Myh'se en beauté
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Myh'se en beauté, Beauty, cosmetic & personal care, Miaramasoandro Vatofotsy, Antsirabe.
Mise en beauté mariée By Myh'se en Beauté ❤️😍 #
09/05/2026
Pour son grand jour, elle voulait un maquillage classe, élégant et surtout pas trop chargé… juste assez pour sublimer sa beauté naturelle ✨🤍
Merci pour votre confiance lors de ce moment si précieux 🫶
Les réservations mariage sont ouvertes pour vos cérémonies, fiançailles et événements ✨
038 89 698 77
07/05/2026
Hellooo.. androany ny farany fandraisana commande ny Gloss Kiko ao aminy Tout Pas Cher an😍..Tena tsara be oa reto indrindra anaovana ny combo lips mafatifaty keli reto.
Sady aminy vidiny 15.000ar fotsiny le izy . Mandalo ny zavatra tsara otranizao de tsisy intsony indray raha tsy ela be ✨
Stock tres limité fa couleur 9 sisa no disponible nefa tena nisy atraminy 35 couleur izy tao
038 89 698 77 tonga dia miantso na mandefa msg na mp aminy Tout Pas Cher io avy hatrany
Helloooo🥰
Inona ny promo spécial abonné tinareo ho atao ato?
28/04/2026
Helloooo🥰.. asintsika Kely Promotion ho any abonné ny pages aloha. ✨.
Averitsika ilay promotion Extension cils à partir de 15.000ar .
Misy manome ilay effet naturel tadiavinareo iny mihintsy .
Cils premium no ampiasaina an, zany oe tena malefaka be mihintsy, colle tsy mangirifiry ihany koa , no longue tenue 🥰.
Offres limité ity promotion ity an, ary sur rendez vous hatrany isika .
Miaramasoandro Vatofotsy na préstation à domicile ihany koa
038 89 698 77
17/04/2026
Helloooo..🥰.. tiko kely ity sary ity fa mamintina ny zavatra tiko 😍.
MAQUILLAGE, EXTENSION CILS , COIFFURE..
Asintsika promotion surprise be rariva à 16h. Préstation atao rampitso izy ty 🥰 fa rariva avokako oe inona le izy,
Le promotion in1 mande tsy miverina reny io an✨
Mba afaharanareo manaraka akaiky oe inona le izy an..dia abonneo ny pages 😍
Préstation à domicile
Miaramasoandro Vatofotsy
038 89 698 77
14/04/2026
Hellooo🥰... Efa mandray rendez vous momba ny extension cils indray izahay zao ✨ .
Retouche kely fa tena manome valeur be ny endrika ny extension cils , misy karazany izy io, ary misy ilay manome effet naturel be tadiavinareo mihintsy io ✨.
Produits professionnels , colle tsy mangirifiry no ampiasainay, ary tsy enonao manelingelina akory ary ilay izy mipetaka eo fa maivana tsara otrany cils naturel nao io iany .
Sur rendez vous hatrany tsika ary Aza misalasala mandefa mp raha mahalian anao ity 🥰. Toerana Miaramasoandro Vatofotsy na 038 89 698 77
26/01/2026
Helloo efa kely sisa dia vita le jeux ahazoana prestations gratuit ao aminy Tout Pas Cher an... Ity ny lien https://www.facebook.com/share/p/1EmdZPtDoD/
Bonne journée daholo,🥰
01/01/2026
Maquillage glam n**e by Myh'se en beauté 🥰. Prise de rendez vous 2026 zao efa mande an❤️😊..
Prestations à domicile ou miaramasoandro Vatofotsy.
038 89 698 77
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Website
Address
Antsirabe
110