Minou Nature
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Minou Nature, Beauty, cosmetic & personal care, Antananarivo.
Des soins naturels pour des cheveux plus beaux, doux et faciles à coiffer
Lisses • Ondulés • Bouclés • Frisés • Crépus
📩 Conseils & commandes en message privé
Tsara erÿ ny « boucles »nao , fa tsy mijanona tsara be ela ? 🥲
✨Avy manasa loha ianao , définies tsara 😍
☀️Afaka ora vitsy : Maina + Be frisottis + Mibotsina 😭
💦Lasa tianao lemana isanandro mba ho tsara , fa tsy misy fiovana fa ohatran’izay foana…
🤎 Ary raha hovaintsika ny routine capillaire anao?
Ny Pack Jolie’Curly dia manamora ny fikarakaranao ny volonao , manome hydratation tsara hoan’ny tahom-bolo , mampalefaka azy ary mamoaka tsara ny hatsaran’ny boucles .
✨ Mamoaka sy mitazona ny boucles tsy ho mora rava .
✨ Mampa-souple ny volo .
✨ « Routine » mora atao .
✨ Indrindraindrindra : mampianatra anao hitia ny volonao natoraly ❤️.
📦Pack Jolie’Curly — 60.000Ar👀
📩 Alefaso hoe « JOLIE » amin’ny message privé na commentaire dia azavanay anao ny fampiasana azy.
__________________________________
📍Alarobia - repère : Station Galana
(𝐵𝑜𝑢𝑡𝑖𝑞𝑢𝑒 & 𝑆𝑎𝑙𝑜𝑛 𝑑𝑒 𝑐𝑜𝑖𝑓𝑓𝑢𝑟𝑒 𝐶𝑙𝑒𝑎𝑛)
📞𝟎𝟑𝟑 𝟕𝟒 𝟏𝟓𝟐 𝟓𝟎
📍Antsirabe - Bella Cosmetics
(𝑅𝑒𝑣𝑒𝑛𝑑𝑒𝑢𝑟)
📞032 76 565 00
📍Ambositra - Bella Cosmetics
(𝑅𝑒𝑣𝑒𝑛𝑑𝑒𝑢𝑟)
📞 0381052289
📍Tamatave - Pejaa Showroom
(𝑅𝑒𝑣𝑒𝑛𝑑𝑒𝑢𝑟)
📞034 60 140 54)
31/08/2026
✨Maro amintsika ny manana ity olana iray ity
Volo tsy mety mitombo halavana‼️
➡️Maniry ihany ny volonao , maniry fa simba ny « pointes » , tapatapaka ny volonao dia tsy hita mihitsy ny fitombony .
💡Ny hafatarana hoe tena simba ny volonao : feno volo tapatapaka isakin’ny mibango volo .
➡️Raha izay no mahazo ny volonao dia aza mitady hevitra ny hanalava azy , fa ny hampasalama ny volonao , mba hitazomana ny « longueur » .
🌸Mila manao soin sy miaro ny tahom-bolo (pointes )
↔️Mbola maro ny antony mahatonga ny volo tsy mitombo halavana fa io antony io no mahazo ny ankamaroantsika .
💬Mitombo tsara ve ny volonao sa anisan’ilay tsy mitombo halavana mihitsy❓
Raha mbola tsy manana routine capillaire ianao ,mandefasa hafatra miafina 📩
__________________________________
📍Alarobia - repère : Station Galana
(𝐵𝑜𝑢𝑡𝑖𝑞𝑢𝑒 & 𝑆𝑎𝑙𝑜𝑛 𝑑𝑒 𝑐𝑜𝑖𝑓𝑓𝑢𝑟𝑒 𝐶𝑙𝑒𝑎𝑛)
📞𝟎𝟑𝟑 𝟕𝟒 𝟏𝟓𝟐 𝟓𝟎
📍Antsirabe - Bella Cosmetics
(𝑅𝑒𝑣𝑒𝑛𝑑𝑒𝑢𝑟)
📞032 76 565 00
📍Ambositra - Bella Cosmetics
(𝑅𝑒𝑣𝑒𝑛𝑑𝑒𝑢𝑟)
📞 0381052289
📍Tamatave - Pejaa Showroom
(𝑅𝑒𝑣𝑒𝑛𝑑𝑒𝑢𝑟)
📞034 60 140 54)
✨Efa Disponible daholo ny Pack Rehetra 🥰
🌸Pack Challenge Pousse
🌸Pack Tiako ´ Liss
🌸Pack Jolie ´ Curly
__________________________________
📍Alarobia - repère : Station Galana
(𝐵𝑜𝑢𝑡𝑖𝑞𝑢𝑒 & 𝑆𝑎𝑙𝑜𝑛 𝑑𝑒 𝑐𝑜𝑖𝑓𝑓𝑢𝑟𝑒 𝐶𝑙𝑒𝑎𝑛)
📞𝟎𝟑𝟑 𝟕𝟒 𝟏𝟓𝟐 𝟓𝟎
📍Antsirabe - Bella Cosmetics
(𝑅𝑒𝑣𝑒𝑛𝑑𝑒𝑢𝑟)
📞032 76 565 00
📍Ambositra - Bella Cosmetics
(𝑅𝑒𝑣𝑒𝑛𝑑𝑒𝑢𝑟)
📞 0381052289
📍Tamatave - Pejaa Showroom
(𝑅𝑒𝑣𝑒𝑛𝑑𝑒𝑢𝑟)
📞034 60 140 54)
30/08/2026
☀️Masoandro , 🏖️Ranomasina, 🌊 piscine…👀
😇Nitohy tsara foana ve ny soin ?
