Mivarotra Argile Verte Madagascar

Mivarotra Argile Verte Madagascar

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Mivarotra Argile Verte Madagascar, Beauty, cosmetic & personal care, Antsirabe, Antsirabe.

10/02/2026

Ma routine Manja
Mahatanora lalandava ireto akora Natoraly mikarakara ny hatsarantarehy, Vita Malagasy, izay mitaiza Ilay fahamanjanao hatrany :
- crème M.A.V.M anti âge : Mahafatifaty hatrany ny tarehy satria izy no akora Natoraly afaka miady am fahaterana toy ny ketrona, tarehy miroraka, reraka sy marefo. Manome hery ( collagène naturel) mahatanora lalandava
- Crème anti rides ( nourrissante): kanto noho izy manankarena otrikaina mampatanjaka ny hoditava afaka manohitra ny fahateran'ny hoditra, feno hery fiarovana manalefaka ( élasticité) ny hoditra ka mahatanora lalandava.
- Crème Solaire SPF 40 : Manolotra fiarovana lehibe kokoa noho ireo crème de jour ambany SPF izy, izay mifanaraka am toetany ( climat tropical) eto Madagascar. Mety am'reo mivezivezy matetika am masoandro sy Miaro am'reo loto ( pollution) isakarazany...etc
Raha mahaliana anao ireo akora mitaiza ny hatsarantarehy narosonay anao teo dia aza misalasala mandrotsaka ny tahiri-kafatranao na manantona ny shop tsika, hisitraka Ilay hatsarantarehinao tompoko

16/11/2025

Soins manala tasy panda " jour & nuit "
Betsaka ireo sahirana sy efa lany aiky am fitsaboina ireo tasy panda am tarehy na vehivavy na lehilahy. Manelingelina no sady mahamenatra ary miteraka complexes marobe...Mba hiverenanle tarehy mahafatifaty kely iny amle Manja teo aloha iny indray dia indro arosonay ny vahaolana hitsaboina ny panda sy hikolokoloina ny tarehy ka hisorohana ny fiverenanireo tasy be. Am alalan'ireo vokatra tena natoraly afaka hitaiza sy manadio ny tarehy amantaona maro manaraka tsy hiseho tsony ny panda na ny tasy. Misaotra bedabe ho anireo laborantin(es) sy ireo équipe rehetra teo am fanantotosana rehetra.
_ Savon Argile manadio tasy panda
_ Lait manala tasy panda jour & nuit : Unifie le teint / mampiravona ny tarehy hitovy loko
_ Lotion manala panda jour et nuit : hosorana hariva 30 min
Manala ny tasy / atténue les taches
_ Crème Manala Panda "jour et nuit" hosorana 30 min : manavao ireo sela sy manadio ny tarehy.
Tanjona iray no iombonantsika rehetra dia mba hanana tarehy mahafatifaty kely tsy misy ireo imperfections tsony.
Raha mahaliana anao izany dia afaka manome fanazavana feno ho anao hatrany izahay ao anaty tahiri-kafatra ( mp) na miantso avy hatrany ireo laharana voantondro

07/11/2025

Hoantsika rehetra mpankafy ny tontolony fahamanjana na vehivavy na lehilahy na tanora na efa nahazo taona. Tongasoa eto am'reo :
- Akora Natoraly mikarakara ny hatsarantarehy, Vita Malagasy
- Torolalana mahomby manadio ny tarehy
- miaraka am'reo akora argile verte mati-paika manala tasy, panda, lavadavaka Mony, menamena, rides isakarazany. Manadio ny tarehy ka mamerina Ilay mahafatifaty sy Manjakely indray
Raha mahaliana anao ireo tolotra sy Akora Natoraly mikarakara ny hatsarantarehy, dia manasa anao hiditra ao anatiny tahiri-kafatra na manantona ny shop tsika hisitraka izany.
MIVAROTRA

29/10/2025

Soins anti taches Nuit
_ Crème Manala Panda (Nuit):
.Manala panda / atténuer les tâches
.Miaro tarehy tsy hiverenany tasy tsony / prévient les tâches Manazava ny tasy / Régénérer
Fampiasana azy:
_ Diovina am savon lait d'argile
_lait manala tasy panda jour & nuit +30 min
_lotion Manala panda (nuit) 30 min
_ Diovina am rano matimaty ( savon lait d'argile )
_ Crème Manala Panda (nuit), afaka diovina ( 1 heure au moins)
afaka oentina matory mandra- maraina.
Raha mahaliana anao dia manasa anao hiditra ao anaty tahiri-kafatra (mp) na miantso ny laharana voatondro na manantona ireo distributeur akaiky anao

