Mon choix Idéal
Ny Fahamarinanao no vavolombelonao @ andro ho avy
27/05/2026
Motivation-ako ve ? Jesosy 🩷🥰
Ny mahatonga ahy miezaka ny mandroso ? Jesosy
Ny mbola mampijoro ahy na dia eo ny tafiotra ? Jesosy
Jesosy hatramin’izay dia Jesosy mandrakizay 🩷🥰
18/05/2026
tsisy mahita mintsy ve le varotra ato e
Facebook Lite for Android This version of Facebook uses less data and works in all network conditions.
19/04/2026
15/04/2026
😍Robe maivamaivana araraoty fefa keli sisa 😍
30000ar manao livraison mandefa ani am faritra 😍
10/04/2026
(Supeur c**pie)
*Version IOS
* Caméra 32mpx // selfie 32mpx
*Mémoire 256gb// Ram 8gb
Sous carton avec accésoires
Manao livraison mandefa ani am faritra😍
08/04/2026
Ato ndray n maso rzareo 😍
Jereo izay mety a de tongava mp
vaovao daholo ireo 😍
Marina zani
06/04/2026
‼️𝕍𝔼𝕋𝕊𝕆𝕍𝔼𝕋𝕊𝕆 𝕄𝔸𝕄𝔸𝕋𝕆ℕ𝔸𝕃𝕀ℕ𝔸
" "
Mandalo ny zava-drehetra
ka araraoty mandrakariva
ny hafaliana mba hitoetra
tsy amin'izato feo iva.
Mandalo ny zava-drehetra
ka eritrereto izay hahasoa
fa aoka ianao tsy hitsetra
raha te ho tretrika tokoa.
Mandalo ny zava-drehetra
ka tanteraho re ny tanjona
isan'andro tsy misy fepetra
tsy misy fosa sy anjona.
Mandalo ny zava-drehetra
ka asio vavaka lalandava
no farany fa ilay tarigetra,
mampiranga ny mazava.
©️ Fredy Jaofera
06/04/2026
😍Hoan'izay mbl tsy nahazo a,tongava mp fa omena fahafampo nareo 😍amle malefaka tsara ito 😍
05/04/2026
Happy Easter Every All
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Contact the business
Website
Address
Ivato
101