Cire d’épilation naturelle

Cire d’épilation naturelle

Share

🌿 Cire Ă©pilatoire 100% naturelle
✹ Douceur & efficacitĂ© pour tous types de peau
💚 Retrouvez la beautĂ© au naturel, sans compromis.

Elle peut-ĂȘtre utiliser directement sans le rĂ©chauffer,
Avec 10 bandes, 1 spatule et 1 mode d’emploi offert.

29/10/2025

Leo volo matevina sy mitombo haingana ve ianao ? đŸ˜±
Sady reraka amin'ireo vokatra simika?

☑Andramo ny CIRE ÉPILATOIRE NATURELLE, vita Malagasy
☑Manalefaka sy manala ny volo hatramin'ny fakany
☑Ianao ihany dia afaka manala ny volo maneligelina amin'ny vatana amin'ny fotoana maha afaka anao

đŸ·Prix 17000 ar y compris 250 ml de cire, 15 bandes Ă©pilatoire, 1 spatule et mode d’emploi offert.

🚚 Livraison à partir 3000 ar selon lieu, mandefa amin'ny taxi brousse izahay ho an'ny FARITRA.

đŸ“± 038 78 020 91 - 038 33 374 31

———————————————————————-

Vous en avez assez des poils Ă©pais et qui poussent vite ? đŸ˜±

Et des produits chimiques ?

☑ Essayez la CIRE D’ÉPILATOIRES NATURELLE, 100% naturelle, made in Madagascar đŸ‡Č🇬

☑ Adoucit et retire le poil Ă  la racine.

☑ Vous pouvez vous Ă©piler Ă  votre rythme.

đŸ· Prix : 17 000 AR (250 ml de cire, 15 bandes d’épilation, 1 spatule et le mode d’emploi inclus).

🚚 Livraison à partir 3000 ar selon lieu, mandefa amin'ny taxi brousse izahay ho an'ny FARITRA.

đŸ“± 038 78 020 91 - 038 33 374 31

10/10/2025

❌❌TSY MISY AKORA SIMIKA❌❌
❌❌TSY MISY CONSERVATEUR❌❌

âžĄïž Akora efatra tsotra fotsiny, saingy manankery be ny ao anatin’ny cire Ă©pilatoire naturelle :

🍯 Tantely – hydratant, antiseptique naturel, miaro amin’ny irritation.
🍋 Voasarimakirana – manadio, manampy hanalefaka tasy, anti-bactĂ©rien.
🍬 Siramamy – exfoliant doux, manala cellules mortes, manome hoditra velona.
💧 Rano – manampy hanome texture tonga lafatra sy malefaka

Ireo akora fototra ireo dia 100% natoraly ary tsara ho an’ny oditra saropady. ✅

đŸ—šïž Afaka mandefa hafatra miafina raha misy fanontaniana na mila ilay cire ianao
☎ 0383337431 / 0347563180
đŸšČ Livraison manomboka amin'ny 3.000ar
đŸ’ČPrix : 17000 ar

MANDEFA FARITRA 🌍

10/11/2023

Salama daholo ooo ! â˜șïžđŸ˜
Efa maro be ianareo no afa-po tamin’ny fanjifana ny cire d’épilation naturelle vita malagasy ✹

Koa tsy mitsahatra izahay manome fahafaham-po anareo.

Inona daholo ny tombontsoa azo avy aminy fampiasana cire d’épilation naturelle ?

✅Produit 100% naturel
✅Miha-manify ny repousse satria miala hatramin’ny fakany volo ( tsy toy ny rasoir izay manapaka)
✅Ela vao maniry ny volo avy atao Ă©pilation ( 2 Ă  3 semaines )
✅Mia-fotsy sy malandina ny faritra avy natao epilation ( tsy tahaka ny rasoir mamela tasy mainty)
✅Mety amin’ny karazan-koditra rehetra ary amin’ny faritra rehetra ny vatana ( duvet, sourcils, aisselles, jambes, sns )

❌SANS EFFET SECONDAIRE

Aza misalasala ary mandefa MP avy hatrany manao commande

đŸ’ČPrix: 15000 ar
🚚 Livraison à partir de 3000 ar en ville
📞 Tel: 0347563180

Photos from Cire d’épilation naturelle's post 06/06/2023

❌ AMPY IZAY NY VOLO MATEVINA SY MORA MITSIRY ❌
Indro ny vahaolana ho anao :
✅ Cire d’épilation naturelle 100% bio, ❌sans produits chimiques ary sans effet secondaire

