Divers Shop Antsirabe

Divers Shop Antsirabe

Share

🩵❤️🩷LA QUALITE QUI DIRE 💙🧡💜

♥️♥️♥️SUIVEZ MOI ♥️♥️♥️

Photos from Divers Shop Antsirabe's post 04/09/2026

🔥 Dentifrice Longrich – Vahaolana ho an’ny olana amin’ny nify! 🔥

Misy ve amin’ireto olana ireto ianao?
❌ Fofona ratsy amin’ny vava
❌ Hihy mivoa-drà
❌ Nify marary na mora simba
❌ Nify mavo

✅ Dentifrice Longrich no afaka manampy anao!
🌿 Manadio lalina ny nify
🌿 Manala fofona ratsy amin’ny vava
🌿 Manamafy ny hihy
🌿 Manampy mampamirapiratra ny nify

💯 Betsaka ny olona efa nampiasa ary afa-po!

👉 Aza miandry hiharatsy ny nify vao hitsabo!
Ataovy isan’andro ny Dentifrice Longrich dia hahita fiovana ianao.

📩 Mandefasa Mp raha te hanafatra
📲 Na miantsoa raha mila fanazavana.
033 75 126 33

Prix : 33 000ar

⚡ Stock voafetra – aza tara!

Photos from Divers Shop Antsirabe's post 04/09/2026

Tsara maraina daholo ,

Iza ilay nitady kapa panda tato fa efa Tonga n'y arrivage ohh

Ataontsika prix manitra bé anie e😊☺️

03/09/2026

Tongava mitsidika ety aminay ety Raha ahazo n'y tsara sy mora ohh

OPPO A 3S

💥Prix : 170 000ar 💥

Baterie matanjaka tsara
Appareil mazava bé
Couleur dispo 💥rouge 💥

Téléphone vaovao Mbola scellé tsara mihintsy no omenay anao
Miteste tsara VAO mitondra mody hoa

Photos from Divers Shop Antsirabe's post 03/09/2026

Ny Crème à main réparatrice Longrich😍

👉Misy singa maromaro manampy amin'ny:

🌼Mahatonga ny hoditra tsy ho maina ary manamandina azy mba tsy hahamafy ny fela-tànana
🌼Manalama sy manalefaka ny hoditrao
🌼Ny singa avy amin'ilay "gomme bleu" dia "anti-microbe"; izany no mahatonga ilay "crème" ho afaka manadio ny tànanao.
🌼Misy proteina sy vitamina A

Azonao jifaina eto amin'ny pejy: Divers Shop Antsirabe Mahazoarivo
📩Mp ho an'ny commande ( Mp ihany)
Manao livraison izahay tompoko😉

Prix : 30 000ar

03/09/2026

RENFORCEZ VOTRE CORPS DE L’INTÉRIEUR ! 🌟

🍼 Calcium • Fer • Zinc – Saveur Lait – Longrich 🐄

✨ Fatigue, faiblesse, douleurs osseuses ?
Dites STOP aux carences avec les comprimés à croquer Longrich !

💪 3 minéraux essentiels dans une délicieuse tablette lactée :
✅ Calcium : pour des os solides et des dents en bonne santé
✅ Fer : lutte contre l’anémie et booste votre énergie
✅ Zinc : renforce votre immunité et favorise la cicatrisation

🌈 Idéal pour :
👶 Les enfants en croissance
🤰 Les femmes enceintes
🏃‍♂️ Les sportifs
👴 Les personnes âgées
💼 Et toute personne soucieuse de sa santé !

📍Disponible dès maintenant chez Divers Shop Antsirabe
📞 Contact : 033 75 126 33
📩 En message privé pour plus d’infos ou commande !

03/09/2026

Tsy mila hoe mañana vola bé anie fa rehefa mba antonony dia efa mahazo azy ety aminay e .

02/09/2026

Tongava malaky Ary manao commande ohh

Photos from Divers Shop Antsirabe's post 01/09/2026

Mbola misy foana ireto ho anareo ilay tsy nahazo Téo aloha a
Efa dispo ato aminay indray ireto lovia Kely maminareo ireto a.
26 000ar -28 000ar dia efa omenay 6pieces amin'ireo ianareo

fans

01/09/2026

Promotion bé ity casque mimi Kely ity ato aminay

💥💥18 000ar monja Au lieu de 20 000ar 💥💥

01/09/2026

Tongasoa SEPTEMBRE

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antsirabe?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Telephone

Website

Address


MAHAZOARIVO Baramalagasy Pavé Ampita ANTSIMON'NY SMIA
Antsirabe
110

Opening Hours

Monday 08:00 - 18:00
Tuesday 08:00 - 18:00
Wednesday 08:00 - 18:00
Thursday 08:00 - 18:00
Friday 08:00 - 18:00
Saturday 08:00 - 18:00