Kéfir mada

Kéfir mada

Share

�100% naturel | sans additifs | traditionnel

26/09/2026

Elaela tsy niresaka teto isika… 💚
Fa izao indray, miverina miaraka amin’ny zavatra tsara ho anao! ✨
🥛 KÉFIR MADA — zava-pisotro voajanahary, matsiro ary manankarena probiotiques hanampy amin’ny fikolokoloana ny fahasalaman’ny tsinay sy ny vatana. 🌿
💚 Manampy amin’ny digestion
🛡️ Manohana ny hery fiarovana
⚡ Mamelombelona sy manome aina
🌱 Voajanahary & frais
🇲🇬 Vokatra eto Madagasikara
Sady tsara no mora ampidirina amin’ny fiainana andavanandro. 😋
👉 Efa nanandrana Kéfir ve ianao? Lazao aminay ny hevitrao 💬

Alefaso MP avy hatrany ny commande na antsoy ny ☎️ 0340266961

28/08/2026

Yaourt ou Kéfir : Quelle différence pour votre santé ? 🥛✨
Même si le yaourt classique reste un excellent allié du quotidien, le Kéfir de lait va encore plus loin ! 🌿
Grâce à sa fermentation naturelle à partir de véritables grains de kéfir, il offre une diversité exceptionnelle de probiotiques bénéfiques pour votre microbiote intestinal et votre digestion.
Commandez en MP ou appelez le 0340266961 pour plus d'infos 🙂
LIvraison possible .
💡 En résumé :
🔹 Yaourt = Ferments lactiques classiques & digestion douce.
🔹 Kéfir MADA = Boisson fermentée vivante, ultra-riche en probiotiques pour renforcer vos défenses naturelles !
Et vous, plutôt Yaourt ou Kéfir au quotidien ? 👇
📍 Produit 100% Naturel & Fièrement Malagasy 🇲🇬

08/07/2026

🌟 TE HO SALAMA TSARA VE IANAO ?
🌟 TE HO LAVA VELONA VE IANAO ?
🔯 " KÉFIR MADA " : ANDRAMO DIA HO HITANAO !!! 👍 👍 👍

22/05/2026

🚨🚨Salama daholo ny mpanaraka misy mahay manavotra compte na page misy mpirate vé fa misy mikasa angalatra ny page antsika 0383373738 ny numéro Raha hanao commande fa misy mikasa

20/05/2026

Maromaroa ny toa azy❤️
©️Sary indrana

16/05/2026

Une bonne routine sportive, c'est top. Mais sans une bonne digestion, impossible de dire adieu aux ballonnements. Après chaque séance ou en cure quotidienne, mon réflexe c'est ma cure de kéfir.

🍹 Moins de ballonnements, meilleure digestion, et ventre plat
👉 Commande ta cure en DM !
☎️0383373738
🇲🇬

11/05/2026

Misaotra an'i J'évolue en beauté tamin'ity retour nahafinaritra kely ity ❤️

Tena marina ny voalazany ann✅

Hiresaka kely ny voka-tsoa hoentiny eny amin'ny hoditra indray isika🧖‍♀️.

💡 Ny "Moringa" na ananambo dia misy "antioxidants" manala miketrona, ary ny Kefir kosa mampitony sy manalefaka ny hoditra.

✨ Tsy ho an'ny ao anaty ihany, fa ho an'ny tarehy koa! ✨
Raha vovoka sy loto no mianjady amin'ny tarehinao isan'andro, ny fihinanana Kefir dia anisan'ny manadio tarehy aingana dia aingana.
🌿 Manadio lalina (Deep Cleaning): Manala ireo loto sy "impuretés" miraikitra amin'ny hoditra.
🌟 Manazava endrika: Ny asidra voajanahary (Acide lactique) ao anatiny dia manala ny sela maty, ka mampisongadina ny famirapiratan'ny tarehy.
💧 Anti-acné: Satria feno probiotika, manampy amin'ny fandravana ny bakteria mahatonga ny mony izy.
👉 100% natoraly, tsy misy fangarony

☎️0383333738 ou 0340266961

05/05/2026

🥛 Le kéfir, un trésor de bienfaits !
> Saurez-vous deviner lesquels ? Répondez en commentaire 👇
> Et suivez Kéfir Mada pour plus de jeux et d’astuces bien-être 💚

Contacts : 0383373738 / 0340266961

30/04/2026

🏆DEUX GAGNANTS POUR LE PRIX D'UN ! 🏆

💡"Eo maka inspiraka aloha rainy sy reniny aa"

Vous avez été peu nombreux, mais alors... quelle qualité ! 😍 Vos recettes de Kéfir gourmand nous ont mis l’eau à la bouche.

Parce que chez KEFIR MADA , on valorise la créativité et la gourmandise, nous avons décidé de ne pas faire de jaloux : Mae-va Nirina et Rojotiana Schekkiddah remportent TOUS LES DEUX leur pack de 06 bouteilles 500ml gratuites ! 🥳🥤

Félicitations à vous, contactez-nous en MP pour organiser la livraison de votre cure de probiotiques ! 📥

Et vous, quelle est votre astuce pour rendre votre kéfir encore plus gourmand ? Dites-le nous en commentaire ! 👇

10/04/2026

🪄"Recette kéfir"

Efa ho 1000 isika ato, ka tonga ny fotoana hifampizarana ny mahasoa ... 😉

Betsaka ny manontany: "Fa mampaninona hono ilay kéfir, dia ahoana ny fomba fihinanana azy?"😘

🤤Jereo tsara ity sary ity: muesli, voanjo, tantely, voankazo... afaka atao "bol" matsiro be toy izany koa ny kéfir-tsika! Tsy zava-pisotro fotsiny izy, fa azo ampiarahina amin'ny zavatra maro!

Fa izao... te hahalala ny "gourmandise" anareo izahay:
Ahoana ny fihinananao kéfir ?
Perso:akondro sy flocons d'avoine 🍌🌾
Zarao aminay ny hevitrao!👇

🏆Ho an'izay "recette" tena "gourmande" sy manaitra indrindra, dia hozarainay eto amin'ny pejy rehefa tonga 1k ny mpanaraka antsika.( Mety na sary na commentaire)😉✨

Pack 500ml (06 isa) 25000ar
Pack 250ml(06 isa)15000ar
Prix unitaire 500ml 5000ar
250ml 3000ar
☎️0340266961ou 0383373738

Category

Website

Address

Antananarivo
101

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Kéfir mada posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Subscribe

We will notify you when anything happens in Antananarivo.