T&K Touch nail’s Studio
💅 T&K Touch Nail’s Studio
L’élégance jusqu’au bout des ongles 💚✨
Onglerie glamour & moderne | Soins & style unique
📍
10/02/2026
Bonsoir daholo o miala tsiny indrindra moa zany fa tsy de hita izahay ato amin'ny T&K Touch Nail's studio tato ho ato noho ny Antony maro samihafa dia ampahafantatra anareo fotsiny za hoe tsy misokatra izahay Raha tsy amin'ny semaine ambony satria misy fahoriana fa afaka maka rendez vous fona ianareo ho an'i semaine prochaine
☎️ 0387936643
17/01/2026
Hello Hello 🥰♥️♥️♥️
ndao indray Ary asintsika promo Kely e amin'ity semaine ity an de -5% ny prix rehetra ato aminay koa aza tara Ary fa ianareo no iandrasana ooooo
☎️0387936643
📍 Andranonahoatra itaosy bâtiment NONOSY 1ere étage
afaka mandray rendez vous hatrany izahay
05/01/2026
Bonjour les filles 🥰💖🌸
Tsy misokatra izahay androany sy rampitso fa mercredi dia afaka mandray rendez vous pour mercredi izahay an
📍 Andranonahoatra itaosy Bâtiment Nonosy 1er étage
☎️0387936643
02/01/2026
Bonjour a tous 🥰🎊
tratrin'ny taona daholo isika rehetra dia mankasitraka anareo izay nahatoky anay tamin'ny fikarakarana ny Hoho anareo dia manantena fa Mbola hiverina daholo ianareo izay Efa nanao tato aminay dia manasa ireo Mbola tsy tato ho Tonga maro 🥰🥰
ho taona hitondra fahasoavana , fanambinana Ary vola aman-karena anie ity taona vaovao ity
Mirary tontolo andro mahafinaritra ho antsika rehetra Ary oooo ❤️❤️❤️
28/12/2025
Bonsoir daholo o 🥰
misokatra izahay ho an'i rahampitso 28 décembre à 8h à 18h30 misokatra ihany koa izahay ny 31 décembre 06h30 à 14h koa aza tara Ary 😁😁
📍 Andranonahoatra itaosy bâtiment NONOSY 1ere étage
☎️0387936643
26/12/2025
salama daholo 🥰🥰 dia tratran'ny Krisimasy daholo isika rehetra 🌸🌸
izahay koa dia Manao tresse afaka mitondra modèle ianareo an ho an'ireo izay tia mirandrana Manao tissage mastermix ihany koa izahay 😘🥰 koa aza tara Ary fa Efa ho avy ny Saint Sylvestre 😁😁👌
22/12/2025
Hello les filles 🥰
Ety ampiandohana dia mankasitraka an'i cliente rehetra izay nahatoky anay 🥰😘 Dia manantena ny fiverenanareo izahay .
Dia manasa antsika rehetra amin'ny izao ankatokiny Noël izao dia Mbola mandray rendez vous hatrany izahay koa aza tara Ary fa ho ataonay manja Kely otranareo koa ny Hoho anareo 😁😁😁
Lieu 📍 Andranonahoatra itaosy bâtiment NONOSY 1ere étage
☎️0387936643
21/12/2025
Hello les filles 🥰🌸
Amin'izao dimanche 21 décembre izao dia misokatra izahay ato amin'ny T&K Touch Nail's studio amin'ny 06h30 à 19h30 😊
19/12/2025
Coucouuuu les filles 🥰✨ Misy zavatra vaovao ihany koa ato aminay an ho an’ireo izay tia Mirandrana sy tia manao extension cils dia efa manao izay ato amin’ny T&K Touch nail’s Studio 🥰🥰🥰❤️ Amin’ny sarany mirary koa aza tara ary
Lieu 📍 Andranonahoatra Itaosy Bâtiment Nonosy 1ere étage
☎️ 0387936643
Ianareo sisa no endrasana koa aza tara oooo
15/12/2025
Te ho tsara tanana alohan’ny fety ✨ mbola malalaka ny place ato aminay amin’ity semaine ity
Manasa antsika ary ho Tonga maro Amin’izao fety efa manakaiky izao ❤️🎄
Izahay dia misokatra amin’ny : 06h30 à 19h Amin’izao kou aza tara ary 🥰🌸
Afaka manao réservation par mp na miantso mivantana 0387936643
Lieu 📍Andranonahoatra Itaosy
09/12/2025
🥰🥰🥰 LauLaura RakotoarivonyhSeheno ValériecLuck Randrianjafy
03/12/2025
Nos modèles aujourd’hui 🥰🥰
✨ « Soyez unique, jusque dans vos ongles. » 💅 🥰🥰
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Address
Antananarivo
102
Opening Hours
| Monday | 07:30 - 17:00 |
| Tuesday | 07:30 - 17:00 |
| Wednesday | 07:30 - 17:00 |
| Thursday | 07:30 - 17:00 |
| Friday | 07:30 - 17:00 |
| Saturday | 07:30 - 17:00 |