Dago's.Corporation

Dago's.Corporation

Share

Producteur, Transformateur, Produits Cosmétiques, Soins, Hygiène, Beauté, Sains, 100% naturels, Vita

Inconditionnels de l’Aromathérapie, des Produits Naturels et du Slow Cosmétique, DAGO’s CORP (D**o Green Objectivity’s CORPORATION) est la meilleure adresse à Madagascar pour vos besoins en Huiles essentielles, huiles végétales, hydrolats, actifs cosmétiques, etc …

01/08/2026

Ity shampooing ity dia novokarina manokana hiady amin’ny angadrano (pellicules). ✨
Noho ireo akora miavaka ao anatiny, dia manampy amin’ny fanalana ny pellicules sy fisorohana ny fiverenan’izy ireo. 🌿

🫧 Manadio ny hodi-doha
✨ Manampy amin’ny fanalana ny angadrano.
💆‍♀️ Mety amin’ny volo rehetra.
💚 Manampy hitazona ny volo ho souples, mangirana ary mora bangoina.

👉 Raha efa manelingelina anao ny angadrano, aza avela hitombo ny olana. no iray amin'ireo soins natao manokana ho an'izany. 🌱

01/08/2026

😩 Sahirana ve ianao mahita angadrano betsaka amin’ny lohanao?

Tsy tonga ho azy ireny fa mety misy antony ao ambadik'izany. 👇

Mety ho iray amin’ireto :

🧴 Hodi-doha be sébum/menaka → mety hampitombo ny fivondronan’ny cellules mortes.

🍄 Malassezia → levure miaina ara-boajanahary amin’ny hodi-doha, izay mety hampitombo ny pellicules rehefa mihabetsaka.

💧 Hodi-doha maina → mety hiteraka petites squames fotsy sy fahamainana.

🧪 Produits capillaires tsy mifanaraka → na résidus tavela amin’ny hodi-doha.

😮‍💨 Stress sy fiovan’ny toe-javatra sasany → mety hampitombo ny pellicules.

🔎 Fa ahoana no hahafantarana izay tena olana?
👉 Ny Diagnostic Capillaire no fomba tsara hanombanana ny hodi-doha sy hamantarana izay tena ilain’ny volonao.

⚠️ Raha mangidihidy be, mena, misy plaies, na tsy mety miala ny pellicules, tsara ny manatona dermatologue, satria mety tsy pellicules tsotra fotsiny.

💚 Aza mitsabo fahatany fa fantaro aloha ny tena olana!

01/08/2026

✨ Vos retours nous font toujours plaisir !
Merci pour votre confiance et pour ces beaux témoignages. ❤️
Chez DC Cosmetics, votre satisfaction est notre plus belle récompense. 🌿✨

31/07/2026

✨ MASQUE Karazany 3, ho an’ny filàn’ny volonao ! 💆🏽‍♀️🌿

💧 Lighty : Hydratation
🥑 Happy : Nutrition
💪🏽 Nappy : Soin protéiné

Safidio izay Masque Capillaire mifanaraka amin’ny filàn’ny volonao, ho an’ny volo salama sy mamirapiratra kokoa. ✨💖

31/07/2026

Fahadisoana 5 rehefa manao Masque Capillaire

❌ Atao isan’andro → mety ho be loatra ho an’ny volo.
❌ Apetaka amin’ny hodi-doha foana → ny Masque dia natao indrindra ho an’ny longueurs sy pointes.
❌ Tsy hajaina ny temps de pose → tsy midika hoe arakaraka ny maha ela azy no maha tsara azy.
❌ Tsy kobanina tsara → mety hamela résidus ka hahatonga ny volo ho lourd.
❌ Apetaka be loatra → quantité raisonnable dia ampy.

✨ Ny tena zava-dehibe: fantaro aloha izay ilain’ny volonao, dia ampiasao ny Masque mifanaraka amin’izany. 💚

#💚❌

30/07/2026

Mbola sahirana misafidy produits sahaza ny volonao ve ianao? 🤔

✨ Manaova DIAGNOSTIC CAPILLAIRE aloha !

Ny volo tsirairay dia manana ny filàny.
Ny diagnostic no ahafantarana ny problème + besoins an'ny volonao, mba hahazoanao routine tena mifanaraka aminao. 💚

🔎 Diagnostic : 10 000 Ar
📅 Sur rendez-vous uniquement

Aza misafidy au hasard. Fantaro aloha izay tena ilain'ny volonao.

30/07/2026

🌱 Efa nampiasa Hair Oil, Shampoo ary Lotion ve ianao?
✨ Dingana farany amin'ny Routine
: 👉 DENSY Serum
Izy no miaro ny halavan'ny volo mba tsy ho mora tapaka, ka hahitana vokatra tsara kokoa.

30/07/2026
29/07/2026

29/07/2026

❓ Efa madio ny volonao ?
Inona no dingana manaraka?
💧 DENSY Lotion Sans Rinçage no manaraka, hanampy hiady amin'ny "chute de cheveux" ary mi- "stimulé la pousse" izy.

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Telephone

Address

Ambondrona/Totohabato (face Drive Domoina)
Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 09:00 - 17:30
Tuesday 09:00 - 17:30
Wednesday 09:00 - 17:30
Thursday 09:00 - 17:30
Friday 09:00 - 17:30
Saturday 09:00 - 17:30