OMNI SHOP
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from OMNI SHOP, Health/Beauty, Ambohipo, Antananarivo.
08/06/2026
Dites-nous en commentaire : Quel est votre objectif nΒ°1 pour cette semaine ? π
Excellente semaine productive Γ toutes et Γ tous ! β¨
04/06/2026
Ouh Γ΄ rΓ΄ pelalaaa PELAZISEEE π£οΈ
Ouh Γ΄ rΓ΄ pelalaaa PELAZISEEE π’
Oh rΓ΄ pelaaa ,.....PELAZISEEE Γ΄!!!!π
Vonona ve tsika eto MANAKARA ? π€
Ho avy amitsika eto ny mpihira ny hira malaza be ity ππ₯π―
Da samby ho egnany eky tsika ,, sa aΓ΄na?? π€©π₯³
Agny mifankahita zalah π€π«£
Amboaro ny PrΓ΄ β‘π₯
Efa io ambany io aby gny infos β‘π₯
26/04/2026
ππ Akory aby isika Ragnandria π€ .
πΌ Ny OMNIS SHOP π dia agnisany SPONSORS OFFICIEL ny Cabaret β¨οΈ zay atao ao am la Vie Est belle au petit mΓ©tis β‘οΈ Manakara be π π ny 1er Mai π hoavy izao Γ 20h00 π no manomboka , koa tongava maro π«‘π€ fa lah megnagny anw da ao indreo ππ .
π Nb: Aza adigno manaraka tsy tapaka ny pejy fa hoavy ireo karazana entana amidy eto am page ( afaka mandefa afatra miafina koa raha misy entana ilaina na tiana hafarana)
21/04/2026
Salama ny mpanaraka ny pejy. Ny OMNI SHOP dia mikarakara lalao fizarana credit 2000Ar ho an' izay olona 5 voalohany mahafeno ny fepetra.
Toy izao ary ny fepetra takiana :
- Commenter-o ity publication ity ka izay top 5 be reactions indrindra no mahazo ny loka (crΓ©dit)
- Inviteo ny namanao i-abonner ny pejy, olona 10 farany kely.
- Araho tsy tapaka ny pejy fa hisy foana ny lalao sy fizarana mahasoa atolotry ny OMNI SHOP ho antsika
- Partager-o ny publication antsika
Hatramin'i 30 Aprily @9 ora hariva ny lalaon-tsika.
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Website
Address
Antananarivo