Pretty Luxe Lalie

Pretty Luxe Lalie

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Pretty Luxe Lalie, Health/Beauty, Itaosy, Antananarivo.

✨ Beauté • Élégance • Luxe ✨
Bienvenue chez Pretty Luxe Lalie — 🤎
✨ Révélez la beauté de vos cheveux
🌿 Hair Care • Soin • Beauté
📦 Commande partout à Madagascar
💌 Écrivez-nous en

30/09/2026

✨ ANDAO HANAO SPRAY CHEVEUX MAISON !

Sakamalao 🫚 + tongolo 🧅 + persil 🌿 + romarin 🌱 + huile essentielle d’eucalyptus 💚

Fangaro tsotra, préparation facile, ary natao ho anisan’ny routine de soin volo ✨

Iza no efa nanandrana spray maison toy izao? 👀💚

👉 Raha tianareo dia hasehoko amin’ny vidéo manaraka ny fomba fampiasako azy.

30/09/2026

Abonnez-vous mes amours🥰

29/09/2026

Rehefa tsotra ny volo dia toa manify foana 🥲
Fa rehefa tena karakaraina amin’ny huile Eucalyptus 🌿✨ dia hita mihitsy ilay différence 😍

Mampijanona ny fihitsanan’ny volo • Mampatevina • Mampaniry 💚

Eucaluxe 🌿
📩 Commande en MP

26/09/2026

Tsy mbola tonga any amin’ilay toerana tiako haleha aho… fa rehefa mijery ny lasa aho, dia tsapako hoe efa lavitra ihany koa no nalehako. 🤍✨

Mbola betsaka ny nofinofy, mbola betsaka ny zavatra tiako hotratrarina, fa hiroso tsikelikely aho🥰❤️

Aza kivy amin’ny dingana kely ataonao androany, mety ho io indrindra no hitondra anao any amin’ilay fiainana nofinofisinao. ✨

Ary ianao, inona ilay zavatra iray tena tianao hotratrarina? 🥰

26/09/2026

🌿 Inona no tokony hataonao raha te hampaniry ny volonao?

✨ Karakarao tsy tapaka ny hodi-doha, satria eo no iavian’ny fitomboan’ny volo.

✨ Manaova bain d’huile tsy tapaka mba hanomezana hamandoana sy fikarakarana ny volonao.

✨ Fadio ny mampiasa hafanana be loatra sy mikitika ny volo matetika.

✨ Ary ny tena zava-dehibe: mahareta ary ataovy tsy tapaka ny routine-nao. 🤎

Tsy mitombo ao anatin’ny andro vitsivitsy ny volo. Mila fikarakarana + faharetana + fahazarana tsara. 🌿

💬 Iza amin’ireo torohevitra ireo no efa ataonao? 👇🏽

26/09/2026

Les filles, c’est quoi votre plus grand problème avec vos cheveux ? 👀👇🏽

1️⃣ Chute
2️⃣ Volo manify
3️⃣ Tsy mitombo
4️⃣ Tsy misy volume
5️⃣ Volo maina

💬 Soraty eo amin’ny commentaire ny olanao, dia hiezaka hanome conseil mifanaraka amin’izany isika. 🤎🌿

Peut-être que votre problème aidera aussi une autre fille qui vit la même chose. 🥹✨

26/09/2026

Janvier ➡️ Septembre 🥹✨
Rehefa soin régulier + huile bien faite no miaraka… ❤️🌿

Ity no évolution-n’ny voloko nandritra ireo volana ireo. ✨

🌿 Mampihena ny fahitsanan’ny volo
✨ Manampy mampatevina ny volo
🌱 Manohana ny fitomboan’ny volo

🤍 Pack Duo Miracle : 23 000 Ar ihany
🌿 Huile Eucaluxe + ✨ Sérum Luxéa

📩 Alefaso message ny pejy raha te hanafatra.
Mbola disponible. ❤️

25/09/2026

Quand ta cliente revient avec un résultat qui parle tout seul 🥹🤎✨

Des cheveux qui paraissent plus épais, plus volumineux et plus beaux 🌿😍

Merci pour ta confiance et pour ce magnifique retour 🫶🏽

25/09/2026

✨ Ny volo tsara tarehy dia vokatry ny fikarakarana tsy tapaka 🤎🌿

Bain d’huile + sérum + régularité = cheveux chouchoutés ✨

Ny objectif-nao amin’izao: longueur sa volume? 👀👇🏽

Address

Itaosy
Antananarivo
102

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Pretty Luxe Lalie posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Subscribe

We will notify you when anything happens in Antananarivo.