Innovations des Zones D.

Innovations des Zones D.

Share

Association des Zèles et l'innovation des Zones

Photos from Innovations des Zones D.'s post 27/07/2026

Manao analyse géologique mba hahafantaranao ny toerana misy loharano akaiky alohan'ny hanaovana forage ary mametaka pompe immerger ho antsika izay liana dia afaka mandefa mp mankasitraka tompoko !

Photos from Innovations des Zones D.'s post 12/07/2026

Manao instalation pompe immerger !Ho antsika izay maniry dia mandefasa mp, misaotra tompoko !

Photos from Innovations des Zones D.'s post 29/06/2026

Mivarotra sy manao instalation pompe immerger

09/06/2026
Photos from Innovations des Zones D.'s post 07/06/2026

Écriture
💧 MITADY RANO MADIO HO AN'NY TOKANTRANONAO SA TETIKASANAO VE IANAO?
🏞️ Ho anareo monina eny amin'ny lemaka, lohasaha, na toerana iva, dia manolotra:
✅ Analyse géologique sy fitadiavana point d'eau ✅ Visite sur terrain ✅ Forage sy fanamboarana lavadrano ✅ Installation pompe immergée ✅ Asa plomberie sy raccordement
🎯 Tanjonay ny hahitana aloha ny toerana mety indrindra ahazoana rano madio sy maharitra alohan'ny hanombohana ny asa.
📞 034 79 047 47
🏢 Association des Zèles d'Innovation des Zônes (AZIZ)
✨ "Aleo fantarina tsara aloha ny toerana misy rano madio, vao manomboka ny asa."
🙏 Mankasitraka indrindra tompoko.
Écriture
💧 VOUS RECHERCHEZ UNE SOURCE D'EAU FIABLE POUR VOTRE MAISON OU VOTRE PROJET ?
Nous proposons :
✅ Analyse géologique et localisation des points d'eau ✅ Visite et étude sur terrain ✅ Réalisation de puits et forages ✅ Installation de pompes immergées ✅ Travaux de plomberie et raccordements
🎯 Notre priorité est d'identifier les zones les plus favorables avant le démarrage des travaux afin d'optimiser votre investissement.
📞 034 79 047 47
🏢 Association des Zèles d'Innovation des Zônes (AZIZ)
✨ « Mieux vaut identifier le bon emplacement avant de creuser. »
Merci pour votre confiance.
Écriture
💧 LOOKING FOR A RELIABLE WATER SOURCE FOR YOUR HOME, FARM, OR PROJECT?
Our services include:
✅ Geological analysis and groundwater location ✅ On-site field inspection ✅ Well and borehole drilling support ✅ Submersible pump installation ✅ Plumbing and water system services
🎯 We help identify the most promising water locations before any drilling work begins, helping you save time and money.
📞 +261 34 79 047 47
🏢 Association des Zèles d'Innovation des Zônes (AZIZ)
✨ "Know the best water location before you drill."
Thank you for your trust and confidence.

06/06/2026

🌍🔎💧 MITADY RANO MADIO VE IANAO? 💧🔎🌍
🏡 Raha monina amin'ny lemaka, toerana iva, na faritra maniry hanao forage à main na lavadrano, dia afaka manampy anao izahay!
🪨📡 Manao Analyse Géologique izahay mba: ✅ Hamantarana ireo point d'eau probable ✅ Hampihenana ny mety ho fandaniana tsy ilaina ✅ Hanampiana amin'ny fisafidianana toerana mety alohan'ny handavahana ✅ Hanoro hevitra momba ny toetry ny tany sy ny rano
🚜🕳️ Mety ho an'ny: 🏠 Tokantrano 🌾 Mpamboly 🐄 Mpiompy 🏫 Sekoly ⛪ Fiangonana 🏘️ Fokontany sy Kaominina
📍 Manao visite sur terrain izahay arakaraka ny filàna sy ny toerana.
📞 Antsoy: 034 79 047 47
💡 "Aleo mamantatra ny toerana aloha vao mandavaka!" 💡
🌍💧🔎 Association des Zèles d'Innovation des Zones (AZIZ) 🔎💧🌍

Photos from Innovations des Zones D.'s post 19/05/2026

Manao analyse géologique mba hahafantaranao ny toerana misy loharano akaiky alohan'ny andavahana lavadrano na forage maharitra, manao visite sur terrain, manao étude du sol, estimation de profondeur, point probable misy rano, aza mandaniandro manao forage jamba, mila manao analise géologique aloha vao mandavaka, gain de temps =réduction de risque ! Koa raha liana enao tompoko dia mandefasa mp na antsoy ny 034 79 04747 !

Category

Website

Address

Fianarantsoa
301