Aina beaute

Aina beaute

Share

Izahay ato @Page Aina beaute dia mivarotra menaka tarehy a base persil

23/03/2026

TASA plus Madagascar mpitsabo n'y aterina rehetra otra sy n'y zavamaniry
contact:03445.864.78

11/03/2026

Mention spéciale à mes nouveaux(elles) super fans ! Oni'ravaka Tyssia Randrianantoanina, Faharetana Diamondra

09/03/2026

🌿🌿Crème a base de persil manala sy manadio n'y tasy rehetra🍀🍀
🍒Efficace tsara Sady haingampiasa ihany koa
PRIX:20.000AR
Koa Raha mahalina anao Ary mandefasa Mp na miantso n'y:👤034.45.864.78
🏠Afaka manao livraison sy mandefa

Photos from Aina beaute's post 26/02/2026
Photos from Aina beaute's post 15/02/2026

🍀CREME A BASE DE PERSIL 🍀
🌿Manala sy manadio ny tasy rehetra toy n'y
🌿Panda
🌿Mony
🌿Tasy navelany Mony
🌿Mangana, menamena,miofaka,Ary vakivaky
crème naturel a base de persil, natao anadiovana sy ampalandy tsara n'y tarehy.
PRIX: Crème de nuit:20.000ar
Crème du jour:15.000ar
Anti ride:15.000ar
Gommage:15.000ar
Savony:5000ar
Misy GAME Complet:60.000ar
Efficace tsara Sady haingampiasa ihany koa
koa Raha mahalina anao Ary mandefasa Mp na miantso n'y contact:034.45.864.78
🏠Poin de vente[Vatosoa Ankadindramamy]
Afaka manao livraison a domicile sy mandefa izay misy anao

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Itaosy?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Website

Address

Gamo Ampasapito
Itaosy