Glowup Nature

Glowup Nature

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Glowup Nature, Health/Beauty, Antananarivo.

Glowupnaturemg 🇲🇬 Glowupnatureltd🇲🇺

👉 Glowup nature — La solution complète pour des cheveux longs, forts et magnifiques 💖


☎️0348183771 /0383377570☎️

Photos from Glowup Nature's post 23/07/2026

⚠️VOLO SAMBANY VAO NOLOKOINA ⚠️

Retour cliente satisfaite ✨
Mankasitraka indrindra nametraka fitokisana taminay tompoko 🙏

Fanamarihana : volo tena tsy mbola NILOKO ny azy 💖

Raha mahaliana anao dia aza misalasala mandefa mp avy hatrany Glowup Nature ✨

Coloration végétale Glowup marron / acajou / violine ihany no dispo 🎉

☎️0383377570-0348183771
🇲🇬Livraison partout

23/07/2026

⚠️ SIMBA BE VE NY VOLONAO ⚠️

Raha manana olana amin'ny volo simba na vakivaky na tapatapaka na koa tsy mety lava na mihintsana ianao dia ampiasao ny gamme complète à base de Romarin ✨

Manalava volo sy mampatevina haingana be izy io 🥰

21/07/2026

⚠️ URGENT ⚠️

Raha te hanana volo salama sy mangirana be toy izao ianao dia ampiasao ny masque sy ny huile à base de romain ✨

Manalava volo sy mampatevina haingana be izy io 🥰

20/07/2026

Masque capillaires réparateur tena tsara be izy sady manalava volo haingana be 😍😍

Photos from Glowup Nature's post 19/07/2026

⚠️ Masque ROMARIN + Huile Growth

Masque réparateur, nourrit et renforce la fibre capillaires ✨
Tena hoe tsara izy io ho an'ny volo maina be, tsy mety lava na vakivaky
Manambafy ny fitom-bolo izy io

Huile growth tsy zoina aminao intsony ny hatsarany e ✨
Combo tena tsara ireo ary tena mahasoa be ny volonao 😘

Koa raha mahaliana anao dia manorata mp avy hatrany 0348183771 /0383377570
Livraison partout 🇲🇬

19/07/2026

Coucou Glowup Nature 😘

Suite le publication farany iny dia Maro be ianareo no nanontany ahy hoe ahoana no nataoko nanala an'ilay 40 kg

Ny marina dia tsy nisy miracle fa tena nisy fandavatena be tao

Ny fanovana ny sport, ny fifehezan-tena ara-tsakafo sy ny motivation ary patience no nanova ny fiainako 💪

Noho ireo fanontaniana maro azoko dia nandray fanapahan-kevitra aho…

Manomana boky kely iray mifototra amin’ny parcours-ko manokana aho, izay hizarana ny routines rehetra nanampy ahy, idée momba ny sakafo tsotra ary torohevitra nampihariko isan’andro 😍

Tena zava-dehibe amiko ity tetikasa ity satria nanova tanteraka ny fiainako sy ny fahatokisa-tenako ary mety hanova ny fiainanao ihany koa ✨

Araho hatrany ny pejy… ❤️

18/07/2026

Coucou Glowup Nature lovers ❤️

Lasan'i Felana Hasinavalona indray ary ny gamme Glowup e 😍

Félicitations ✨

Bisous be fa mbola hilalao foana tsika dia tsy maintsy mbola ahazo daholo 🎉

17/07/2026

Mon histoire… Celle qui a donné naissance à Glowup Nature 🫶

Il y a quelques années, je ne me reconnaissais plus🥹

Puis j’ai pris une décision : changer ma vie.

Avec de nouvelles habitudes, de la discipline et de la persévérance, j’ai perdu presque 40 kg💪

J’ai compris que le vrai Glow Up commence par la décision de prendre soin de soi ✨

⚠️ Le changement n’attend personne : il commence par vous ✊

C’est cette conviction qui m’a inspirée à créer Glowup Nature🫶

Au départ, je voulais aider les femmes à retrouver confiance grâce à des soins capillaires naturels.
Depuis un an, vous êtes nombreuses à me faire confiance, et je vous en remercie du fond du cœur. ❤️

Aujourd’hui, Glowup Nature évolue🙏

Bientôt, je partagerai avec vous un accompagnement bien-être inspiré de mon propre parcours✨

Parce qu’un Glow Up, ce n’est pas seulement de beaux cheveux…

C’est aussi prendre soin de son corps, de sa santé et devenir la meilleure version de soi-même. 🌿💚



Ny tantarako… Ny niandohan’ny Glowup Nature ✨

Taona vitsivitsy lasa izay, tsy nahafantatra ny tenako intsony aho.

Nandray fanapahan-kevitra aho : hanova ny fiainako tanteraka

Noho ny fanovana ny fahazarako, ny fifehezan-tena ary ny faharetana, dia nahavita nanala tany ho any amin'ny 40 kg aho 💪

Tsapako fa ny tena Glow Up dia manomboka amin’ny fanapahan-kevitra hikarakara ny tena ✊

⚠️Tsy miandry olona ny fiovana : fa manomboka aminao izany🙌

Izany finoana izany no nanosika ahy hanangana ny Glowup Nature 🎉

Efa herintaona izao no niarahanareo tamiko , ary misaotra anareo tamin’ny fitokisana sy ny fanohanana rehetra ❤️

Ankehitriny, mitombo sy mivoatra ny Glowup Nature 🥰

💚 Merci de faire partie de cette aventure.

Si mon histoire peut inspirer ne serait-ce qu’une seule personne à croire en elle et à prendre soin d’elle, alors ma mission est déjà en partie accomplie ✨

Ce n’est que le début…

Le plus beau Glow Up est celui qui commence de l’intérieur🥰

✨ Restez connectés, une nouvelle étape de l’aventure Glowup Nature arrive très bientôt…

Avec tout mon amour,
Glowup nature ~ Mira ~ Ma perte de poids mon combat 🌿

17/07/2026

Je fête mes 1 an chez Facebook. Merci pour votre soutien, cela ne ce serait jamais fait sans vous.🙏🤗🎉
fans Glowup Nature

17/07/2026

Bonjour Glowup Nature lovers 🥰

Efa azon'i Kate Rose soamatsara ny 100K

Atao tsika fisarihanaa Rariva 17h ny mahazo an'ilay gamme produits an'i Glowup Nature le tena tinao be mintsy ✨

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Address

Antananarivo
101