Méva Manja

Méva Manja

Share

Coiffeuse événementiel à Domicile.

Izahay eto amin'ny Méva Manja dia faly mandray anareo izay te hanao volo lamaody ankehitriny toy ny :Wavy vintage, Boucle, Chingon haut na Chingon bas sns ka aza misalasala miantso ny tel: 0 34 18 208 67 na mandefa mp mi

Photos from Méva Manja's post 20/07/2026

Cc daholo indray Méva Manja rehetra🥰 😘 💋 👌 🇲🇬
Ireo misy modèle ho anareo izay te hatao volo ooo😘

11/04/2026

Misaotra nametraka Fitokisana
Aza misalasala niantso
0 34 18 208 67
la mandefa mp

31/03/2026

Andao hifanampy hifampi-boost page .....
hatao fitia mifamaly izany :)
izay manao j'aime na j'adore ny pageko Méva Manja dia valiako
alefa .....

25/03/2026

Salama daholo oh.
Andao indray hifanampy isika manana page .
Mifampi j'aime ....
Izay mi j'aime ny pageko( Méva Manja ) dia omeko j'aime ihany ko
Misaotra sahady :)

Photos from Méva Manja's post 16/02/2026

Salama daholo oh!😍 😍
Izahay eto amin'ny Méva Manja dia faly mandray anareo ra te hanao volo Manja otran'reo hianareo amin'ny JJ anareo ary à Domicile izany.
Aza misalasala miantso ny laharana
0 34 18 208 67 na mandefa mp
Misaotra anareo efa nametraka fitokisana taminay

Photos from Méva Manja's post 15/02/2026

Salut les Manja.
Ireo misy photo reel afaka hisafidianana avy aty aminay Méva Manja.
Aza misalasala miantso ny 0 34 18 208 67
Na mandefa mp
Misaotra ireo efa nametraka fahatokisana ❤️ 😘

12/02/2026

Bonjour les Manja 😍
Ho anareo izay te hanao volo ny JJ anareo les Manja dia, aza misalasala mandefa mp, na miantso ny ,
0 34 18 208 67
Mankasitraka ho anareo izay efa nahatoky hatramin'izay ❤️💋

Category

Website

Address

Tana
Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 06:00 - 21:00
Tuesday 06:00 - 21:00
Wednesday 06:00 - 21:00
Thursday 06:00 - 21:00
Friday 06:00 - 21:00
Saturday 06:00 - 21:00
Sunday 06:00 - 21:35

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Méva Manja posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Subscribe

We will notify you when anything happens in Antananarivo.