Ahoana ny fahasalan’ny volonao ao?
🌸Dis-nous : 😭 ou 😍 ?
__________________________________
📍Alarobia - repère : Station Galana
(𝐵𝑜𝑢𝑡𝑖𝑞𝑢𝑒 & 𝑆𝑎𝑙𝑜𝑛 𝑑𝑒 𝑐𝑜𝑖𝑓𝑓𝑢𝑟𝑒 𝐶𝑙𝑒𝑎𝑛)
📞𝟎𝟑𝟑 𝟕𝟒 𝟏𝟓𝟐 𝟓𝟎
📍Antsirabe - Bella Cosmetics
(𝑅𝑒𝑣𝑒𝑛𝑑𝑒𝑢𝑟)
📞032 76 565 00
📍Ambositra - Bella Cosmetics
(𝑅𝑒𝑣𝑒𝑛𝑑𝑒𝑢𝑟)
📞 0381052289
📍Tamatave - Pejaa Showroom
(𝑅𝑒𝑣𝑒𝑛𝑑𝑒𝑢𝑟)
📞034 60 140 54)
26/08/2026
🌱 Ny tsiambaratelon’ny volo lava dia tsy ny pousse irery ihany…
Fa ny fahafahana mitazona ny longueur ho salama foana.
Raha toa ka :
❌ Mijanona amin’ny halavany iny foana ny volonao
❌ Mora vakivaky sy tapatapaka ny tendrony
❌ Mihintsana rehefa sasana na mibango volo
Matetika tsy hoe tsy mitombo ny volo, fa tapaka alohan’ny hahitanao ny longueur tena izy🥹.
🌸Routine feno miaraka amin’ny Pack challenge pousse hanampy ny volonao ho mora hitombo halavana sy hijanona ho salama foana.
📦 Ireto avy no anatin’ny Pack :
✔️ Shampooing stimulant
✔️ Après-shampooing hydra-nourri
✔️ Lotion au thé vert
✔️ Sérum Activ’pousse
🌱Ny vokatra ho hitanao mandritra ny Routine Challenge pousse :
Volo salama, malefaka, mangirana, maniry haingana kokoa, mahazo 6cm après traitement 8semaines, mitsahatra ny fihintsanan'ny volo ❤️
💌 Soraty hoe “Challenge Pousse” raha te hahazo ny routine gratuits ianao.
23/08/2026
‼️Efa disponible eny amin’ny boutique Alarobia ny Produits rehetra 🫶
➡️Raha mbola tsy fanatrao ny Pack aminao:
🌿 Pack Tiako’Liss : ho an’ny volo mibontsina sy tsy mety milamina.
🌿 Pack Challenge Pousse : ho an’ny volo mihintsana sy mora tapatapaka ary tiana ho mora mialava.
🌿 Pack Jolie’Curly : ho an’ny volo ondulés, bouclés, frisés ary crépus mila hydratation sy définition.
🥰 Efa fantatrareo ve fa ho an’izay mividy pack any amin’ny boutique dia mahazo diagnostic gratuit.
💬 Alefaso message na soraty amin’ny commentaire ny olan’ny volonao, dia hanampy anao hisafidy ny pack mety aminao izahay.
__________________________________
📍Alarobia - repère : Station Galana
(𝐵𝑜𝑢𝑡𝑖𝑞𝑢𝑒 & 𝑆𝑎𝑙𝑜𝑛 𝑑𝑒 𝑐𝑜𝑖𝑓𝑓𝑢𝑟𝑒 𝐶𝑙𝑒𝑎𝑛)
📞𝟎𝟑𝟑 𝟕𝟒 𝟏𝟓𝟐 𝟓𝟎
📍Antsirabe - Bella Cosmetics
(𝑅𝑒𝑣𝑒𝑛𝑑𝑒𝑢𝑟)
📞032 76 565 00
📍Ambositra - Bella Cosmetics
(𝑅𝑒𝑣𝑒𝑛𝑑𝑒𝑢𝑟)
📞 0381052289
📍Tamatave - Pejaa Showroom
(𝑅𝑒𝑣𝑒𝑛𝑑𝑒𝑢𝑟)
📞034 60 140 54)
23/08/2026
🤔Ny résultats ho hitanao rehefa manaraka routine tsy tapaka ianao :
✨ Volo mora lava kokoa satria mihena ny casse
✨ Boucles mivoaka tsara kokoa
✨ Volo malama ; malefaka sy mangirana
✨ Hydratation mitazona ela kokoa
✨ Volo matanjaka tsy mora vakivaky ary salama
Tsy vokatry ny produit iray andro izany.
