Fy Cosmetics

Fy Cosmetics

Share

𝐀 π›π«πšπ§π 𝐟𝐨𝐫 π†π‹πŽπ‘π˜, π‚πŽππ…πˆπƒπ„ππ‚π„ , π‰πŽπ˜ 𝐚𝐧𝐝 π†π‹πŽπ–

26/02/2026

Salama daholo! Fy no anarako 😁
Araka ny efa fantatrareo dia namorona ny marika ana gloss-ko aho, tsy ho an’ny hatsarana fotsiny fa indrindra hanambara ilay fahatokisan-tena efa ao anatinao ✨

Fy Cosmetics dia tsy gloss tsotra fotsiny.
Fa famirapiratana kely,
fahatokisan-tena fanampiny,
ary ilay β€œwow” kely rehefa mijery ny tenanao eo amin’ny fitaratra ianao😍

Ny loko tsirairay dia noeritreretina hanasongadina, hanalefaka ary hampamirapiratra, tsy ho be loatra anefa, fa amin’ilay ampy tsara mba hahatonga anao hahatsapa ny fahatsaranao sy ny herinao.

Fy Cosmetics dia mihoatra noho ny marika tsotra.
Toe-tsaina izy πŸ’‹βœ¨

Photographer : Eric Vahy
Communication Agency : The Head & Not The Tail

Photos from Fy Cosmetics's post 18/02/2026

Estera πŸ‘‘πŸŒΉ
Prix : 35.000 Ar
βœ‰οΈ Commande uniquement en Message privΓ©
🚚 Livraison partout à Madagascar

Photos from Fy Cosmetics's post 16/02/2026

Déborah 🀍✨
3 sisa ny ao🀩
Prix : 35.000 Ar
βœ‰οΈ Commande uniquement en Message privΓ©
🚚 Livraison partout à Madagascar

Photos from Fy Cosmetics's post 14/02/2026

SOLD OUT ny MARTA ! πŸ™€
Wow, misaotra ny @ fitiavanareo ! πŸ”₯

Miverina ny commande en ligne, mbola tsy tara raha izao vao hi-commande izay ambiny ao 😘

Photographer Eric Vahy
Communication agency The Head & Not The Tail

14/02/2026

Poziko mahita anao tsy miraika ny hakaty @ Krasiv mihintsy πŸ˜’

Za moa zany efa niteny hoe adroany no farany @ ilay pop up πŸ’‹ Aty @ Dyve Garden, Anosivavaka πŸ“

14/02/2026

Bon plan Saint-Valentin : mividy Gloss sy bijoux ao @ Krasiv dia avy eo misakafo ao @ Food court Dyve Garden 😍

Araraoty ilay Gloss ao @ Krasiv fa androany no farany! Tsy aleo tonga dia izay no ho atao? πŸ˜‰ Tsy hisy ohatran’izao intsony manko @ manaraka no sady efa kely dia kelyyy ny stock aoπŸ₯²

Sady ny any anie mahafinaritra fa tsy hoe ratsy eee, rehefa avy eo izany πŸ₯°

13/02/2026

Andro faharoa tao @ Krasiv androany dia …

Aza adino fa rahampitso sisa annn, araraoty dieny mbola misy an’izao, teneno ny namanao hiaraka aminao πŸ˜‰

Dia misaotra anareo maro be tonga androany 🀩

Rahampitso indray ary oo ❀️✨

Photos from Fy Cosmetics's post 12/02/2026

Nisy inona ary oooo ?

Tena maro be ianareo androany no tonga dia tsy misy hafa tsy 4 sisa ny ambiny amin’ilay Maria 🀩

Iza no olona 4 hahazo azy voalohany ? πŸ€” Alaivao aingana ! πŸ’ƒ

NB : Γ‰dition limitΓ©e io dia ireo 4 ireo sisa no misy amin’io couleur io dia tsisy intsony 🀫

Astuce kely : milay be rehefa hakambana ilay Marta sy Maria πŸ™‚β€β†”οΈ tongava any amin’ny Krasiv rahampitso raha hanandrana azy ianareo, sady tsy handoavam-bola πŸ˜‰β€οΈ

Misaotra an’ireo izay tonga androany, dia rahampitso indray πŸ₯°

PS: tsy mandray commande en ligne intsony izahay aloha raha tsy @ week-end indray fa any amin’ny ihany ✨

Rahampitso hoa annn

Photographer Eric Vahy
Communication agency The Head & Not The Tail

12/02/2026

Enfin !!! 🀩
Venez on vous attend avec impatience ❀️✨

11/02/2026

πŸ€πŸ•ŠοΈ

11/02/2026

Misaotra an’Andriamanitra lehibe fa efa faritra manga izao ny eto Analamanga, ka noho izany dia rahampitso no manomboka ilay Β« pop up Β» ao amin’ny Krasiv 🀍✨

Ka na izany ary anefa dia mahatsiaro am-bavaka manokana an’ireo ao Tamatave izahay ato amin’ny FyCosmetics πŸ™πŸ½ Miara ory amin’izay ory ary mirary fanarenana tanteraka ho an’ny rehetra izay tratry ny loza 😞

Miandry anao zahay an πŸ™‚β€β†”οΈ

Rahampitso izany ooo πŸ₯°

10/02/2026

On se retrouve ce jeudi alors ? πŸ˜‰
Amin'ny alakamisy zany an ? 😘
πŸ“ Boutique Krasiv, Dyve Garden Anosivavaka

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Website

Address

Antananarivo