Mpanadio Maso

Mpanadio Maso

Share

☎️038 65 240 76
Lieu:📍 ANTANANARIVO FIARO (AMPEFILOHA)
📍 FIADANANKELY MAHITSY

23/07/2026

Efa atramin'ny ela vé enao no naniry Mba hadio sy hosalama tsara n'y Masonao 🥰👁️🩶
💌Hoanao indrindra ity :

💥Izahay Dia manome fitsaboana s'y traite hoanao hoan'ny Maso👁️:
👉🏻mandefa ranomaso lava
👉🏻Magididy sy misy étoile tsapanao
👉🏻Vodonan-javatra na ditsoka na tratran'ny surmenage na mikipi2 lava
👉🏻menamena lava miarak amin'ny aretina'doha
👉🏻Mandreraka anao vé manao solomaso mahavesatra afaka manala solomaso ihany kou:: Hoan'izay te tsy te hanao solomaso
👉🏻Maso tsy de mahita alavitra na akaiky ,tsy mahavaky soratra
👉🏻Maso tsy mazaka rivotra s'y hazavana .

Tongava ao aminy hafatra miafina raha Mila fanazavana na fanataniana manitikitik anao📃👁️‍🗨️

30/06/2026

Salama tompoko 👋
Efa misotraka ny compte tsika ka afaka mandefa message privé izay Liana @ Fandiovana Maso🙏🏻🥰

Mirarisoa antsika 👋🙏🏻
NB :Araho n'y pejy

18/06/2026

👁️✨ NDAO HANADIO MASO E! ✨👁️
📢 Fotoana izao hanadiovana ny maso efa maloto sy hanesorana ireo loto manelingelina ny fahitana.
✅ Madio sy voakarakara ny maso ✅ Manampy amin'ny fahasalaman'ny maso ✅ Mahatonga ny fahitana ho mazava kokoa
📍 Tongava fa vonona handray anao izahay!
"Ny maso madio, fahitana mazava."

15/06/2026

🌟 FAHASALAMANA NO VOALOHAN-KARENA! 🥰👁️
Aza miandry marary vao hikarakara maso. Na efa salama aza ny masonao dia mila fikarakarana hatrany izy mba hijanona ho madio sy ho salama.
✅ Manampy amin'ny fanalana loto ao anaty maso
✅ Mampihena ny fahasosorana sy mangidihidy
✅ Manome fahatsapana fahadiovana sy fahazavana ho an'ny maso
👀 Ny maso no varavarankelin'ny fiainana, ka tandremo sy karakarao hatrany!
📩 Antsoy na manorata hafatra raha mila fanazavana fanampiny.
💙 Maso madio, fiainana milamina!

03/06/2026

✨👁️ MASO MADIO – FAHASALAMANA HO ANAO ISAN’ANDRO 👁️✨
😌 Te hanana maso madio, milamina ary maivana ve ianao?
💧 Ity vokatra ity dia manampy amin’ny: 👁️ Fanalana loto sy fahalotoana ao anaty maso
🔥 Fanalana faharerahan’ny maso (surmenage)
😣 Fanalana mangidihidy sy fahalainan’ny maso
💦 Fanampiana amin’ny maso mena sy mandefa ranomaso lava
🌫️ Fanampiana amin’ny fahitana manjavozavo rehefa reraka ny maso
🪶 Fampahatsapana maso milamina sy madio kokoa
✨ “Ny maso no varavarankelin’ny fiainana – karakarao tsara izy” ✨

📩 Raha te hanandrana na mila fanazavana: 👉 Alefaso MP 👉 na soraty hoe “Liana” dia hifandray aminao izahay

Category

Website

Address

MAHITSY FIADANANKELY
Antananarivo
101