AntsiraBio
✅ Vokatra natoraly
✅ Madio, malefaka, mandaitra
✅ Ho an'ny volo/hoditra marefo
✅ Zakan'ny rehetra, ankizy/bevohoka
✅ Vita Malagasy
✅ Vita eto Madagasikara
02/09/2026
Maka aina kely aloha ny livreur ato ho ato 🥰
Mazotoa daholo 😊
01/09/2026
Septambra mahafinaritra ho antsika rehetra 🥰💚
31/08/2026
Salama tsara daholo ve?
Rehefa tsy niankina t@ fb ny valin'ny lalao interaction dia i Finaritraniaina Katiie Minah no nahazo naoty betsaka indrindra tamin'ity volana ity. Misaotra indrindra manohana ny pejy dia manasa anao hifidy ny kadoanao 💝
Mankasitraka ny mpanohana ny pejy rehetra dia mirary herinandro mahafinaritra ho antsika rehetra ❤️
30/08/2026
Alahady mahafinaritra hatrany no irariana ho antsika rehetra 🙏❤️
29/08/2026
Farmasia mpiandry raharaha eto Antsirabe
Mirary fahasalamana ho antsika rehetra 🙏
28/08/2026
Kojakoja ho an'ny anniversaire, hitantsika ao @ Parfum Beauté Antsirabe
💗 Toppers gateau
🩷 Soratra Happy Birthday
🤍 Serre-tête Happy Birthday
🩶 Labozia
🖤 Ballons ...
@ vidiny mora hatrany manomboka 1000Ar h@ 5000Ar 💝
27/08/2026
Niova kely ny texture Ecran solaire volana Aogositra, fa tsy mampiova ny heriny izany
Miverina toy ny mahazatra ny vokatra manaraka ❤️
Misaotra hatrany @ fahatokisana 🥰
25/08/2026
Après-shampooing sy masque
✅ Miaro sy mampalefaka ny volo
👉 Ho an'ny volo, fa tsy asiana ny hodi-doha mba tsy hamorona angadrano
Mety @ ankizy sy ny rehetra 🥰
24/08/2026
Salama tsara daholo ve?
Amin'ity volana ity, tsy miankina @ fb ny lalao, fa hitsinjo an'ireo fans tsy hitan'ny lisitra fb indray, toy ny taloha.
Alefaso foana ny réaction, commentaire, partage, asao ny namana hanaraka ny fizarana.
Mankasitraka ny mpanaraka ny pejy rehetra 🥰
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Contact the business
Telephone
Website
Address
Antsirabe
110
Opening Hours
| Monday | 09:00 - 17:00 |
| Tuesday | 09:00 - 17:00 |
| Wednesday | 09:00 - 17:00 |
| Thursday | 09:00 - 17:00 |
| Friday | 09:00 - 17:00 |
| Saturday | 09:00 - 17:00 |