ny 2–3 herinandro.
Raha ho an’ny entretien fotsiny, afaka atao manokana any antrano isan-kerinandro.
05/11/2025
Eh🥰,,Hafa mintsy anie mijery an'ilay hoho refa voakarakara tsara ohatran'izao e❤️💅
Prix mora be anefa no hanaovanay azy
📍 Glowup Ampefiloha
Ataontsika manja hatrany ity volana novembre ity🥰🌸
03/11/2025
Tsy lany manja🌸🌸🍒
💅15 000ar dia mahavitan'izao ato aminay
03/11/2025
🌸✨ Glow Up Ampefiloha ✨🌸
Reine d’un jour, Glow Up pour toujours 👑
💅 Coiffure, manucure, pédicure ,soins visage — tout ce qu’il faut pour briller sans filtre! 💖
📍Ampefiloha – ton coin beauté préféré 💆♀️
💫 Parce que chaque jour mérite son éclat!
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Website
Address
Antananarivo
101
Opening Hours
| Monday | 08:00 - 17:00 |
| Tuesday | 08:00 - 17:00 |
| Wednesday | 08:00 - 17:00 |
| Thursday | 08:00 - 17:00 |
| Friday | 08:00 - 17:00 |
| Saturday | 08:00 - 17:00 |