Taratra Boutique
� LA MODE QUI FAIT LA DIFFÉRENCE �
23/07/2026
❌ Hita io hariva io I Larissa,ilay zazavavy kely 10 taona nanaovan'ny reniny Ombay mitady teto.Novonoin'ireo olon-dratsy,ary nariana tao anaty WC,teny @ Fonkotany Fasimena,Kaominina Ambositra II.
🚫 Rava tanteraka ny nofony,ny blouse sy ny akanjo nanaovany farany no nahalalana fa tena izy ilay razana.Iray tamin'ireo voapanga ihany koa no niaiky heloka ka nanoro ny nisy azy,rehefa notohizan' ny Zandary ny fanadihadiana.
🥺 Tohina sy nalahelo,vaky fo ny rehetra nahita ny namiraviraina ilay zazavavikely,izay efa ny akanjo sy ny volo kely sisa nijanona amin'ny karandoha no nahalalana azy.
✴️ Mbola mitohy kosa ny fanadihadiana momba ity izay teny an-toerana nahitana ny razana avokoa androany ny avy @ Zandary,Police ary ny avy aminy Fitsarana Ambaratonga voalohany Ambositra,nanatri-maso ny zava-nisy.
11/06/2026
❌En promotio fa araraoty❌❌❤️18.000Ar monja ity mini mixeur multifonction ity🥰mety tsara amin'ny maman manana zazah
😍Anaovana sakafon'ny zazah
😍Afaka anaovana jus
😍 350ml be zao nefa
😍Tombony sady chargeable izy no portable
😍Mcharge fotsiny ianao dia afaka manao jus n'aiza n'aza
😍Mora entina kely no sady maivana no mahavonjy
Alefaso dieny izo ary ny commande a
🚴🛵🚙Manao livraison partout mada
03/06/2026
En promotion ihany koa ity ah😍😍
Gourde tomobile kely😍😻
22.000Ar monja anoe oah ehh,,nefa 1.500ml be zao😱😱
Araraoty ary fa stock limité ❌ an
02/06/2026
Promotion be🥳🥳🥰vidio sahady ho an'i zazah an
10.000Ar monja izy rehetra
gourde +fitondrana sakafo + sotro na fourchette🍜❤️
araraoty fa ❌❌stock limité ❌❌
mp ary ehh
Coucou👋👋efa misy numero io amin'ny mur io tompoko ho an'izay mila maika fa indraindray ny mp misy olana kely🥺❤️ mankasitraka
10/05/2026
Coucouuuu👋👋❤️bonne journée daholo naleo ooohh❤️❤️
08/05/2026
Coucouuu👋👋bisous kely daholo aloha nareo ozy beloha kelyy😘😘bonne journée à tous ❤️
30/04/2026
22.000Ar fotsiny 5 series be zao 😋❤️
Category
Website
Address
Alerts
Be the first to know and let us send you an email when Taratra Boutique posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.