MIVAROTRA

21/10/2025

- Akora Natoraly mati-paika sy torolalana mahomby manadio ny tarehy:
- Soins du visage et diagnostic visage en ligne
- Soins des cheveux : 𝑽𝒐𝒍𝒐𝒇𝒐𝒕𝒔𝒚 (𝑴𝒂𝒏𝒐𝒎𝒆 𝒍𝒐𝒌𝒐 𝒎𝒂𝒊𝒏𝒕𝒚) 𝒎𝒂𝒎𝒑𝒂𝒏𝒊𝒓𝒚 𝒗𝒐𝒍𝒐, 𝒔𝒐𝒍𝒂, 𝒎𝒊𝒉𝒊𝒏𝒕𝒔𝒂𝒎-𝒃𝒐𝒍𝒐...
- Produits Naturel Argile Verte Madagascar.
Livraison partout à Madagascar

19/10/2025

-Akora Natoraly mikarakara ny hatsarantarehy, Vita Malagasy
- Torolalana mahomby manadio ny tarehy
-Produits Naturel Argile Verte Madagascar pour nos soins du visage, diagnostic visage en ligne, soins des cheveux,...
Livraison partout à Madagascar
MIVAROTRA

05/08/2025

Crème éclaircissante
Kanto dia kanto ny hatsarantarehy omen'ity crème ity noho izy manana ezaka manadio ny tarehy izay manaja ny natiorany hoditava ho Natoraly hatrany, manalefaka sy manarina ireo lalandrà mandinika kely sy hoditava mihamanify izay aterakan'ireo akora chimique mahery vaika nohon'ny fanadiovana sy fanafotsiana ka manarina ny fanatevenana ireo sela ( hoditava) am endrika maotina sy mandravona indray ny lokony hoditava sy manome endrika mazava izay miramirana isan'andro. Voalanjalanja tsara ireo singa nanodinana ity vokatra ity ka afaka mampiasa azy daholo ny rehetra ( lehilahy, vehivavy) , tsy mifidy sokajin'olana toy ny mony, rides, tasy panda isakarazany fa voafehy avokoa.
Fampiasana azy : hosorana tarehy avy voadio , afaka oentina matory in 2 - in 3 isakerinandro na ampiasaina 30 min - 1 h . Hariva ihany no ampiasaina azy fa tsy afaka ampiasaina jour.
Raha mahaliana anao ary ny vokatra naroso anao androany Dia aza misalasala mandrotsaka ny tahiri-kafatranao na manatona ny shop tsika misitraka ny Akora Natoraly mati-paika mikarakara ny hatsarantarehy tompoko
MIVAROTRA

09/07/2025

Lotion Tonique
Hatsarantarehy Kanto sy miramirana aokizany no oentin'ity akora mati-paika ity, noho izy manana talenta mamerina ny fifandanjany (PH) hoditava, manadio ny masokoditra ka mampitony ireo menamena sy havizanana mafana ka izay no mampamiramirana ny endrika tsika aoriany fampiasana azy.
Fampiasana azy :
- afaka manadio sy miaraka am'reo routine andavan'andro ampiasaintsika rehetra izy toy ny sérum, hydratante visage, lait manala tasy, écran solaire, lotion manala tasy, crème de nuit... satria izy dia akora afaka manampy tosika sy manome lanja ireo akora miaraka am.
Sahaza ny hoditra rehetra izy ka indro ankafizo ny hatsarantarehy omeny.

Raha mahaliana anao ny akora natoraly mati-paika mikarakara ny hatsarantarehy, Vita Malagasy narosonay androany, dia aza misalasala manantona ny shop tsika na mandrotsaka ny tahiri-kafatra ahafahana misitraka azy tompoko