Tsotra ny fampiasana azy :
📍Ahosotra manify manaraka ny fanirian’ny volo ilay cire
📍Apetaka avy hatrany ny bandes d’épilatoires ( tsy misy temps de pause fa tsindrina tsara mba hiraikitra tsara amin’ilay bandes )
📍Sintonina mifanohitra amin’ny fanirin’ilay volo ny bande Ă©pilatoire

‌ Atao maina tsara ny faritra hanaovana Ă©pilation ‌

💡Maro ny tombotsoa amin’ny fampiasana azy ity :

♊Manadio sy mampalandina ny hoditra
♊ Tsy mangidihidy be toy ny esorina amin’ny rasoir đŸȘ’ intsony rehefa avy mampiasa ilay Cire
♊ Miha manify ny repousse ary ela vao maniry ny volo ( 2 Ă  3 semaines)
♊ Mety amin’ny faritra rehetra amin’ny vatana ( Jambes, aisselles, sourcils, duvet, barbe )
♊Manafotsy ny tasy navelan’ny rasoir đŸȘ’

Koa aza misalasala ary manantona amin’ny hafatra miafina( mp ) manao commande fa efa maro no afa-po đŸ„°

📩Pack : 15000 ar y compris 250 ml de cire froide, 15 bandes Ă©pilatoires, 1 spatule et 1 conseil d’utilisation

🚚Livraison à partir de 3000 ar en ville
4000 ar en périphérie

Contact : 0347563180

Photos from Cire d’épilation naturelle's post 04/05/2023

Miarahaba anareo rehetra indray izahay ato amin’ny cire d’épilation naturelle đŸ‡Č🇬😍✹
Efa miha mangatsika izao ny andro koa andao hikarakara vatana amin’ny alalan’ny fanesorana ny volovolo rehetra tiantsika esorina amin’ny vatantsika đŸ˜â€ïž

Cire d’épilation naturelle vita Malagasy đŸ‡Č🇬✹

Maro dia maro ny tombotsoa azo avy aminyđŸ„°
✔Mety amin’ny faritra rehetra amin’ny vatana ( Jambes, aisselles, sourcils, duvet, barbe )
✔Manadio ary mampalandina ny faritra mainty navelan’ny rasoir đŸȘ’
✔Miha manify ny repousse ary ela vao maniry ny volo ( 2 Ă  3 semaines)
✔Tsy mangidihidy be toy ny esorina amin’ny rasoir đŸȘ’ intsony rehefa avy mampiasa ilay Cire

Maro no efa afa-po tamin’ny fampiasana azy koa aza misalasala manao commande fa misy anjaranao foana tompoko ✹â˜ș

Koa miditra hafatra miafina avy hatrany

📩 Pack 15000 ar y compris 250 ml de cire froide, 15 bandes, 1 spatule et 1 mode d’emploi
🚚 Livraison à partir de 3000 ar en ville
4000 ar en périphérie

✹Mirary soa tompoko ✹

14/04/2023

Miarahaba antsika rehetra mpanaraka ny pejy ! ✹
Vaovao be indray no atolotra anareo 😍
Cire froide efa miaraka aminy bande, mety amin’ny faritra rehetra ( visage, aisselles, maillot, jambes )

đŸ’ČPrix : 3500 ar l’unitĂ©
🚚 Livraison : à partir 3000 ar
Afaka manao recupération ihany koa ianareo
📞TĂ©lĂ©phone : 0347563180

Aza misalasala manantona amin’ny hafatra miafina manao commande✹

Misaotra antsika rehetra đŸ„°

13/04/2023

Inona ny tombon-tsoa avy amin’ny fampiasana ny CIRE D’ÉPILATION???

✅Mia-manify ny repousse satria miala hatramin’ny fakany volo ( tsy toy ny rasoir izay manapaka )

✅Ela vao maniry ny volo ( 2 à 3 semaines )

✅Mia-fotsy sy malandina ny faritra avy natao epilation

✅Mety amin’ny karazan-koditra rehetra ary amin’ny faritra rehetra ny vatana ( maillot, aisselle, visage


Koa manasa antsika rehetra anjifa ny VITA MALAGASY

>> Pack 15000 ar ( cire 250ml + 15 bandes + + 1 spatule + mode d’emploi)

✹Livraison : 3.000ar
☎ Tel : 0347563180

Telephone

Website

Address

Lot 293 Bis Mc Mandrosoa Ivato
Ivato

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Cire d’épilation naturelle posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Subscribe

We will notify you when anything happens in Ivato.