Coin de Beauté
Epilation à domicile
Onglerie à domicile
07/09/2026
Gel x 9000 ar
(Vernis uni)
04/09/2026
Pose vernis semi-permanent
Pieds & mains
8000
31/08/2026
✨ À chaque étape, il peut y avoir des échecs…
Mais chaque échec est une leçon, une révision et surtout une expérience. 💪
Ne jamais abandonner : on apprend, on se relève et on avance plus fort. ❤️✨
Chaque erreur nous rapproche un peu plus de la réussite. 🌸
Gainage avec french: 11000ar
29/08/2026
💅 Te hanalava hoho fa tsy tia Faux Ongles? 😍
Tsy olana! ✨
👉 Gel X, Gainage, Popits na Full Chablon no safidy mety aminao.
Hoho voajanahary kokoa ny rendu, tsara tarehy ary mifanaraka amin’ny style-nao. 💖
📩 Alefaso message Coin de Beauté dia atoronay ny pose mety indrindra aminao! ✨
27/08/2026
✨ COIN DE BEAUTÉ — UNE SEMAINE DÉJÀ ! 💅💕
Efa herinandro izao no nanombohan’ny prestation Onglerie tao amin’ny Coin de Beauté 💅✨
Fa tiako hazavaina tsara aminareo ry clientes ❤️ :
👉 Tsy midika akory izany fa tapitra ny épilation !
Ny épilation à la cire chaude no isan’ny nahafantarana an’i Coin de Beauté hatramin’izay, ary mbola misy foana izany, toy ny mahazatra. 🤍
Ankehitriny dia nampiana onglerie fotsiny izy, mba hahafahanareo mahazo beauté complète bebe kokoa eto amin’ny Coin de Beauté. 💅✨
🌸 ÉPILATION — mbola disponible
💅 ONGLERIE — efa disponible koa
🏠 Service à domicile
Misaotra indrindra anareo rehetra mbola matoky sy manohana an’i Coin de Beauté hatramin’izay. 🥰💕
Coin de Beauté évolue, mais l’épilation reste toujours là. ❤️
26/08/2026
💅✨ GAINAGE : INONA NO IZY?
Mbola maro no manontany hoe: “Inona marina ilay gainage?” 🤔💕
👉 Ny gainage dia technique ametrahana gel de renforcement eo ambonin’ny ongle naturel, mba hanamafisana azy sy hanomezana azy endrika madio sy tsara tarehy. ✨
💗 Tsy extension izy, ka tsy manalava be ny ongle naturel. 💗 Mety tsara ho an’izay manana ongles naturels mora vaky na malemy. 💗 Manome aspect propre, naturel ary élégant. 💗 Azo asiana couleur, French na décoration ihany koa. 🎀
📌 Gainage : 10 000 Ar
Raha tianao ny hanana ongles naturels nefa renforcés sy élégants, dia mety aminao ny gainage! 💅✨
📩 Réservation : avance obligatoire 🏠 Service à domicile — Coin de Beauté 💕
Un grand merci à mes nouveaux followers ! Nancy Ranerson, Arielle, Rojotiana Evah Princïa, Mino Razafindradona, Razafï Harisoa, Ravo Malala, Any Tah, Rova Ramanambitana, Atrik Asa
24/08/2026
✨ AFaka manatona ve izahay ? ✨
💅 ENY, afaka manatona ! 🏡
Saingy mba hiantohana ny réservation dia misy avance 5 000 Ar ilaina alohan’ny fotoana nifanarahana.
📌 Nahoana no misy avance ?
Raha tsy tonga amin’ny fotoana nifanarahana ianao, dia very aminay ilay créneau natokana ho anao.
👉 Noho izany, ny 5 000 Ar dia tsy very raha tonga ara-potoana ianao, fa esorina amin’ny totalin’ny prestation. 💕
⚠️ Tsy voamarina ny réservation raha mbola tsy misy avance.
🙏 Misaotra amin’ny fahatakarana sy ny fanajana ny fotoana.
💅 Coin de Beauté
✨ Beauté à domicile
23/08/2026
Pose vernis semi-permanent
Prix promotion 7000ar
Service à domicile
02/05/2026
Bonsoir 🌙
Mbola ato daholo ve ianareo? 😊
Ho an’ireo izay tsy voaray tamin’ny herinandro lasa, efa vonona handray anareo indray izahay izao.
Mankasitraka indrindra ny fitokisana sy ny fandraisana anay hatramin’izay 🙏
Ary miala tsiny indrindra amin’ireo izay mety diso fanantenana.
Vaovao tsara: efa salama tsara ny mpitaiza, ka afaka mandray RDV ara-dalàna indray izahay izao. 💕
👉 Ho an’ny épilation à la cire na fanazavana fanampiny:
📞 Antsoy mivantana: 034 94 753 66
📅 Tsara raha maka RDV mialoha
Misaotra tompoko 🙏
Category
Website
Address
Alerts
Be the first to know and let us send you an email when Coin de Beauté posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.