18/06/2025

Bye bye panda
Anti tasy panda Mélasma ( panda sarotra eso***a + fahaterany hoditra + vokatry ny fanafody contraceptive isakarazany + climat tropical + tasy panda tamin'ny bevohoka tsy mety sitrana...) hita soritra eo amin'ny laingo tarehy, o***a, ny handrina, ambony molotra otrany volombava, ny saoka...miteraka complexe marobe Ary mahamenatra no sady mampalaelo ny mijery ilay endrika nahafatifaty iny no niova.
Valiny fikarohana nataon'ireo tanora manampahaizana Malagasy ( expert en argile, laborantins, spécialiste visage... ) Eto anivony o***asa tsika dia mamokatra akora natoraly mati-paika maromaro mitsabo ireo tasy panda isakarazany sy manadio ny tarehy :
- Savon argile manadio tasy panda
- purification en argile : gommage spécial, Mask d'argile anti tâche, Mask anti rousseur, Mask anti rides
- lait manala tasy panda jour et nuit
- lotion manala tasy panda jour et nuit
- crème manala tasy panda jour et nuit
- crème du jour/ écran solaire/ crème protectrice
- sérum visage super bio SP
- Crème de nuit
- Crème 000 ( 0 tâche, 0 rides, 0 imperfections)
Réhefa mihena kosa ny tasy panda vô afaka mampiasa crème éclaircissante, Izay manadio sy mampiravona ny hoditava.
Noho izany dia arakarakan'ny sokajiny hoditra ( type de peau) sy ny sokajiny tasy panda misy eo amle tarehinao ihany no akora tokony hampiasainao mitsabo ireo tasy sy manadio ny tarehy. Koa aza misalasala mandrotsaka ny tahiri-kafatranao Ary miangavy anao izahay hanatanteraka ny diagnostic visage en ligne ( gratuit / maimaipoana) ahafahana misitraka ireo akora mati-paika miaraka am'reo torolalana mahomby manadio ny tarehy.
Aza adino fa maimaipoana avokoa ny fanarahamaso akaiky ( contrôle/ suivis) mandritra ny fitsaboana rehetra eto tompoko.
Raha mahaliana anao ny tolotra rehetra dia afaka miantso ny laharana voatondro . Ary afaka mandefa am faritra rehetra eto Madagascar izahay tompoko

18/05/2025

Manao Manjakely fonafona isika rehetra miaraka am'reo akora natoraly mikarakara ny hatsarantarehy. Masque d'argile verte isakarazany, Izay fantatsika maneran-tany ny hatsarana ananany, tena oe lafatra ka tsy misaraka am'reo akora mati-paika rehetra vokarina eto:
- Gommage spécial
- Masque d'argile anti tâche
- Masque d'argile anti rousseur
- Masque d'argile anti acné
- Masque d'argile anti rides
- Masque d'argile anti imperfections
- Masque d'argile anti poche
- Masque d'argile anti cernes
- Masque d'argile Noir
Raha mahaliana anao ireo akora mati-paika narosonay androany ireo dia aza misalasala mandrotsaka ny tahiri-kafatranao na manantona ny shop tsika ahafahana misitraka ireo akora tsika. Afaka mandefa am faritra rehetra manerana Madagascar izahay tompoko

08/05/2025

Crème Manala tasy panda N°2
Miverina indray ilay fahamanjanao satria izy ilay akora mati-paika manala panda, tasy Mony, lavadavaka Mony isakarazany izay manaratsy ny endrika sy nanimba ilay hatsarantarehy hatramizay na vô haingana. Fantaro ary ny hatsarana ao aminy: manala tasy panda ka mampiravona ny lokony hoditava ary manazava ny endrika sy tanora lalandava. Misoroka ny fiverenan'ireo tasy panda ( pigments) ny fampiasana azy tsy tapaka.
- Afaka ampiasaintsika miaraka am'reo routine andavan'andro 30 min ihany dia efa ampy na maraina na hariva na koa oentina matory in-2 isakerinandro ihany. In-1 made miasa isan'andro ( une fois par jour). Manampy tosika ireo akora rehetra ampiasaintsika izy toy ny : sérum, crème, masque purifiant, lotion tonique...etc
- Raha mahaliana anao ny hanjifa ny akora natoraly mati-paika mikarakara ny hatsarantarehy dia manantona eny am shop tsika na miantso ny service commercial na mandrotsaka ny tahiri-kafatra. Afaka mandefa am faritra rehetra eto Madagascar izahay tompoko

08/05/2025

Savon Argile manadio tasy, panda, mony, lavadavaka mony
Ny antony itiavatsika azy:
- Natoraly sy manana toetra mampiavaka azy manala ny loto toy ny sela efa maty...etc. Manasitrana ny hoditra misy tsy fahatomombanana ( imperfections). Mahomby am hyperpigmentation, manala ny tasy pentipentina (points noirs) sy ny takaitra vokatry acné ary manazava ireo tasy maizina toy ny tasy panda aterakiny masoandro sy fahaterany hoditra mélasma.
Mety am hoditra misy menaka ( mixte à grasse), mora mony sy mora tohina am tasy ( acnéique, terne et sensible).
- manome hatsarantarehy sy hazavana vaovao hatrany aoriany fampiasana azy
- Raha fintinina: ny tadiavintsika dia mba miala ireo imperfections hita taratra, mahamenatra, sarotra saronana...etc ireny. Veloma ry fond de teint rehetra fa te hahatsiaro ny tarehiko mahafatifaty kely sy mahatehotia iny ndray o
Raha mahaliana anao ny akora narosonay ho anao androany dia manasa anao handrotsaka ny tahiri-kafatra (mp), miantso ny service commercial am laharana voantondro. Mandefa am faritra rehetra manerana Madagascar izahay tompoko

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antsirabe?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Culinary Team

Attire

Telephone

Address

Antsirabe
Antsirabe