Hasina coiffure Antsirabe
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Hasina coiffure Antsirabe, Antsimontsena près du grand marché d'Asabotsy, Antsirabe.
Coiffure;mise en beauté (make up),onglerie,tresses,pause extension cils,pause tissage et extension cheuveux Vente vêtements,chaussures,sac,produits cosmétiques etc.....0339120007;0343453742
24/08/2026
produit hoan ny volo sy tarehy indray
24/08/2026
Bonjour!
prix liquidation avant arrivage😊
✅️ao amin sary ny détail,midira mp izay liana
✅️aza tara an
06/08/2026
💥Ireto indray no azo sary androany ary
aza misalasala manantona anay mijery mivantana, 😊aleo mahita toy izay tantaraina🥰
05/08/2026
eoh! 🥰🥰🥰
💥Arrivage queuede cheval, tissage ,postiche, produits cosmétiques sy confection (pant flare,wed leg,short bf,body pour femme/ short & tee-shirt o oversize pour homme)
Afaka mijery mivantana ety Hasina coiffure Atsimontsena na miditra mp manontany izay ilainao
mandray commande ihany koa an
✅️
ny tena mampiavaka anay moa dia misy facilité de payement (afaka mandoa tsikelikely)
034 34 537 42
033 91 200 07
02/08/2026
coupe 💇♀️💇♀️💇♀️ 1 ère Août
isan ireo coupe azo sary fa maro be izy tao,teo mba nisy fotoana kely nangalarina🥰
lieu: Hasina coiffure Atsimontsena sabotsy Antsirabe
📞034 34 537 42 / 033 91 200 07
Mention spéciale à mes nouveaux(elles) super fans ! Nyaina Hanitra, Ravo Vaniala, Mioty Fityh Niaiko, Mireillah Randrianaivo, Allanah Ras, Mioty Rabemanantsoa
28/07/2026
Blond très clair perlé/nacré
io indray ny coloration manaraka,mbola misy misalasala ihany ve sa mbola mitady trano hipetrahana avy manao coloration 😅
✅️Arao hatrany page fa manomboka mivoaka sy sahy nareo te hiova look😊,ho avy ny rose pâle bleu,sns fa ianao sisa andrasana,oui ianao io mihintsy
eto ihany koa no misy pub an ireo service misy ato aminay rehetra
Izay mazoto manao réaction na manao commentaire indrindra mi partage dia maazo cadeau 🎁 surprise fa mazotoa miasa 🥰
ny toerana misy anay tsy miova fa Atsimontsena akaikin vavahaditsena atsimo eto produits locaux(misy plaque Hasina coiffure ary ny sariko 😅)
tongava ary hanao fahamanjana amin izao fety sy lanonana isakanrazany izao fa vonona hatrany izahay équipe hanome ny tsara indrindra ho anao sy hahafapo anao🥰😘
034 34 537 42
033 91 200 07
ireo ny contact na miditra mp avy hatrany
misy WhatsApp daolo ireo an😊
27/07/2026
miarahaba tompoko🥰
ireto indray no masaka hatolotra ary(mbola miezaka hatrany manatsara); aza misalasala manao réservation ary😊❤️
Mandalo tsy fahasalama😷🤧🤒 kely fotsiny za fa afaka mandray anareo foana ny équipes.
izay hanao coloration dia mila manao rendez-vous fa tsy afaka tonga dia mandray avy hatrany tompoko
misokatra @8 ora sasany ary mikatona amin 5 ora hariva izahay (lundi au samedi) ny dimanche kosa misokatra @8 ora ary mikatona @12 ora
23/07/2026
Tsy ambakan izany ihany koa ireo pack fiançailles,mariage,baptêmes,sns...
Miezaka manaraka model malaza amzao ihany koa izahay amin coiffure(taovolo)
chignon décoiffé, wavy hollywoodien sns
23/07/2026
Miarahaba tompoko🥰
mbola mitohy foana ny pratique onglerie amzao,mbola miezaka hatrany izahay
👇
ireo ambany ireo ny sary sationany,mbola vernis 💅classique(tsotra) aloha no ampiasaina fa rehefa manao nareo dia vernis semi permanent 💅no miasa (hataotsika an ilay produit tsara be daolo).
ny coloration aloha najanona kely fa mandalo tsy fahasalamana zaho dia tsy afaka mikitika produit mihintsy😰
❎️Aza adino fa misokatra amin 8 ora maraina izahay dia mikatona amin'ny 5 ora sasany, ankoatr'ireo ora ireo tompoko dia mila manao réservation 😊
contacter nous avec le 0343453742 033 91 200 07
WhatsApp 034 34 537 42
033 91 200 07
merci🥰❤️
Contact the business
Telephone
Website
Address
Antsirabe
110
Alerts
Be the first to know and let us send you an email when Hasina coiffure Antsirabe posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.