LOVA Shop

LOVA Shop

Share

🌿 Bien-être & santé naturelle
💪 Astuces perte de poids simples
📩 Message privé ouvert

15/02/2026

🌿 Astuce Santé – Havizanana & kely hery
Raha mahatsiaro reraka be ianao amin’izao andro mangatsiaka izao dia andramo ito 👇
👉 Misotro rano mafana + tantely maraina
👉 Mihinana akondro na voankazo
👉 Maka aina 10 min tsy misy téléphone
👉 Matory aloha kokoa
✨ Manome hery
✨ Manampy vatana hiverina matanjaka
💬 Iza amin’ireto no ataonao matetika?

13/02/2026

💬 Fanontaniana kely ho anareo…
Amin’izao andro mangatsiaka izao, iza amin’ireto no tena mahazo anao matetika?
1️⃣ Sery
2️⃣ Kohaka
3️⃣ Havizanana
4️⃣ Tsy mahita tory
Valio amin’ny numéro 👇
👉 Araho ny page fa mbola hisy conseils santé sy bien-être ho avy 🌿

08/02/2026

🌿 Astuce Santé – Hery fiarovan’ny vatana
Amin’izao fotoanan’ny orana izao dia zava-dehibe ny manamafy ny hery fiarovan’ny vatana 👇
👉 Misotro ranom-boankazo naturel (voasary, citron)
👉 Mihinana legumes maitso
👉 Matory 7–8 ora
👉 Misotro rano ampy isan’andro
✨ Vatana matanjaka
✨ Tsy mora marary
💬 Inona no ataonao mba hitazomana ny fahasalamana?

07/02/2026

Astuce Santé – Kohaka & sery (andro orana)
Raha kohaka na sery kely ianao amin’izao andro orana izao, andramo izao 👇
👉 Rano mafana + sakamalao + tantely
👉 Aza misotro rano mangatsiaka be
👉 Matory ampy
👉 Mitafy mafana rehefa alina
✨ Manampy mampitony tenda
✨ Manampy miaro vatana
💬 Iza amin’ireto no efa nataonao?

04/02/2026

🌧️ Astuce Santé – Andro Orana
Rehefa mangatsiaka be ny andro dia ataovy ireto mba hialana amin’ny gripa 👇
👉 Misotro rano mafana vao mifoha
👉 Mihinana sakamalao + tantely
👉 Matory tsara alina
👉 Aza avela ho lena ela ny vatana
✨ Tsotra
✨ Naturel
✨ Mahomby
💬 Inona no fanaonao rehefa mangatsiaka ny andro?

01/02/2026

🌿 Astuce Santé – Fisorohana gripa & kohaka
Amin’izao fotoanan’ny orana izao, ireto no atao isan’andro 👇
👉 Misotro ranom-boasary na citron mafana maraina
👉 Mihinana lasopy mafana
👉 Sasao matetika ny tanana
👉 Aza avela lena ela ny vatana
✨ Manampy misoroka gripa
✨ Manamafy hery fiarovan’ny vatana
💬 Iza amin’ireto no efa ataonao?

31/01/2026

🌧️ Astuce Santé – Fotoanan’ny orana
Amin’izao andro mangatsiaka sy orana izao dia tandremo ireto mba hialana amin’ny aretina 👇
👉 Misotro rano mafana matetika
👉 Mihinana sakay, tongolo, sakamalao
👉 Mitafy mafana rehefa alina
👉 Matory tsara
✨ Manampy miaro hery fiarovan’ny vatana
✨ Mampihena gripa sy kohaka
💬 Inona no fanaonao rehefa mangatsiaka ny andro?

28/01/2026

🌿 Astuce Bien-être – Androany
Raha reraka be ianao, stress, na tsy mahita tory tsara dia andramo ito:
👉 Misotroa rano mafana + tantely kely alohan’ny hatory
👉 Aza mitondra téléphone eo am-pandriana
👉 Miezaha matory aloha (avant 22h)
✨ Manampy mampitony saina
✨ Manatsara torimaso
✨ Manome hery ny vatana
💬 Inona no fanaonao rehefa stress be ianao?

26/01/2026

✨ Astuce Beauté Naturelle
Raha tianao ho mazava sy mamirapiratra ny hoditrao:
👉 Sasao amin’ny rano mafanafana + citron kely ny tarehy maraina
👉 Asio huile coco kely alohan’ny hatory
Tsotra 🌿 Naturel 💚 Efficace ✨
💬 Inona no astuce efa andramanao?

24/01/2026

Astuce Bien-être 🌿
Raha reraka na be stress ianao androany, andramo izao:
👉 Misotro rano mangatsiaka
👉 Miaina lalina 5 fois
👉 Maka aina 5 min
Indraindray, zavatra tsotra no tena manampy 😊
💬 Inona no ataonao rehefa reraka ianao?

24/01/2026

Astuce bien-être 🌿
Rehefa reraka saina sy be stress ianao dia andramo:
👉 miala sasatra 10 min
👉 misotro rano mafana kely
👉 miaina lalina (respiration lente)
Indraindray, zavatra tsotra no tena mahomby 😊
❓ Iza amin’ireto no efa nataonao androany?

22/01/2026

Astuce bien-être 🌱
Alohan’ny hatory:
👉 vonoy ny téléphone 30 min
👉 misotro rano na tisane
👉 miala sasatra ny maso
Matory tsara = vatana salama 😴✨
💬 Manaova ❤️ raha hanao an’io ianao androany

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Website

Address

Anosizato
Antananarivo