Fa vokatry ny routine tsara sy ny fikarakarana feno tsy tapaka.
🌿 Raha mbola misalasala amin’ny pack mety aminao ianao dia mandefasa message aminay fa hanome torohevitra feno ho anao izahay.💌
_______________________________________
📍𝐀𝐥𝐚𝐫𝐨𝐛𝐢𝐚-𝐆𝐚𝐥𝐚𝐧𝐚 / 📞𝟎𝟑𝟑 𝟕𝟒 𝟏𝟓𝟐 𝟓𝟎
•Boutique & Salon de Coiffure Clean
•Horaire d'ouverture : Lundi au vendredi (8h00-17h00)
22/08/2026
Efa nisy fotoana ve ianareo tratran’izao rehefa andeha hivoaka iny🤭⁉️
—Ao an-trano : ✨😍
—Rehefa hivoaka : 😭😂
Mila hatao soin tsara foana fotsiny ny boucle, dia mivoaka tsara foana 🌸
_______________________________________
📍𝐀𝐥𝐚𝐫𝐨𝐛𝐢𝐚-𝐆𝐚𝐥𝐚𝐧𝐚 / 📞𝟎𝟑𝟑 𝟕𝟒 𝟏𝟓𝟐 𝟓𝟎
•Boutique & Salon de Coiffure Clean
•Horaire d'ouverture : Lundi au vendredi (8h00-17h00)
20/08/2026
‼️OFFRE SPÉCIALE 🌸
Tena maro be isika no nangataka ny hitoizan’ity offre spécial ity satria tsy nahatratra ilay tamin’ny farany misy koa tsy voaray🥹.
Noho izany dia omentsika tombony foana ireo rehetra te ho karakaraina mivantana eny amin’ny Salon rahampitso ihany fa aza tara an✨
📌Misokatra heure continue ny Salon (8h30-17h)
🔅Soin complet :
✔️Lavage
✔️Soin Hydratation profond /Soin lissant naturel
✔️Finition :
–Lisse(lissage naturel en douceur, Finition steam )
–Styling (Dressage Boucles naturelles)
🌸Prix Promo : 19.000Ar ‼️
🔅mitovy daholo ny prix :
cheveux longs/courts ,mi-longs
______________________
Androany ihany koa ny farany fandraisana ilay pré- commande ho an’izay niandry arrivage🥰
➖Pack Challenge Pousse
Soin Activ'pousse
➖Pack Tiako’Liss
Soin Lissant naturel & thermo-protecteur
➖Pack Jolie’Curly
Soin Hydratant & Activateur de boucle ➿
💌Mandefasa hafatra miafina ain’ny pejy raha toa ka mila fanazavana bebe kokoa ianao.
_______________________________________
📍𝐀𝐥𝐚𝐫𝐨𝐛𝐢𝐚-𝐆𝐚𝐥𝐚𝐧𝐚 / 📞𝟎𝟑𝟑 𝟕𝟒 𝟏𝟓𝟐 𝟓𝟎
•Boutique & Salon de Coiffure Clean
•Horaire d'ouverture : Lundi au vendredi (8h00-17h00)
19/08/2026
…Arrivage confirmé 🥳
Tonga amin’ity Zoma 21 Août ity indray ireo Pack rehetra nandrasantsika. Ary efa maro sahady no nanao pré-commande ka vitsy sisa ny place disponible amin’ny livraison voalohany. 🌸
✨ Pack Tiako’Liss
Ho an’ny volo mibontsina, be frisottis ary sarotra alamina.
✨ Pack Challenge Pousse
Ho an’ny volo mihintsana, mora tapaka ary mila repousse aingana kokoa.
✨ Pack Jolie’Curly
Ho an’ny volo ondulés, bouclés, frisés na crépus mila hydratation, nutrition ary définition.
📦 Androany sy rahampitso sisa no fandraisana pré-commande ho an’ilay livraison amin’ny Zoma 21 Août.
⚠️ Efa vitsy sisa ny place azo raisina amin’ity livraison voalohany ity.
Raha efa niandry ny pack mety amin’ny volonao ianao, dia izao no fotoana hamandrihana azy alohan’ny hifenoan’ny place rehetra.🤍
Ary raha toa ihany koa ka mbola vao hanomboka hanao retour au naturel ianao ka tsy fantatrao izay pack tokony hampiasainao dia mandefasa hafatra miafina na commentaire « Diagnostic » ary ho hataontsika diagnostic express ny volonao🥰.
📩 Alefaso message izahay dia hanampy anao hisafidy ny routine tena mifanaraka amin’ny volonao.
Category
Telephone
Website
Address
Opening Hours
| Monday | 09:00 - 17:00 |
| Tuesday | 09:00 - 17:00 |
| Wednesday | 09:00 - 17:00 |
| Thursday | 09:00 - 17:00 |
| Friday | 09:00 - 17:00 |