Man'aingo service pro
Votre style, notre passion ✨
Vêtements Homme & Femme
Nouvelle collection chaque semaine
💬 DM pour commander | 🚚 Livraison rapide à Madagascar 🇲🇬
AFAKA MAHAZO VOLA 1500000AR isaky ny tany 600m2 ianao na tsy hividy tany aza.
ARAHO NY LIVE RAHARIVA.
ABONEO NY PAGE.
16/09/2026
💯 Efa manomboka ny morcelement amin'ilay TANY Mirefy 1ha 28 a Etsy Mahitsy.💯💯
⏳️⏳️ Mbola tsy tara ianao raha mbola hividy fa mbola misy lot maromaro disponible ao.
📽🎬 Hisy VIDEO ho alefanay eto amin'ny PAGE androany hariva hanomezanay fanazavana Momba ny tolotra
📺Araho sy aboneo ny Page fa hisy fanomezana 1500000ar ho an'ireo manaraka ny fepetra horesanay eto..
💵💸💸 Tsy voatery HIVIDY TANY ianao anefa vao afaka misitraka izany VOLA izany.💰💰💰
🔖🔖ABONEO NY PAGE dia HASAO NY NAMANA.
💡💡ANDROANY HARIVA AMIN'NY LIVE NO HANAZAVANA NY TOLOTRA SY NY LOKA.💰💰💰
💰💰 💰1500000AR 💰💰💰
ZARAO MAXIMUM
14/09/2026
⁉️⁉️ MILA FANADIOVANA MATIHANINA SY HAINGANA KOKOA VE IANAO⁉️⁉️
🏷🏷Manolotra ireto SERVICE ireto ho anao ny MAN'AINGO Service Pro🏷🏷
❌️❌️PROMPTION : REMISE -10% amin'ny tolotra rehetra amin'ity volana SEPTEMBRE ity❌️❌️
✅️✅️GRAND MÉNAGE & NÉTOYAGE : Bureau, Clinique, Salle des Fêtes, Fin de Chantier, éspaces,Hôtel, Restaurant.....
✅️✅️NETOYAGE TEXTILES : Canapé, Matelas, Moquette, tapis ......
✅️✅️LAVAGE AUTO à domicile: intérieur ,extérieur, moteur.
🫧🚿 Izahay no miantoka ny produit ilaina rehetra ary atao mifanaraka amin'ny qualité an'ny fitaovana hodiovina rehetra izany.
🏅🏅Fitaovana raitra sy manara-penitra no ampiasainay.
👮♀️👮Ny olona miasa dia olona efa vita fihofanana sy azo antoka tsara.
📃📜 Ankino amin'ny ORINASA Mijoro ara-dalana ara-panjakana ny fanadiovana ny fanananao dia tsy hitebiteby ianao .
📞📞📞Mifandraisa aminay amin'ny hafatra miafina MP, na afaka miantso mivantana ny laharana : 0343606561 na ny Whast App : 0344025490 . Raha misy mahaliana anao ny tolotra omenay.
14/09/2026
🔖🔖🔖PROMOTION SPÉCIAL SEPTEMBRE🔖🔖🔖
💡💡Man'aingo service Pro 💡💡dia manolotra PRPMOTION SPÉCIAL ho an'ny mpanjifa rehetra amin'ity volana septembre ity.
❌️❌️❌️2500ariary/ kg, ho an'ny Abonné ato aminay❌️❌️❌️
❌️❌️❌️3500ariary/ kg, ho an'ny non Abonné ❌️❌️❌️
😇Mbola afaka mihiditra manao abonnement koa anefa ianao dia tonga dia mahazo io prix PROMOTION io.
👕👔👗ireto avy ary ny tolotra omena anao amin'io PRIX en PROMOTION io.
🫧🚿LAVAGE PROFESSIONNEL à la Machine
🧥👖Séchage et Repassage
🚚🚚SERVICE de Ramassage et de LIVRAISON ( frais de livraison)
🏢🏪 Ho an'ny Hotel sy ny Orinasa kosa dia misy ny tolotra manokana afaka ampifanarahana tsara amin'ny asa takianareo aminay
🏅⏳️SERVICE HAINGANA KOKOA SADY MANARA-PENITRA . 24H à 48H
🛑Misy ihany koa ny Prix/ pièces
📞📞📞Mifandraisa aminay amin'ny hafatra miafina MP ary ,na antsoy mivantana ny laharana: 0343606561 na ny Whats App : 0344025490
14/09/2026
14/09/2026
📈🔖TRANO en cour de finition📈🔖
❌️❌️AMIDY MAIKA❌️❌️
TARATASY ARA-DALANA ,tonga dia afaka manao mutation
✳️Toerana: Tangaina Ampitatafika
📛 Acces moto
📞📞 afaka miantso ny laharana: 0343606561 raha mila fanazavana fanampiny.
RAPITSO MARAINA @ 9ora sy sasany NY FOTOANA ENY MAHINTSY ,HO AN'IZAY HANAO VISITE REHETRA
TEL: 0343606561
Category
Website
Address
Antananarivo
Alerts
Be the first to know and let us send you an email when Man'aingo service pro posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.