Ato aminay
Vente des produits locaux et autres services 😉😉 250ml = 10.000Ar
07/08/2024
Efa tonga indray ny huile coco pure 100%
Mety hanorana
Mety hohanina
Azo ampiasaina amin'ny zavatra maro .
Indrindra ho an'ireo tera-bao 😊😊
500ml pour 20.000ar
NB: livraison gratuit pour TANA ville
07/12/2023
Vokatra mandalo fa tongava aingana oh ☺️☺️☺️
Stocks limités 🌹🌹🌹
23/10/2023
Taorian'ilay fizarana service farany teo dia maro ireo namana sy mpanaraka ny pejy nanontany hoe " Sao mba afaka mampanao formation"
Ka ho sokafatsika ary ny formation mahakasika ny zaitra sy ny tontolony amin'ny sarany mora nefa mpampianatra efa zadraraha no hampianatra anareo ☺️
Toerana ve!?? Tsimbazaza
Sarany ve!?? 5.000Ar isaky ny mianatra ary 2h isan'andro
Ny Alatsinainy , Alarobia ary ny Zoma ny fampiofanana 🥰🥰🥰🥰🥰🥰🥰
21/10/2023
Satria efa nampanatena service ihany koa ny Ato aminay dia ilay tsy anahirana anao no tadiavinay 🥰🥰🥰
Fantatrao ary ve fa !??
Afaka manatanteraka ny nofinofinao manodidina ny resaka zaitra ihany koa ny ato aminay !🥰🥰
Hamorona ve!??
Misy hamboarina ve !??
Tsy lafo fa manomboka amin'ny 20.000Ar fotsiny anieh 😉
Hoavy eo ihany koa ny service manaraka fa araho tsy tapaka ny pejy 😉 ary zarazarao 😘
Tel: 038 30 150 01
Fotoana vitsy sisa dia hilatsaka ny vidiny vaovao ny amin'ny Vanille ka araraoty rankizy ah 😘😘
Fantatrao ve !? 🥰
Tsy afaka misaraka anieh ny asa sy ny fanompoana an'Andriamanitra eh🥰
Bonne nuit 🥰
16/10/2023
Ilazana isika fa hoan'ireo izay nanjifa dia manomboka ny Alakamisy no dispo à Tanà ny entana 🥰🥰🥰
Dia bonne nuit ary ho ambinin'Andriamanitra anieh 🥰🥰
15/10/2023
Kikou 👋👋👋👋
Mba tsy ho tampoka dia hilazana isika fa hisy fihovana ny vidin'ny Vanille Ato aminay manomboka ny 22 Octobre 2023 ka mankasitraka sahady 🥰🥰🥰🥰❤️❤️
Mirary tontolo andro mahafinaritra 😉
14/10/2023
Fantatrao ve!??
Mbola misy ny date libre ny amin'ity volana ity ka vonjivonjeo 😉
Na andro na alina dia tokana ny tarif ary amin'izao fanombohany izao dia efa natao mora 😉
Dien'zao dia tehirizo ny laharana 034 39 289 38 fa raha sendra tratra alina dia tsy very 🔥🔥🔥
13/10/2023
Tsiditsidio fa sady tsara nefa mora ☺️
13/10/2023
Fantatrao koa ve !?😉😉😉
Tolotra hafa kely
Tia mivôka ve!??
Mitady fiara atao " tête de cortège" ve!??
Misy fivezivezena atao ihany koa ve!??
Na andro na alina dia aza misalasala satria manomboka amin'ny 70.000Ar fotsiny ny " tarif " Ato aminay 😉
6h-18h dia mitovy amin'ny 18h-6h ihany koa 😉
Raha mila fanazavàna fanampiny dia manasa anao hiditra ao amin'ny hafatra miafina na koa hiantso ny laharana 038 30 150 01
11/10/2023
Sady mianatra ianareo no tsy lany fotoana Ato aminay 😉
Satria betsaka ny fanontaniana hoe : Anaovana inona marina ilay clou de girofle dia ho atolotro eto ny valiny 😉
Pour des cheveux sains : Réputée pour stimuler la circulation sanguine, l'infusion de clou de girofle peut favoriser la croissance des cheveux. En rinçant vos cheveux avec cette eau, vous pouvez renforcer vos follicules capillaires et contribuer à des cheveux plus forts et en meilleure santé. Elle aura également un effet apaisant sur les irritations du cuir chevelu et réduira l'apparition de pellicules .
Pour des dents en bonne santé : Le clou de girofle est un ingrédient couramment utilisé dans les dentifrices naturels en raison de ses propriétés antibactériennes. En buvant régulièrement de l'infusion de clou de girofle, vous pouvez contribuer à maintenir une bonne hygiène buccale. Ses propriétés anesthésiques et anti-inflammatoires sont également prisées en cas d'infection des gencives ou de la bouche .
Contre les maux de gorge et la toux persistante : Le clou de girofle est depuis longtemps utilisé dans les médecines traditionnelles pour traiter les maladies respiratoires . Antiviral, antibactérien, anti-inflammatoire et immunostimulant, il est tout à fait indiqué pour lutter contre les maladies hivernales. En sirotant une infusion de clou de girofle bien chaude, vous pourrez apaiser les quintes de toux et les irritations de la gorge.
Pour améliorer la digestion et réduire les nausées : L'infusion de clou de girofle peut favoriser une digestion saine en soulageant les ballonnements et en apaisant les inconforts gastro-intestinaux. Les propriétés antiémétiques du clou de girofle permettront de réduire les vomissements et soulager les nausées.
Pour une peau rayonnante : L'infusion de clou de girofle contient des antioxydants qui aident à lutter contre les radicaux libres, contribuant ainsi à prévenir le vieillissement cutané. Elle peut également apporter de l'éclat à la peau en favorisant une circulation sanguine saine.
Pour aider à maigrir : Le clou de girofle est parfois associé à la perte de poids. Bien qu'il n'y ait aucune preuve scientifique à ce sujet, sa capacité à stimuler la digestion et à réduire les fringales peut être un atout dans le cadre d'un mode de vie sain.
Pour l'hygiène intime : Le clou de girofle est également utilisé dans divers produits d'hygiène intime en raison de ses propriétés antibactériennes et antifongiques. Il peut contribuer à maintenir l'équilibre de la flore vaginale et à prévenir les mycoses
et infections.
Aphrodisiaque naturel : Enfin, le clou de girofle est réputé pour ses propriétés aphrodisiaques . Cette infusion peut aider à stimuler la libido et à favoriser une vie amoureuse épanouissante.
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Website
Address
101
Opening Hours
| Monday | 08:00 - 17:00 |
| Tuesday | 08:00 - 17:00 |
| Wednesday | 08:00 - 17:00 |
| Thursday | 08:00 - 17:00 |
| Friday | 08:00 - 16:00 |
| Sunday | 08:00 - 17:00 |