Soa Ny Aina Tantely

Soa Ny Aina Tantely

Share

Miel pur de Madagascar

09/06/2026

Talata grobaka ve Zao? Hihi
An an an . Zay Mbola mandray commandenareo ao mp foana 🥰
Efa ho avy tsy ho ela koa n'y huile coco pure
👉👉Tantely 20 000ar/l
👉👉 Huile de ricin 10 000ar /250 ml

Photos from Soa Ny Aina Tantely's post 29/05/2026

🌼Bon vendredi les gensss!!🌼
Manaova mafana tsara reto fa efa manomboka mangatsiaka ny Andro 😮‍💨
Misy sery2 sy kohaka Zao de aza adino manao tantely + citron + sakamalaho alefa anaty rano mafana tsara 😁😁
👉👉Tantely 20 000 ar/l
👉👉Huille de ricin 10 000ar/ 250 ml
Alefao Ary n'y commandenao 🥰🙂

06/05/2026

🥰 Hello?? 🥰
Hono hoa ry zareo? Mi interessé anareo ve Raha manao huile coco pure izahay?
Tena mafinaritra anay manko ilay mi-promouvoir an'ilay vokatra eto ..
Hafa ihany n'y vita gasy rehefa tena iamasoana sy atao professionnel..
Sa tsy zany? 🌼🙏

05/05/2026

🥰🌼Heyyy🌼🥰
Ity ary le vaovao mamy Kely nomaninay ho anareo ee.
Dia mankasitraka an Ilay mpivady Kely efa nanao commande 🙏🙏
Efa manao tantely en bocal pour les invités izahay .. produit mamy Kely . Mihaja sy originale Kely .
Afaka raisinay ao @ mp ny fangatahanareo
manomboka 100 ml n'y bocal
👉Omenay devis mahafa po nareo . Ao @ mp Ary e

24/04/2026

🥰Zoma manifika milay be androany ee???🥰
Noho ny fangatahanareo client moa zany dia hisy vao2 tsara kely tsy ho ela,
👉👉 Araho tsy tapaka ny pejy fa mety ahasoa anao, indrindra fa izay manomana lanonana🌼
👌Mitsikitsiky fa ho avy ny weekend, izahay mbola miasa fona manomana commandenareo
👉 Raisinay ao @ mp ny commande an, mbola 20 000 ar/l ny tantely, huile de Ricin 10000 ar ny 250 ml
Bonne soirée les gensss

17/04/2026

🥰🌼Helloooo🥰🌼
Faly be izahay manolotra produit vaovao indray,
Huile de ricin tena pur,
Hilaina be ho an ny volo mihintsana, atao masque volo, na ho an'ny hoho mora tapaka
250 ml 👉👉 10 000ar
Raisinay ao @ mp ny commandenao,
Aza Miala n'y pejy Ary eeee 💞💞💞

12/04/2026

🥰🌼Bonsoir oohh🥰🌼
Efa mangatsiaka ihany @ maraina sy hariva, efa hiditra angamba n'y ririnina, manaova mafana de misotroa rano matymaty,
Mietsika daholo ny allergie @ Zao vaninandro Zao ka Tandrovy ny fahasalamana,
Ampitomboy ihany koa n'y énergie Anao,
Mandray commande ao @ mp izahay
👉👉20 000ar/l ihany an
Dia Mirary herinandro vaovao mahafinaritra Ary eee 💞

30/03/2026

💞🥰Hey!! Salama tsara ve? 🥰💞
andro miovaova kely zao, tsy hay intsony na ririnina na fahavatra dia misy kokohaka kely indray, misy ny marary tenda,
Aza adino ny mampitombo hery fiarovana sy mampitombo ny Energie anao,
Tsy miova ny vidin'ny tantely ato
👉👉20 000ar/l
raisina ao @ mp ary ny commande ee

11/03/2026

Salama eee 💞🌼
Tena mankasitraka anareo nicommande rehetra 🙏🙏🥰 faly loatra izahay
Hitanay fa Tinareo bé Ilay izy,
Hialana tsiny n'y tsy tomombana Kely @ livraison, fa ho hatsaraina foana ny servicen-tsika ..
Dia raisinay ao @ mp foana n'y commandenareo
👉👉Mbola tsy niova n'y prix 20 000 ar fona aloha hatramizao 💞💞🌼

02/03/2026

Herinandro vao2. Motivation vao2 💞🥰 bonne journée

Category

Website

Address

Ampandrana
Antananarivo
101

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Soa Ny Aina Tantely posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Subscribe

We will notify you when anything happens in Antananarivo.