Golden Glow

Golden Glow

Share

💞Ici, votre satisfaction est essentielle💞

03/09/2026

✨ Ho valitsika amin’izay ilay fanontanina be mpametraka be hoe : manimba ve fanaovana brushing sa tsia?

👉 Valiny dia tsia raha manaraka tsara an’ireto toro-lalana ireto :
* mila mampiasa soin mifanaraka filàny volonao
* mila mampiasa spray protecteur chaleur na thermo-protecteur
* atao mifanaraka amin’ny type volo ny temperature matériel ampesaina
* ❌ fadina ny fanaovana coup de peigne isan’andro na matetika be
* tsy manao brushing volo maloto …

📌 Koa raha te hanana volo salama no tsara finition ary di aza misalasala manantona anay.

☎️ 0329172816
📍 Mahavoky Sud (en face Jamoka)

29/08/2026

✨ Toro hevitra ho atsika miheritreritra ny andoko volo (coloration cheveux) :

=> mila manana fotoana sy mazoto mikarakara volo
=> tsy maintsy manao bain d’huile alohan’ny hanasana volo
=> tsy voatery hoe mampiasa gamme fa afaka mélanger-na produit (conseillé-nay foana ny hoe tsara kokoa mélanger-na fa tsy maintsy misy pour cheveux colorés)
=> tsy mitovy produit ampesaina amin’ny loko
=> tsy hoe rehefa te handoko dia afaka mandoko volo, miankina diagnostique foana na afaka mandoko na tsia
=> fadio mandoko volo mainty raha mbola mihevitra ny andoko volo
=> tsy loko rehetra no tsy maintsy hety avokoa na hoe tsy maintsy mivoaka …

👉 Mila manana fotoana, tsy taitaitra, mila manana budget (produit).

NB : coloration sur rendez-vous dia tsy maintsy misy acompte.

📱 0329172816
📍 Mahavoky Sud (en face Jamoka)

Photos from Golden Glow's post 23/08/2026

👉 N’inona n’inona type ana volonareo dia ho vita tsara foana fa aza misalasala manantona anay.

NB : Ny rendez-vous tsy maintsy mandefa acompte.

📱0329172816
📍 Mahavoky Sud (en face Jamoka)

Photos from Golden Glow's post 17/08/2026

✨ Une nouvelle coiffure pour se sentir encore plus belle 🥰

📱 0329172816
📍 Mahavoky Sud (en face Jamoka)

14/08/2026

📱 0329172816
🏘️ Mahavoky Sud (en face Jamoka)

Photos from Golden Glow's post 04/08/2026

Une coiffure 👩‍🦰 réalisée avec précision pour révéler votre élégance. ✨

📱 0329172816
🏘️ Mahavoky Sud (en face Jamoka)

27/07/2026

👇👇Zavatra sendra nahasosotra kely ana👇👇

Cliente : otrinona manao voloko?
GG : 40 000ar
Cliente : Ah! Lafo be zany mba ataovy 30 000ar
GG : Ataoko 35 000ar zany izy androany.
Cliente : mitovy amin’ny fanaovako ary ihany zany. (Dia enao ndray no hanontaniny hoe ary amin’ilay trano be ary, iza moa?) Dia niantso olona mihitsy hanontaniana an’ilay coiffure, dia mbola hoy izy aveo hoe io prix io fanaovako ary …… .
GG : 🧐🤫🤫🤫

👉 Tsy mampaninona ana mihitsy hoe miady varotra satria tsy ampy ilay vola, fa kosa tsy manaiky mihitsy izaho hoe ampitahainao ilay amin’ny hafa ny prestation anay.

📌 Sary tsy misy hidiran’ilay resaka io 👇👇, fa aza misalasala manantona anay fa vonona handray anareo am-pitiavana foana izahay.

📱 0329172816
🏘️ Mahavoky Sud ( en face Jamoka)

Photos from Golden Glow's post 17/07/2026

✨ ✨ Rectification de coupe ✂️

🥰 Parce que chaque détail compte, nous ajustons votre coupe avec précision pour un résultat net, et parfaitement adapté à votre style.

❤️ Ici, votre satisfaction est essentielle ❤️

📱0329172816
🏘️ Mahavoky Sud (en face Jamoka)

14/07/2026

🥰👩‍🦰

📱0329172816
🏘️ Mahavoky Sud (en face Jamoka)

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Mahajanga?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Address

Mahavoky
Mahajanga
401

Opening Hours

Monday 08:00 - 12:00
13:00 - 18:00
Tuesday 08:00 - 12:00
13:00 - 18:00
Wednesday 08:00 - 12:00
13:00 - 18:00
Thursday 08:00 - 12:00
13:00 - 18:00
Friday 08:00 - 12:00
13:00 - 18:00
Saturday 08:00 - 12:00
13:00 - 17:00