Apphia Repousse
Vente des crèmes pour Cheveux
-Mampaniry
-Mampatevigny
-Magnadoso Volofotsy
-Mampaniry sôla etc...
Hitany ny Hevitry 🤣🫢
Mp anaro ein
15/08/2026
Tsy mitsahatra mitombo isanandro ny olona hafapô @ Menaka mampitsiry volo 🥰😍❤️
Aza misalasala miditra mp ato na koa @ compte perso Chez Clo fa ndraindray tena mampijaly be miditra ato @ page 🥰😍🫶 na koa antsoy na @ appel tsotra na Watchapp 0327071695 😍
12/08/2026
Témoignage Mamy kely oh 🫶💋😍
IZAY mahakolokolo Manana ny tsara 😍
Mitady Menaka mampitsiry volo Ve ianao ? Avia mampiasa Apphia Repousse fa tsy hanenina anao @ Volo-nao fa tena mahita vokany 😍❤️😘
Anisany menaka Manana ny Maha izy azy aloha raha Menaka Apphia repousse no asiantsika Resaka 😍😘 fantan-daza @ hoe menaka Mora nefa tena aingam-piasa be 😘❤️😍 35.000ar fotsiny dia mahazo izy telo be izao io
📞0327071695 Clothilde na miditra mp Chez Clo io raha tsy voavaly ato ianareo
Adresse : DIEGO, Tsena KAMISY juste @ la fontaine 😘💋🫶 mbola misy koa @ kiosque MAHAZATRA atsika ary.
04/08/2026
Entiko @ TSIKA indray ity cliente Satisfaite ny AMBILOBE ity ❤️💋😍 Menaka mampitsy volo Apphia Repousse ❤️😍💋
Ny témoignage rehetra ato @ TSIKA dia tsisy foronina fa avy @ clint(e)s daholy SADY efa nazahoana halalana ❤️😍💋🙏 Ity zao nampiasa gamme complète Trio 35.000ar fa mbola tsy ela mintsy izy io efa nahita longueur no mivoka tsara ni boucles ❤️😍💋🙏
Aza misalasala tompoko miantso 0327071695 Na koa mandeha ery @ point de vente TSIKA fa tena tsy Anenina ianao ❤️😍💋🙏 Menaka Mora nefa tena efficace be ❤️
Adresse boutique : Tsena KAMISY juste @ la fontaine 😍
04/07/2026
Bonjour nare ry Apphi’Amours 🥰
Retour Cliente KÔLA nihintsagna Fagneva ❤️💋 Mbola tsy tapakevitra iany Ve? Na lelahy na vehivavy mety @ ty menaka Mampitsiry volo Apphia Repousse tsika ity ary zaza koa ❤️🫶
Mandaitra anie ity Gamme tsika ity ee fa Enao Mila manaraka torohevitry fona ❤️🥰 aza misalasala manotany.
Lelahy ianao kôla, mia manify volo 35.000ar iany anie ka fa mavaha problèmes nao ee❤️💋
📞0327071695 na 0329370909 Clothilde ❤️
Diego aty no foibeny : TSENA KAMISY JUSTE AMINY LA FONTAINE ❤️ Ary mandefa @ Faritry REHETRA Sy efa misy revendeur vitsivitsy koa @ Faritry any❤️
15/05/2026
Cc,Bonjour oh !
Ny témoignage REHETRA ato dia avy @ client(e)s daholy 🙏❤️😘 CLIENTE SATISFAITE ❤️
Efa ela nitadiavanao Menaka mampitsiry volo?
Mavia mampiasaApphia Repousse fa tsy Anenina velively anao raha manaraka tsara ny toro-hevitra izay omenay @ fomba fampiasana azy ❤️💋
✅Produit mora indrindra nefa tena efficace 👌🫒
Prix : 35.000ar gamme complète PM
Efa misy @ faritry vitsivitsy any Samy @ prix-ny ❤️💋Sy any hivelany ❤️❤️
📞0327071695 Clothilde
14/05/2026
Cc , bonjour oh
Ho anareo any ANDAPA 😍🙏 efa misy revendeur isika zao ka aza misalasala miantso na mandefa message aty amiko ❤️
Ho anareo izay mbola te hihiditra revendeur @ Faritry hafa any mbola mandray izahay ❤️🙏
Mp ato na koa @ compte perso Chez Clo ❤️
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Website
Address
Diego
201