Argile verte

Argile verte

Share

vokatra malagasy

23/02/2026

👇

💚 ARGILE VERTE PRÊTE À L’EMPLOI – 250 ml 💚

Te hanana hoditra madio, malama ary tsy misy boutons ve ianao? 😍
Ity argile verte ity dia efa prête à utiliser ka tsy mila afangaro intsony ✨

🌿 Manadio lalina ny hoditra
🌿 Manala excès de sébum
🌿 Manampy mampihena boutons
🌿 Azo ampiasaina amin’ny visage & corps

✔️ 100% naturelle
✔️ Mora ampiasaina
✔️ Mety amin’ny karazana hoditra rehetra

🔥 PRIX LANCEMENT : 10 000 Ar seulement
Contact 0348058741

05/01/2026

ARGILE – OFFRE PACK
DÉBUT D'année 🌿
👉 Mora kokoa raha pack

💚 PACK ESSAI

✔️ Argile verte 500 g
✔️ Argile couleur 250 g (couleur au choix)
💰 PACK = 9 000 Ar
✨ Tsara ho an’izay te-hanandrana

🌿🎨 PACK BEAUTÉ

✔️ Argile verte 1 kg
✔️ Argile couleur 500 g
💰 PACK = 18 000 Ar
✨ Soin complet tarehy & vatana

🎨 PACK COULEUR

✔️ Argile couleur 4 × 250 g
(Noir café + Jaune + Rose + Rouge)
💰 PACK = 18 000 Ar
✨ Essai couleur rehetra

0348058741.... livraison possible

📦 Stock prêt
🎯 Couleur au choix
📩 MP raha hanao commande

02/01/2026

Ho an’ny tarehy (masque visage)

Ilaina :

Argile verte 1 sotro

Rano madio na eau florale kely

Fomba fanaovana :

Afangaroy ao anaty vilany plastika na vera (AZA mampiasa vy).

Ataovy ho lasa pâte malama.

Hosory amin’ny tarehy (aza asiana maso sy molotra).

Avela 10–15 minitra (aza avela ho maina tanteraka).

Sasao amin’ny rano matimaty

28/12/2025

Leo mony sy tasy ve ianao? Sa sahirana mitady vokatra natoraly tena mandaitra nefa tsy lafo? Ity vao misy vahaolana ho anao! 😉

Tonga indray ny Argile Verte (Arzilina maitso) madio tsara, 100% natoraly, natao hikarakarana ny hatsaranao:
✅ Manala mony sy tasy amin'ny tarehy
✅ Manadio lalina ny loto (points noirs)
✅ Mampitony ny hoditra sady mampalandina azy
✅ Mety ho an'ny karazan-koditra rehetra

💰 NY VIDINY (Mora BE):
🟢 Argile Maitso: 1kg 10 000 Ar ihany! 🟠 Karazany hafa (Premium):1kg @ 20 000 Ar
Argile jaune, argile blanche, argile noir café, argile rouge, argile rose.

14/08/2025

Argile verte, vokatra avy eto antoerana(Madagascar).
Betsaka n'y vokatsoa entiny,indrindra fa aminy ireo karazana fivontosana.
Ohatra :le nodule vao miforona,ireo kiste maro Samy hafa,fery tsy mety sitrana ko azo atao aminy tsara.
Aretimbavony,Ary aretinaty ihany ko.
👉Mety hanadiovana tarehy ihany ko n'y argile verte(peau grasse)
Argile verte 100g 4000ar
Dispo KO n'y argile jaune,argile blanche, argile noir café, argile rose, argile rouge.
Prix promo:100g 4000ar
0348058741,0384809237
🚲🚲🚲livraison possible

16/07/2025

Efa misy fleurs d’hibiscus en sachet :
👉50g:5000ar
500g:20000ar
Kilo:,40000ar ato aminay.
Ny vokantsoa azo avy aminy dia :
❤️Manamafy hery fiarovana
❤️Mampihena haingana satria manadio ny anaty rehetra
❤️Manampy raha misy "infection urinaire "
❤️Maha-stable ny glycémie ho an’ireo izay misy diabète (tsy asiana siramamy)
❤️Mampihena ny stress
❤️Mampahita tory tsara
❤️Manatsara ny fikorianan’ny rà
❤️Manampy amin’ny fanavaozana sela
❤️Manatsara ny fandevonan-kanina
❤️Manala cholestérol
❤️Miaro amin’ny fiakaran’ny tosidrà
❤️Manadio aty
Mp hoany Zay hanao comande,0348058741
Livraison possible.

12/07/2025

Andao hikarakara tarehy @ argile verte 😘

12/07/2025

Argile verte, vokatra avy eto antoerana(Madagascar).
Betsaka n'y vokatsoa entiny,indrindra fa aminy ireo karazana fivontosana.
Ohatra :le nodule vao miforona,ireo kiste maro Samy hafa,fery tsy mety sitrana ko azo atao aminy tsara.
Aretimbavony,Ary aretinaty ihany ko.
👉Mety hanadiovana tarehy ihany ko n'y argile verte(peau grasse)
Argile verte 10000ar n'y kilo.
Dispo KO n'y argile jaune,argile blanche, argile noir café, argile rose, argile rouge.
Prix promo:20000ar
0348058741,0384809237
🚲🚲🚲livraison possible

01/07/2025

Hibiscus séchée promotion ndray.35000ar kg
Mp Zay hanao commande, livraison possible.
0348058741

18/06/2025

Argile verte, vokatra avy eto antoerana(Madagascar).
Betsaka n'y vokatsoa entiny,indrindra fa aminy ireo karazana fivontosana.
Ohatra :le nodule vao miforona,ireo kiste maro Samy hafa,fery tsy mety sitrana ko azo atao aminy tsara.
Aretimbavony,Ary aretinaty ihany ko.
👉Mety hanadiovana tarehy ihany ko n'y argile verte(peau grasse)
Argile verte 10000ar n'y kilo.
Dispo KO n'y argile jaune,argile blanche, argile noir café, argile rose, argile rouge.
Prix promo:20000ar
0348058741,0384809237
🚲🚲🚲livraison possible

Argile verte vokatra malagasy

Photos from Argile verte 's post 01/02/2025

💥Bloc na poudre argile💥
Maro no tsy mahafantatra tsara ny soa entin'ny tanimanga(argile) amin-tsika kanefa dia betsaka ireo zavatra sitrany, toy ny:
👉Règle très douloureuse
👉Vavony
👉Aretin-andoha
👉Fery
👉May
👉Maso
👉Mbola maro ireo aretina sitrany akoatran'ireo voalaza etsy ambony.. Marihina fa azo apesaina hikarakarana ny hoditra ihany koa ny "argile"
👉Faly izahay mampafantatra anao fa izahay dia manana karazany Argile toy ny:
❤️Argile blanche
❤️Argile noire café
❤️Argile rouge
❤️Argile rose
❤️Argile verte
❤️Argile jaune

Prix argile verte:10000ar/kg
Prix argile couleur:20000ar/kg
👉Alefaso mp na comment rah mila fanazavana fanampiny ianao♥️
🚴🚴🚴Livraison à partir de 3000ar
0348058741

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Itaosy?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Telephone

Website

Address

Itaosy
Itaosy
101