Rolly coiffure
Spėcialiste et en coiffure de mariée
Salama o tena talata any mihintsy Vao misokatra n'y bar a composé..misaotra anareo mpanjifa amniny fandaminana..n'y yaourt s'y flan nefa disponible fona manomboka rapitso alatsinainy
07/03/2023
Manomboka ny alatsinainy 13 martsa dia afaka tonga amizay ianareo lehilahy miety ato aminay... Zao ny santionany.. Miezaka foana "rolly coiffure" anakaiky bebe kokoa anareo mpanjifa. Miandry anareo izahay
18/02/2023
Salama o. Elaela tsy nizara tato.. Mahafinaritra oa ilay fasahiana e. Tokana ny adiresy. "rolly coiffure" ankadilalan amahamasina 0340604770
30/12/2022
Salama o..rahampitso sisa dia hifarana ny taona..."rolly coiffure" dia misokatra manomboka am 6 ora maraina anomezana fahafahampo anareo mpanjifa ...ary vonona foana ny ekipa hanome ny tsara indrindra avy amin'ny tsirairay...tsenao am fahamanjana ny taona vaovao...miandry anareo izahay...rolly coiffure ankadilalana mahamasina..0340604770
24/12/2022
Miandry anareo izahay sy ny talenta nomen'TOMPO anay.ndao are ..presence kely hoe zay efa nandalo sy mbola andalo anio....
15/12/2022
Salama daolo o..te iova kely ihany koa ve ianao aminizao andeo fety zao ...tokana ny adiresy..rolly coiffure ..andilalana mahamasina .0340604770 misokatra manomboka amin'ny 6 ora sy sasany maraina hatramin'ny 4 ora sy sasany hariva .
Une visite s'impose dans un endroit convivial et chaleureux 🥰
L'équipe n'attend que vous 😍
💇 Grâce à lui, je suis belle 💇
Rolly Coiffure Ankadilalana Mahamasina
0340604770
15/09/2022
Izara lavavolo indray isika anio..."rolly coiffure"grace a lui vous etes belle..0340604770
14/09/2022
Ny ekipan'ny "Rolly coiffure" dia vonona foana hanome fahafahampo anareo....tongavasoa are...izara karazana volo fohy indray isika anio
"Rolly coiffure" ankadilalana mahamasina.0340604770
Click here to claim your Sponsored Listing.
Telephone
Website
Address
Mahamasina
Opening Hours
| Monday | 06:30 - 16:30 |
| Wednesday | 06:30 - 16:30 |
| Thursday | 06:30 - 16:30 |
| Friday | 06:30 - 16:30 |
| Saturday | 06:00 - 17:00 |