Massage médical Ny Aina
Massage réflèxotherapie , relaxation ,bien être
22/06/2026
Miarahaba antsika eto amin'ny pejy
ireto avy ny tolotra hita ato aminay
relaxation : 15000 ar
massage facial , anti stress, anti ride : 6000 ar
réflexologie : 7000 ar
traitement vavony , aty ,sns ...: 10000 ar / scéance
Ho anareo izay ts afaka manantona ety am cabinet dia afaka manantona anareo izahay , marihina fa miankina amin'ny toerana a partir 25000 ar tsara kokoa raha maka rendez vous
afaka miditra mp na koa miantso ny 0345896820 /0338232246
15/06/2026
Miarahaba eh 👋👋!!
Satria moa miditra vanim_potoana ririnina isika Zao, maro noho izany ny aretina mihetsika .
Ho resahatsika anio Ary ny NERFS SCIATIQUE
Nohon'ny harerahana be loatra na koa fihetsika natao maharitra ela loatra (mipetraka ,mitsangana ) eny fa na dia ny tsinjona natao taloha dia antony mahatonga na mampihetsika azy
Fisehoan'ny aretina 🧐🧐
🔸Manaikitra otrany misy courant ao ambany mahazo ny fitombenana mihazo ny fotom_pe sy ny riran'ny fe ivelany
🔸Rehefa mihondrika Dia Mila tsy ho tafiakatra
🔸Rehefa miharina eo ampandrina dia sahirana ka mila tsy ho tafiharina
🔸 Rehefa mandeha tongotra ela dia mifandrirotra na marary eo @ fotompe ka mila tsy ho afaka mamindra
Torohevitra kely hitsaboana azy
Tongolo gasy hasiny 10 🧄🧄
Tantely 🐝🐝🐝 tapakin'ny kopy kely
Vinaigre de cidre 🍶🍶 tapakin'ny kopy
👉 Mixena miaraka ireo dia sotroina in 2 sotro fihinanana isa maraina
Fantaro Ary fa afaka tsaboina tsara Io aretina Io ka manasa anao izahay anantona aty @ cabinet de massage "Ny aina "
Toerana Anosibe Immeuble Shope Avenire 1 er étage ampitan'ny Assurance Mama
Téléphone : 0345896820 / 0338232246
Category
Website
Address
Ivato
101
Alerts
Be the first to know and let us send you an email when Massage médical Ny Aina posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.