Rayan Goold
🇲🇬🇲🇬
11/07/2026
🔥 LALAO ANIO 🔥
Anio misasakalina no hifandona i Norvège 🇳🇴 vs Angleterre 🏴!
⚽ Firy sy firy no ho vokatra?
Lazao ny score marina ao anatin'ny fotoana ara-dalàna (90 minitra).
🎁 Loka: Crédit 5.000 Ar ho an'olona iray voasarika amin'ireo rehetra mahita ny valiny marina.
📌 Fepetra:
✅ Valiny iray isaky ny kaonty.
✅ Score marina amin'ny 90 minitra ihany no ekena.
✅ Raha maro no mahita dia hisy fisarihana.
Mirary vintana ho an'ny rehetra! 🍀
👉 Araho hatrany ny pejy
Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Website
Address
Iaviloha
Antananarivo
LOVASOAH
Antananarivo
LOVASOAH
Opening Hours
| 09:00 - 17:00 |