Beauty full Ivato
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Beauty full Ivato, Beauty, cosmetic & personal care, rond point BANI, Ivato.
14/05/2026
✨☁️ Andro Fiakarana ☁️✨
Amin’izao andro manokana izao, enga anie hitondra
🕊️ fiadanana,
💫 fitahiana,
❤️ ary fanantenana vaovao ho antsika rehetra ny Andro Fiakarana.
Ny équipe Beauty full Ivato dia mirary andro feno fahasoavana sy hafaliana ho anareo rehetra ✨🥰
💄💅 Misokatra hatrany izahay hanome hatsarana sy fikarakarana mendrika anao.
📍 Salon de beauté au rond-point BANI en face ALOALO café
📞 034 34 244 17 / 038 17 281 54
Repousse
Beauty full Ivato
Mille mercis pour votre confiance 😍🥰
11/05/2026
🤎✨ Beauty full Ivato ✨🤎
💇♀️ Boucles parfaites + dégradé couleur caramel 🍯✨
✔️ Volume naturel
✔️ Boucles maharitra
✔️ Finition brillante & classy ✨
📍 Au rond-point BANI, en face ALOALO café no misy anay
📞 034 34 244 17 / 038 17 281 54
07/05/2026
Fa tena tianareo koa aloha ity modèle ity an 🤎🤎
Pose vernis sur ongle naturel 🥰
Adresse tokana ihany no Misy anay
Beauty full Ivato au rond-point BANI en face ALOALO café
05/05/2026
🤎✨ Beauty full Ivato ✨🤎
💅 Ongles classy & tendance 💅
Mélange marron, n**e & touche gold ✨
Style simple nefa chic sy manintona be 😍
✔️ Design moderne
✔️ Mety amin’ny fotoana rehetra
📍 Au rond-point BANI, en face ALOALO café no misy anay
📞 034 34 244 17 / 038 17 281 54
01/05/2026
Mitady asa vé ianao ?
Izahay dia mitady
Mp ou 0381728154
01/05/2026
Beauty full Ivato 🌸
L'équipe de Beauty Full vous souhaite le meilleur.
Pour ce beau début du Mey
30/04/2026
🎉💇♀️ Beauty full Ivato 💇♀️🎉
📢 OUVERT DEMAIN – 1er MAI 📢
Na dia Fête du Travail aza dia MISOKATRA izahay handray anareo ✨💖
🌸Tonga dia tongava fa vonona izahay hanome anao service tsara sy manintona 💇♀️✨
📍 Au rond-point BANI, en face ALOALO café no misy anay
📞 034 34 244 17 / 038 17 281 54
💬 Réservation en MP na antsoy mialoha 😉
Aza miandry farany fa mety ho feno! 🔥
17/04/2026
🔥💅 Tendance Avril 2026… efa eto !
Minimaliste 🌸
Milky ✨
Déco 3D 💖
Cat eyes 💅
👉 Tsy miandry… ataovy androany 😏
Premier arrivé = premier servi ⏳
👉 Team an' iza ianareo ?
1️⃣ Simple
2️⃣ Déco
3️⃣ Glam
Au rond-point BANI en face ALOALO café
📞 034 34 244 17
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Telephone
Website
Address
Ivato