NAZLI Karasoa
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from NAZLI Karasoa, Lot II K 15 HDA SOAVIMASOANDRO, Antananarivo.
╭━━━━━━━━━━━━━━━━╮
♕︎ 𝙁𝙍𝙊𝙈 𝙏𝙃𝙀 𝘾𝙍𝙐𝙀𝙇𝙏𝙔 𝙊𝙁 𝙏𝙃𝙀 𝙀𝙉𝘿𝙄𝙉𝙂𝙎 𝙒𝙀 𝙇𝙄𝙑𝙀𝘿 🦋🥥
𝙒𝙀 𝘽𝙀𝘾𝘼𝙈𝙀 💔 𝘼𝙁𝙍𝘼𝙄𝘿 𝙊𝙁 𝘼𝙉𝙔 𝙉𝙀𝙒 𝘽𝙀𝙂𝙄𝙉𝙄𝙉𝙂 🎼👻
#𝘽𝙮_𝙉𝘼𝙕♡
╰━━━━━━━━━━━━━━━━╯
18/09/2026
Ny fieritreretako an'le olona mbola mampiasa an'ireny chargeur amzao 2026 izao
🤣🤣🤣
NAZLI Karasoa
18/09/2026
Tongava aty antrano fa zah rery zao no ato 🥰
NAZLI Karasoa
17/09/2026
Raha nanome vola daholo mantsy ireo olona mitory fitiavana reo an 🥱
Angamba efa milliardaire ah otran'zay 🤧🤧🤧
NAZLI Karasoa
17/09/2026
Mahazo hena 1kg mahery ny 5.000ar
Raha le rangah no mivarotra eo 🥰
(tsy lanjainy akory ary fa Tonga de afatrany anaty sachet)😋
Sady mbola misy fameriny 5.000ar le 5.000ar nomeko 🙄
De ampiany an'le hoe: "Mandalova ndray rapitso maka hena an" 👋
Fa raha le vadiny kosa no mivarotra eo fa tonga de FEFANY ihany no azon'ilay 5.000ar sady tsisy fameriny 🥱
Zah mo Tonga de tsy sahy mandalo eo rah vo ny vadiny no mivarotra eo 🤧🤧🤧
NAZLI Karasoa
16/09/2026
Mialatsiny amin'izay tandrify fa Zay le izy 🤗
NAZLI Karasoa
16/09/2026
Matetika inona ?
An ?
Matetika inona hoa 😭😭😭😭
Mba atsaharo amzay tompoko ny fanaratsianareo anay
😥
15/09/2026
Anga tsy mety raha vita soratra sy mariage vao mihaona ? 🙈🙈🙈
NAZLI Karasoa
15/09/2026
Ny orana tonga tsy olana,
Fa enao tsy tonga tamin'ny ora nahatongavako iny tsy ataoko vita mora
🥺🥺🥺
NAZLI Karasoa
14/09/2026
Ny fieritreretako an'le olona mbola mampiasa puce 034 amzao 2026 Zao 😁
NAZLI Karasoa
13/09/2026
Alaivo aho mama fa tsy efako tsony ty 😭😭😭
NAZLI Karasoa
Contact the business
Telephone
Address
Antananarivo
101