Nambi's Shop

Nambi's Shop

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Nambi's Shop, Health/Beauty, Antananarivo.

Photos from Nambi's Shop's post 08/06/2026

👋👋Miarahaba tompoko oooh

😍🥰Tonga ndray ny arrivage vaovao be ato amin'ny Nambi,s Shop ee

👚:Chemise blanc moderne no sady Tonga lafatra ho anao tena hoe tsara be mintsy😍😘💯
🎀Sady misy "noeud" eo amin'ny vozony tena hoe manja kely hoa fa sao tara eo ndray😁😁

Taille:Disponible: S,M,L,XL,XXL

Vidiny:35000ar fotsiny

💌Koa mandefasa Mp avy atrany ary manao commande fa vitsivitsy hiany izy ato an

📞0387665591 na 0376314460

04/06/2026

🔥Hataovy mora sy haingana ny fikarakarana sakafo!

🥕Mini hachoir manuel

✔️Afaka hitotoina tongolo gasy,Sakamalaho,Hena,Voanjo,legume rehetra

✔️Mora ampiasaina satria tsy mila courent fa sotomina amin'ny tanana fotsiny dia vita

☀️Tsara kalitao & maharitra
☀️Madio sy mora sasana

Vidiny:20000ar fotsiny nefa tena tsara kely🥰🥰

🏃Araraoty Ary fa vitsivitsy hiany izy ato an

💌Mandefasa Mp na miantso avy atrany📞

Tel:0387665591 na 0376314460

💯Tena ilaina izy ity ao an-dakozia satria tena manala fasahiranana tokoa

Photos from Nambi's Shop's post 01/06/2026

✨Top tendance -Chic &Confortable✨
🥰🥰🥰Mitady akanjo tsotra nefa manintona?

Ity top rayures ity no safidy tonga lafatra!

✔️Design moderne misy tsipika Nour & blanc
✔️Mifanaraka amin'ny jean,jupe na short
✔️Tena mampahazo aina no sady manasongadina ny bikanao😘😘
✔️Parfait ho an'ny sortie,travail na quotidien

💃Asehoy ny style-nao amin'ny fomba tsotra ne classy!

📦Stock voafetra koa aza tara

Prix:20000ar

💬Mandefasa hafatra miafina avy atrany ra mahaliana anao ary😁

📱tel:038.76.655.91 na 037.63.144.60

Photos from Nambi's Shop's post 29/05/2026

Prix:25000ar

💬Mandefasa hafatra miafina avy atrany ra mahaliana anao ary😁

📱tel:038.76.655.91 na 037.63.144.60

Photos from Nambi's Shop's post 26/05/2026

👋👋Miarahaba tompoko oooh

😍🥰Tonga ndray ny arrivage vaovao be ato amin'ny Nambi,s Shop ee

👚:Chemise blanc moderne no sady Tonga lafatra ho anao tena hoe tsara be mintsy😍😘💯
🎀Sady misy "noeud" eo amin'ny vozony tena hoe manja kely hoa fa sao tara eo ndray😁😁

🎁Azo hatao fanomezana ho an'i Neny hiany koa amin'izao fetiny izao an💝

📦Stock limité

Taille disponible:S,M,L,XL,2XL

Vidiny:35000ar fotsiny

💌Koa mandefasa Mp avy atrany ary manao commande fa vitsivitsy hiany izy ato an

📞0387665591 na 0376314460

Photos from Nambi's Shop's post 19/05/2026

👋Salama daholo ndray ohhh🥰🥰

🎁💝Mbola fanomezana mamy kely ho an'i Neny hiany aloha no hatolotray anareo androany satria efa hakaiky ilay andro mba hanomezan-tsika fahafaham-po sy hizarana fitiavana ho azy e 🥰🥰🥰

✨Fitoeram-bilia moderne sy madio manampy hitazona ny lakozia ho milamina foana izy ity satria efa misy fitoeana ho an'ny sotro🥄🍴🔪sy kojakojan-dakozia

✅Mora diovina ary maharitra tsara ny endriny
✅Mety amin'ny lakozia rehetra

🎀Fanomezana tsotra nefa tena ilain'i Neny isan'andro💯

💌Koa aza misalasala ary mandefa mp na miantso ee

📱Tel:387665591 na 0376314460

Photos from Nambi's Shop's post 19/05/2026

misaotra tamin retour mamikely ery🙏🙏

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Website

Address

Antananarivo