Les produits de Sandy

Les produits de Sandy

Share

Boutique en ligne spécialisée dans la vente des produits cosmétiques d'origine naturelle

06/06/2026

Sabotsy ny andro , andao akia anasa volo a!
Iza no mbola tsy ananandry aminy ireo ao ❓
Tena tsara hoe atao feno tsara ny produit antsika , mba ho ampy tsara ny sakafony ilay volo !
👉 Sasana tsara aminy shampoing aloha .
👉 Kobanina iny dia miditra aminy fanosorana masque
👉 Alona 15mn ny masque dia kobanina tsara .
👉 Manao styling aminy leave in sy ny gel Curl berry aminy izay
👉 Tsy adino ny sérum itazomana ny hydratation azontsika teo .
Alefaso aminy izay ary ny commande raha mbola tsy manana 😁.
Livraison partout à Madagascar 🇲🇬

05/06/2026

Miarahaba antsika rehetra! 😊

Ho antsika mpankafy ny shampooing concentré d'Aloès , misy fiovana kely ny packaging amin'izao fotoana izao, saingy tianay ny manome toky anareo fa ny kalitao sy ny akora ao anatiny dia tsy misy miova 😊
Mbola izy ilay shampooing mahazatra anareo, natao hikarakarana ny volo maina sy simba, mbola izy ilay mahavelona ny volo!

Tianareo ve ilay endrika vaovao ?🌸

Photos from Les produits de Sandy's post 05/06/2026

Encore une cliente satisfaite 😍🫶🏾
Mbola tsy resy lahatra ampiasa anilay produit foana ve ianareo ❓😃

04/06/2026

Cliente satisfaite foana 🤩🫶🏾 …aiza ny sarinareo ❓

04/06/2026

Iza le mahalany 1 andro tontolo manao soin ana volo ihany ❓😃
Efa complet ve ny produit ao anefa aloha ? 😁

03/06/2026

💸🤑 Ianareo koa anga te ahazo vola ❓😍
Mazotoa manao partage , commentaire, réaction aminy izay pub rehetra mivoaka !
‼️ Izay efa nahazo tsy mahazo intsony na be point ary ‼️
Avoakanay isaky ny Lundi iny résultat 🫶🏾
Alefaa ary eeeeee

02/06/2026

Fa inona marina moa ny soa azo avy aminy ity sérum Extrapouss ity ❓
✅ Mampijanona ny volo mihintsana
✅ Stimule la pousse des cheveux
✅ Mitazona ny hydratation any volo
✅ Mampaniry ny volo ihany koa
Efa manana ve ianareo ? 🥰
Aza misalasala manao commande 🫶🏾

02/06/2026

📣 45000Ar izy 04 🤩 vente flash fa Tsy mandavantaona ka araraoty bee mihitsy 😍
👉 Shampoing
👉 Masque réparateur
👉 Leave -In
👉 sérum Extrapouss
Ny hatsarany efa hainareo loatra 🫶🏾
Mp daholo ny commande ary eee
Livraison partout à Madagascar 🇲🇬

02/06/2026

Averina ve ny Jeu d’interaction ❓asio J’adore ary ❤️ raha averina dia J’aime raha tsia ee 😁😀
Alefaaa 🫶🏾

01/06/2026

💢 VENTE FLASH 💢
Tohizana fa tianareo be 🎁

Lasa 45 000ar au lieu de 54 000ar 🥰❤️

Leave-in
Masque réparateur
Shampooing
Sérum

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Telephone

Website

Address

Antananarivo