Ferana Ofisialy

Ferana Ofisialy

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Ferana Ofisialy, Health/Beauty, Andohatapenaka, Antananarivo.

QUE LA FAMILLE

Danseur, Chorégraphe AFRO , DANCEHALL …
♨️LEADER OF DAGU’S DANCER

💎OUVERT TOURES COLLABORATIONS💎

☎️📞TEL/WHATSAP : 0345734138/0337558556
🌈INSTA : @feranaqlf
🎷TIK TOK : Ferana Ranivoarison
📧E-MAIL : [email protected]

18/06/2026

Eny lesy e🥹😭😢
TSY MAINTSY MANAIKY ISIKA🥹
EFA NIALA NENINA MAFY ARY EFA NIADY MAFY NY FIANAKAVIANA SY NY MPITSABO, FA IZAY ILAY FANDAHARAN’ANDRIAMANITRA🥹

MANDRIA AM-PIADANANA LESY ZOKY(FRÈRE)RIJA A‼️

17/06/2026

SAROTRA HAJAINA NY OLONA EEE
ALEOKO MITAIZA HAZO😂😂

17/06/2026

ATAONAY ANATY RÀ MIHITSY ILAY MANDIHY EEE.
ARY EFA ASA IHANY KOA

NY VOLA AZO NY FAHAFINARETANA AZO🤣🤣🤣

15/06/2026

ZANY NDRAY NY AVY ANY ATANÀNA 🥰👌
MANALALONDO ANTENINMBE reprezenty 😂


De: Ferana Ofisialy

Merci rankizy an‼️🙏

14/06/2026

SOTASOTA KELY AMIN’ITY HERINANDRO ‼️💎


AZA MIDIKIDITRA AMIN’NY FIAINAN’NY OLONA ZANY OZIZY😂

Dc: Ferana Ofisialy

MIRARY ALAHADY SY HERINANDRO VAOVAO INDRAY EEEE!!!!

11/06/2026

NDAO HIANATRA HITENITENY FÔNA MIARAKA AMINAY EEE🤣🤣

你因该学了💪

09/06/2026

FA DIA TSY MANAIKY KOA NY ANKIZY NY AMIN’NY TIK TOK VAOVAO AN😍😂

NAREO KOA ANIE AFAKA MANAO EEE😆🔥
NDAO IARAKA AMINAYYY👌



Dc : Ferana Ofisialy

08/06/2026

Tamin'ny mbola tanora🤣🤣

06/06/2026

MASAKA BE♨️

ANKAFIZO OA NY FIAINANA🔥🥰

Song: Deejay RME sks Guitare
NEW CHALLENGE TIK TOK BY Ferana Ofisialy

Photos from Ferana Ofisialy's post 04/06/2026

TAFAÔNA KELY AMIN’ITY OLONA NAHITANA MASOANDRO ITY🥰❤️

NATAONAY ANDROANY NY FETIN’NY RENY FA ZAY VAO TAFAHOANA‼️

❤️JE T’AIME BE❤️Mme Juliette

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Telephone

Website

Address

Andohatapenaka
Antananarivo
101