Fafah Beauté

Fafah Beauté

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Fafah Beauté, Beauty, cosmetic & personal care, Ankarombato Tanjombato, Antananarivo.

16/02/2026

✨️Tongasoa eto Fafah Beauté, ito ndray ny penjy itafatafaha tsika satry tsy mandeha itsony ilay page ray ✨️
Ato no ahitana nareo ny torohevitra momba ny fahamanjana rehetra.
✔️ Maquillage
✔️Tao_volo
✔️Onglerie
✔️Massage ihany ko fa bola à domicile aloha atreto ny massage tompoko , ny service rehetra ihany ko afaka manao à domicile ny tenako fa mila maka rendez-vous mialoha ka aza misalasala ary manantona sy manontany ho anareo mikarakara événement, fiançaille, mariage. anniversaire, sortie de promotion, fandraisana ,ctc , vonona anome fahafampo atrany 🥰
Ny toerana misy anay mo Ankarombato ka araha atrany ary ny penjy tsika makasitraka tompoko
📞☎️0344033699
📞☎️03760731 74

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Website

Address

Ankarombato Tanjombato
Antananarivo