Le Coin Canadien
Le Coin Canadien joue toujours la carte de la qualité. Fiable. Authentique. Premium. Mode/ Beauté/ Maison / Délices Canadiens
08/08/2026
Hello Les DécoLovers 😞
Nous tenons nos excuses amin'ireo rehetra nanao commande vague 1 sy vague 2 Nohon'ny fahataran'ny entana! Tena Tara loatra ilay izy raha prévu Tonga fin Juin (vague 1) sy Fin Juillet (vague 2)
Ny fiodinany Sambo sy ny olana Tao @ freit izay Samy olana Tsy nampoizina ! 🥹
Arakiny vaovao androany dia tokony tafavoaka Lundi dia Tonga Mardi ny entana! Izay no vinavina!
Fa raha sanatria ka mitohy ny olana dia Tsy miantso anareo tsirairay izahay 🙏🙏🙏 🙏🙏
NY irariana dia Tsy ho izay intsony!
Mamerina ny fialantsiny tompoko. 🥹
Bonne fin de semaine daholo! Et encore merci pour Votre confiance 😘
Le Coin Canadien
Wall Decor 💡
Décoration murale ... inspiration du jour 💡
#𝑫𝒆𝒄𝒐𝑰𝒏𝒕𝒆𝒓𝒊𝒆𝒖𝒓
🔥 Inspiration du jour🔥
Bonne semaine les DécoLovers ❤️
06/07/2026
Coucou Les DécoLovers ❤️
Misy fahatarana kely ilay arrivage! Nohon'ny Antony manokana @ fitaterana 🙏
Efa mandray am-tanana izahay 🏃
Tsy ho ela❤️
Mankasitraka anareo rehetra @ fahatokiana anay foana 🙏
29/06/2026
Coup de coeur ❤️
Canapé compréssé high quality! 👌
Sur commande
23/06/2026
Blanc ou Fushia?
Tena hoe tsara kalitao! Manakaiky ny Tena izy! ! Oui Effet naturel🌸🌸🌸
Afaka alefa avion Ireto... Tonga Mardi ho an'izay... manao commande hatramin'ny Vendredi 26 Juin👌
50% acompte pour confirmer Votre commande 👌
038 83 432 18
22/06/2026
Coucou Les DécoLovers ❤️
Afaka manao commande amin'ireto ianareo ary @ Ty semaine Ty ny première vague!
2 mois et demi no Tonga Eto Madagascar Ireto!
Lit , canapé, fauteuil compréssé...ilay qualité au top...
🔥GUARANTIE 10 ANS 🔥
Izay te hanana zavatra tsara sy mafy nefa manaraka tandence dia alefaso ny commande 🔥🔥
Izay nividy zavatra tato aminay dia mahalala tsara ny qualité👌izay anisany mahasarotiny anay mihintsy ♥️
‼️50% acompte pour confirmer Votre commande‼️
Andao ary🏃
038 83 432 18
21/06/2026
Ity ary ilay vaovao be🎉
Tsy fahita loatra ilay modèle!
Tinareo ve?
Lit compréssé high quality 👌
Asio commentaire hoe "Intéressé" ary aloha fa ho angonintsika ny commande!
17/06/2026
Coucou Les DécoLovers ❤️
Hitondra zava-baovao ho anareo indray izahay rahampitso!
Tonga dia Sur commande ihany fa ho atao groupage ilay entana!
Tsy mividy afa-tsy top quality isika! 👌👌👌 Ary hitondra touche miavaka ao an-tranonarep❤️
17/06/2026
Tinareo ve?
1m10 de hauteur 👌
Category
Website
Address
Antananarivo
101
Alerts
Be the first to know and let us send you an email when Le Coin Canadien posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.