Toute Belle By Mie
"La beauté est dans les yeux de celui qui regarde"
-.Oscar Wilde.-
🔥 Cry Baby Cry trend✨
Tena TSY Talentako ty art ray ty fa mba nanandrana fotsiny 😂😂😂😂mbola anadrana ray tsara kokoa ra mazoto
Bonne nuit daholo de tandremo manonofy ratsy 😂🥰
Quand une cliente devient bien plus qu’une cliente… 🤍✨ Merci pour ta fidélité et ta confiance 🥰💕
🛑 Destockage 🛑
50000ar daholo ny cartable
Mandefa @ faritra
Contact 0332608811
02/09/2026
✨ Bonjour mes belles 🤍
Mbola misokatra hatrany ny fandraisana rendez vous
📍 Antsirabe
💇♀️ Aty amin’ny salon na à domicile sur rendez-vous uniquement
📩 Réservation ouverte
TOUTE BELLE BY MIE ✨
Ty ndray no video amaranako ny mois d'août 🥰🥰
Miazakazaka be ny fotoana🥹
Ndao iazakazaka ikarakara vatana koa fa ilaozan'ny toetra_andro eo ndry varina miasa sy mikarakara ny hafa,
Hey karakarao ko ny tenanao😤
Aza adino ny vatanao fa mila anao ko izy ,
Zay fa bonne nuit 😘😘😘
31/08/2026
Hello tout le monde 👋👋👋
❤️ Maro be ianareo clientes no tena tia an’ity couleur rouge à lèvres ity 😍✨
Couleur élégante, féminine 🥰mety tsara entina amin’ny soirée, événement na fotoana manokana.
Tsy mifidy taona izy ❤️💄tsy ny madame ianii fa mety ho an'i rehetra 😁😁😁
Zay fa bisous daholo 😚😚😚
Satisfaite be izy 😍😍😍
✨ Prenez votre rendez-vous dès maintenant ✨
Toerana : Antsirabe
05/08/2026
🛑 MANIMBA VOLO VE NY FER À LISSER
✨ Coucou mes belles 🤍✨
Ho azavaiko @ vidéo eto kely hiresahantsika momba ny fer à lisser 🔥💇♀️
❓ Manimba volo ve ny fer à lisser ?
Sa miankina amin’ny fomba fampiasana azy ihany
Ho zaraina amintsika ny torohevitra rehetra mba hahafahana manamboatra volo tsara nefa mbola mitazona ny fahasalamany 🤎✨
📌 Alefaso ny fanotaniana fa ho valiko daholo 💕
TOUTE BELLE BY MIE ✨
✨ WAAOUH 😍🔥
Tena coup de cœurko be mihitsy ity waves ity 😮💨💇🏽♀️
Simple nefa hoe woaoo🥰
✨
Iza daholo no tia volo waves tahaka izao ? 👀👇
Alaivo dieny zao ny rendez-vous
Bonne journée oooh🥰🥰🥰
✨
🚨 PROMOTION PROMOTION 🚨
10 000 Ar oui 10 000 Ar daholo 😍Na volo lava na fohy, lisse ou boucles 💇♀️✨
📅 17 Avril hatramin’ny 23 AvrilAza tara fa fotoana voafetra io an 💖
👉 Likeo dia captureo ity pub ity📩 Alefaso ao am MP ny rendez-vous nao miaraka am capture na ento aty am salon ilay capture 📸
Izay no ahafahanao misitraka ilay promotion 😘
Zay fa bisous daholo 💋
0332608811
Category
Contact the business
Telephone
Website
Address
Antsirabe
110