Widget.mg
Priorité à votre satisfaction : Nos pépites à prix réduits vous attendent !✨
14/01/2026
✨ Mora entina, mora ampiasaina !
Gourde mixeur 420 ml, ahafahanao manamboatra jus sy smoothie vaovao na aiza na aiza.
✅ Fahafahana : 420 ml
✅ Mora entina sy tsy mandany toerana
✅ Tsotra ampiasaina
✅ Mety amin’ny voankazo sy jus
Couleur dispo: Rose, Blanc,Bleue
💰 Vidiny : 35 000 Ar
📩 Commande en message privé ou 0324775755
📦 Livraison possible
14/01/2026
🍼Chauffe-biberon Intelligent portable
👉 Chauffe à 42°C
👉 Rechargeable USB
👉 Portable & facile à utiliser
💰 Prix : 60 000Ar
🇲🇬 Mafana haingana, tena mety amin’ny mamanina mandehandeha.
👉Description sur la photo
📍 Disponible
📩 Mp ou 0324775755
🙏🏻Arao tsy tapaka n pejy ahitanao entana anamora n fiainana andavanandro.
14/01/2026
Tongasoa eto amin'ny Widget.mg ! 🏠✨
👉🏽Te hanamora ny fiainana andavanandro ve ianao?
👉🏽Manolotra fitaovana (gadgets) mahomby sy tsara kalitao izahay mba hitsitsiana ny fotoananao sy hanalana fahasahiranana.
👇 Tsidiho ny sary ao amin'ny pejy ary fidio izay ilainao!