Elissa Makeup
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Elissa Makeup, Makeup artist, Antsirabe Afovoany.
ELS : Elegance • Light • Style 🪞🤍
Makeup Artist
Antsirabe & Tana
Reservez sur cette page 👇🏻
WhatsApp : 0346518595
10/10/2026
• Bridal makeup •
10 Octobre ✨
Helllowwwww , ela ela tsy nanao Vlog za fa sahirana be amle mivezivezy Tana sy Antsirabe rt reto an !!!
Tena tsara loatra ty toerana tao Antsirabe ity ❤️✨
Matetika ianareo rehefa miresaka amiko dia hoe , enao ihany zany no manao maquillage ny vadinao rehefa anambady ?
Dia hoy izaho manao hoe ………. vady iza moa ?
Iza no vonona ? 😂😂
Mapite anambady be mahita anareo mpanambady isaky ny sabotsy reto , tokony mba tour tsika ndray zao malala an 🙂↔️
26/09/2026
Let’s go dancing avec Volo Manjakely by Sandy Sandy Razanatahiry ❤️
Ny tiko indrindra aminy asako dia ny fandraisanareo ahy ✨🥰
Mankasitraka feno ❤️
21/09/2026
On est satisfait du résultat ,
La cliente est satisfaite du résultat,
On vous attend pour votre prochain rendez-vous 😘
20/09/2026
Event Makeup , léger mais très efficace 🪄✨
Story time : AntsaFy Ramielison prothésiste ongulaire niaraka taminay tamza vao nanomboka nanao maquillage , lasa mpinamana be zay aveo sady tena cool be no tsotra be mintsy 🥰🥰
Afapo foana za refa nanao nails taminy
Bisousss
Maquillage marié ❤️
15/09/2026
Bridal makeup du 12.09.2026
Category
Website
Address
Alerts
Be the first to know and let us send you an email when Elissa Makeup posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.