Volo Prestige
"Fiarovana sy fikolokoloana ny volo amin'ny fomba natoraly. Vokatra vita malagasy, namboarina tamim-pitiavana mba hanome hery sy hamirapiratra ny volonao.
Distrika Antsiranana sy ny manodidina (Afaka mandefa amin'ny faritra hafa koa)."
20/06/2026
Balatsareeeh! VOLO PRESTIGE manome fahafapo anaro client(es) jiaby
Aza misalasala anaro 🙏
WhatsApp+261382121223
Contact 📞 +261324247738
❌ Suivez page tsika ❌ anao tsy tara am astuces sy rah tsara alafotsika ato volo Salama Sora tsara riziky manonga
16/06/2026
Te hanana hoditra mamiratra sy salama? ✨
Fantaro ny Aura Prestige, ilay fikarakarana tarehy vaovao namboarina tamin'ny akora voajanahary. Ny fitambaran'ireo akora voafantina tsara dia manome ny hoditrao ny fikarakarana mendrika azy.
✅ Manome hazavana ho an'ny tarehy
✅ Akora voajanahary sy azo antoka
✅ Kalitao avo lenta ho an'ny fikarakarana isan'andro
Aza miandry intsony, omeo ny hatsarana sahaza ny hoditrao! 💖
Mifandraisa aminay amin'ny alalan'ny WhatsApp: +261382121223 na miantso mivantana +261 324247738
16/06/2026
🚨 STOP MIARITRA FAGNEVA SOLA SY TSY MANIRY 🥺
!
❌ Manana fagneva sola?
❌ fagneva tapatapaka be?
❌ Tsy maniry feky na dia efa ela aza?
👉 AZA MIAMBIGRY HO RATSY KOKOA!
💥 Huile Repousse VOLO PRESTIGE= Vahaolana haingana
✔️ Maniry malaky ny volo
✔️ Mijanona ny fihitsanany
✔️ Mihamafy ny fotony
✔️ fagneva lasa matevina sy mamirapiratra
⚠️ Resulta hita vetivety raha mampiasa tsy tapaka!
🔥 Stock tsy voafetra fa Anaro fo herany
📩 Alefaso “INFO” na “COMMANDE” dieny izao
👉 Raha tara ianao… mety ho lany 😏
12/06/2026
karakory atsika jiaby toujours disponible menaka tsika am volo prestige
managna fagneva tapatapaka anao na mihitsagna na cola na tsy mety mitombo koa fagnevanao volo prestige solution 7jous anao mampiasa izy fa mahita résultats !
Mety n'a lelahy anao n'a viavy na tsaiky tsaiky .
mampatevigny manamafy ary manalava
WhatsApp 0382121223 na koa miantso mivantana 0324247738
11/06/2026
‼️ TSY MISY VOLO TSY METY MANIRY IZANY❌❌, ETO ZAHO ETO RAHA TSY HO AFA-PO IANAO AMIN'NY ITY VOLO PRESTIGE ITY🥰☘️, 07 ANDRO FOTSINY DIA MAHITA VOKATRA. TSY MIFIDY KARAZAM-BOLO ARY METY AMIN'NY VEHIVAVY BEVOKA, MAMPINONO SY ANKIZY ‼️
NB: Disponible DIEGO Ary afaka mandefa amin'ny faritra ihany koa ‼️, Mp na miantso 038212123/0324247738☎️
‼️CRÈME COIFFANTE , SÉRUM, BAIN DE HUILE
ASANY:
➡️ Mamerina ny volo simban'ny fer ho lasa naturel
➡️ Mampaniry sy manalava volo haingana
➡️ Mampatevina sy mampalefaka volo
➡️ Mampitsiry sola ( na lahy na vavy )
➡️ Mampalefaka volo
➡️ Activateur de boucle
➡️ Tsy mifidy karazam-bolo mety @ volo rehetra ( ankizy, vehivavy, lehilahy), indrindra volo miloko
➡️ Mi- hydraté volo sy manala frisottis rehefa manao curly 🥰
‼️ Crème coiffante retour au naturel rend vos cheveux sain et naturel
"Ny volonao no satroboninahitrao! 👑
Omeo ny fikolokoloana mendrika azy miaraka amin'ny crème Volo Prestige. Mora ampiasaina, manalefaka, ary manome endrika manintona ny volonao mandritra ny tontolo andro.
💧 Miaro ny volo tsy ho maina.
✨ Mamolavola mora foana.
📍 Tonga dia afaka manafatra eto amin'ny (Messenger)na WhatsApp +261382121223 na koa miantso mivantana +261324247738."Manatitra manerana ny tanàna izahay!"
Un grand merci à mes nouveaux followers ! Rah Aina, Anjaniaina Françine, Judianah Randrianambinintsoa
Category
Website
Address
Antsiranana
201
Alerts
Be the first to know and let us send you an email when Volo Prestige posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.