ANTSO en live
Spécialiste de vente en live🖇️ L'élégance et petit prix✨
09/10/2026
🔥✨ STEAM STYLER ORIGINAL – HO AN’NY VOLO MALAMA SY MANJELOJELATRA! ✨🔥
🥰Te hanana volo malama, malefaka ary manjelanjelatra ve ianao? 😍
✅ Steam Styler à vapeur: manampy amin’ny fanalefahana sy fampalamana ny volo, sady manome endrika kanto sy matihanina toy ny any amin’ny salon! 💇♀️✨
✅🌡️ Température réglable manomboka amin’ny 150°C ka hatramin’ny 235°C 🔥tena original be
✅Mety tsara amin’ny fanaovana lissage ao an-trano
✅Vidiny tena mirary lotra 95.000ar
📩 Alefaso MP raha anao commande fa tena Kely Stock tsika 😢!!! Aza miandry ela fa mety ho lany haingana .
✅Manao livraison partout
📞038 43 708 23
22/01/2026
Tonga ny fotoana hanovana ny fomba fiantsenanao! 🛍️✨
Miarahaba anao tonga soa ato amin'ny pejy Antso en live. Efa ela no nanomana ny tsara indrindra ho anao izahay, ary anio dia faly mampahafantatra fa misokatra ny varavarantsika!🥰
Inona no mampiavaka anay? Ny "Antso" dia midika fifandraisana mivantana, ary ny "Live" dia midika fahavitrihana. Te ho akaiky anao izahay, hanome vahaolana amin'ny zavatra ilainao nefa tsy mampitera-pahasahiranana anao.
Misaotra tamin'ny fanarahana ny pejy, ary miomàna fa ho avy ny "promos" sy ny kojakoja tsy hita lany🥻👗👚
Category
Website
Address
Antananarivo
Alerts
Be the first to know and let us send you an email when ANTSO en live posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.