Savon Carino Plus by Vololona

Savon Carino Plus by Vololona

Share

🌹Gasy tsara 👍 Salama sy manja ♥️
*Manamboatra savony artizanaly vita amin'ny zava-maniry🌴🍀. Manadio sy Maha Salama hoditra👍.

Mandray commande + livraison.💝
034 15 097 31

06/08/2026

Savony Dingadingana 5000ariary
Baume Dingadingana 3000 ar sy 5000 ariary 👍

✅savony dingadingana
✅ baume Dingadingana
💥 hamafisina hatrany fa mitsabo ny aretina rehetra amin'ny hoditra ny dingadingana: fery, mangidihidy, mihofakofaka, kaikitry ny bibikely...
💥azo hanorana ihany koa.
Efa betsaka ny nahita soa
Mankasitraka hatrany ny mpanjifa

16/04/2026

🙋 Mankasitraka be dia be anareo mpanjifa ny Carino plus by Vololona 🙋 Misaotra Madame Sandy Rhmalala amin'ny fahatokisanao sy ny fijoroana vavolombelona tamin'ny fampiasana ny Savony ❤️ 👍👍👍 eto foana izahay ho anao mpanjifa ❤️.

28/03/2026

🙋🙋🙋 Tongasoa eto amin'ny EKAR St Michel Faralaza ❤️ Foire ndray eee. Tongava daholo oooo 👍

27/03/2026

🙋misy hatrany ny Savony vahona manitra( savonnettes). Ireto zao misy parfum Ylang Ylang sy Olive. 👍manitra an zany eee 😀❤️

27/03/2026

✅savony dingadingana
✅ baume Dingadingana
💥 hamafisina hatrany fa mitsabo ny aretina rehetra amin'ny hoditra ny dingadingana: fery, mangidihidy, mihofakofaka, kaikitry ny bibikely...
💥azo hanorana ihany koa.
Efa betsaka ny nahita soa
Mankasitraka hatrany ny mpanjifa

26/03/2026

�mamy Kely �

26/03/2026

❤️ Gasy tsara,👍 Salama sy manja 🥰 Savony manitra Vahona 👍
Pm 500ar, Gm 2000ar.

26/03/2026

🙋 coucou 🙋
Ety Antaninarenina ndray ooo.
🏃🏃🏃Tongava haingana Ary ee 🥰

22/03/2026

🥰Mirary herinandro Vaovao feno fahombiazana 🥰

22/03/2026

👍fahasahiana miova amin'ny mahazatra 👍mandray commande izay mbola hivarotra oooo 🥰

Website

Address

Imerintsiatosika