Produit A'nou

Produit A'nou

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Produit A'nou, Health/Beauty, Soavinandriana, Itasy.

08/05/2025

Bienvenue sur notre page Facebook officielle !

Nous sommes ravis de vous accueillir dans cette nouvelle aventure. Ici, vous trouverez nos activités ,nos recettes, conseils, etc..

N’hésitez pas à aimer, partager et surtout à interagir avec nous. Votre soutien est précieux et c’est grâce à vous que cette page prend vie !

Restez connectés, de belles choses arrivent très bientôt !

A'nou

---

Souhaites-tu un ton plus professionnel, fun, ou personnel ?

07/05/2025

FANAMBOARANA YAOURT à BOIRE
Toy ny manao yaourt ihany manao azy, afaka ataonao araka izay efa mahazatra anao ao antrano koa
Zavatra ilaina :
- Ronono 1,5l
- Ferment : yaourt 1 (izay tianao fa ny tsara yaourt industriel)
- Siramamy
- Arôme sy colorant alimentaire (raha tianao)

Fanaovana azy :
- Ampangotrahana ny ronono ary tatavanina rehefa masaka (tsara tatavanina foana ny ronono)
- Ampangatsiahana ka rehefa manomboka zakan'ny tanana ny hafanana (40-35°) dia arotsaka ny ferment. Haroina tsara
- Araraotina izy mafana iny no arotsaka anaty pot à yaourt
- Atao anaty vilany dia saromana bodofotsy
Raha somary mangatsiaka ny ronono vao voafono dia asiana rano mafana matimaty anaty vilany zay vao alahatra ny pots à yaourt. Avela 4-5h

Rehefa vita ny yaourt dia atambatra ary ampiana rano matimaty efa nangotraka 0,5-1l arakaraka izay hitiavana ny yaourt à boire. Ampiana siramamy izay tiana ary colorant sy arôme alimentaire raha tiana. Mixena miaraka izy rehetra
Vita ny yaourt à boire 😋😋

FANAMARIHANA :
Raha recette commercial dia afaka ampiana :
- Fécule de maïs 1sotro rehefa mahandro ronono (mampatavy ilay yaourt)
- Na ampiana vovon-dronono 2 sotro dia mahazo yaourt double crème

FANAMBOARANA MILK Fruité
Ilay yaourt teo ihany no ampianao voankazo mixé notatavanina
ohatra :
- Fraise
- Mangue
- Corrosol
- Avocat

Mazotoa ary eeee😍😍😍
Zarao amin'ny hafa fa mety mahasoa azy

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Itasy?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Website

Address

Soavinandriana
Itasy